Hatsikana sy lalao
kala
(
28/03/2006 15:15)
Maty zany i dracula de lasa niakatra tany an-danitra fa hotsaraina. :evil:
- Ianao aloha ry dracula dia tsy azoko ampidirina ao @'ny paradisa mitsy ê! Enao be fahotana , sady misotro ny ran'olona. O...
tohiny
novalian'i sasa ny 06/04/2006 05:39
kala
(
28/03/2006 14:23)
Belge iray tonga tao amin'ny dokotera - nitaraina mafy.
- tena marary ange zà radoko ê! ny masoko ankavia no tena voa
- fa ahoana no nahatonga an'izany?
- de tsy haiko mihitsy fa t@ maraina zà e...
tohiny
novalian'i kala ny 04/04/2006 06:50
kala
(
28/03/2006 13:05)
(Tadiavo dieny zao aloha i HM hanao tsikera:twisted:)
Fiaramanidina iray izay tratran'ny fisafotofoton'ny rivotra be teny an'habakabaka teny.
nisy oram-be nivatravatra, avandra, rivo-mahery sy ny ...
tohiny
novalian'i totofy ny 04/04/2006 16:38
hery
(
28/03/2006 11:32)
Efa nampoiziko ihany hoe hanao vazivazy ratsy Ravalo amin'ny poisson d'avril... kinanjo nataony talohan'ny poisson d'avril ny fanambarany :-(
[img]http://static.flickr.com/54/119289848_7e6c43a87d.j...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/04/2006 10:00
Herimiafina
(
27/03/2006 17:26)
[u][b]Zanany:[/b][/u] -Neny an! Neny an! misy lehilahy miara-matory amin'ny mpiasa-tsika ao amin'ny hefitranony ao!
[u][b]Reniny:[/b][/u] -Inona ity loza lazainao anaka, aiza izany? aiza? atoroy ah...
tohiny
novalian'i pissoa ny 11/04/2006 14:29
ikalakintina
(
27/03/2006 12:34)
ze mahay o!
raha mahatratra ahy de babeko!...
tohiny
novalian'i kala ny 04/04/2006 07:06
dadabe
(
26/03/2006 07:05)
mividiana billet mialoha sao tsy ,mahazo pilasy
arimalala , mamzelkely ary i pissoa ireo vhv 3 ireo :{:{:{:-D
[img]http://www.tnawrestling.com/knockouts/[/img]
...
tohiny
novalian'i dadabe ny 05/04/2006 04:22
lanto
(
25/03/2006 11:30)
Nanao fifaninana hiditra mpiasa amin'ny rano sy ala ity ranamana ka tafita hatreo amin'ny adina am-bava.
Nony tonga ny anjarany dia nampidirina tao amin'efitrano feno sarim-biby eny amin'ny rindrina....
tohiny
novalian'i kala ny 04/04/2006 07:14
patrick2002
(
25/03/2006 10:45)
Ho antsika rehetra izay misy ati-doha
dia misy fanoratra izay mahavaky loha
indrindra ireo mpifankatia, miray fo,
aminy farany taratasy misy hoe :[b]JE T'EMBRASSE PARTOUT [/b]
Iza ian...
tohiny
novalian'i sasa ny 13/04/2006 03:22
memerz
(
25/03/2006 02:36)
Miala tsiny fa @ teny frantsay kely ity:
Combien il y a de sortes d'OVNI ?
...........
...........
...........
...........
Il n'y a que deux:
L'OVNI tender et L'OVNI true...
tohiny
novalian'i kala ny 04/04/2006 07:20
Herimiafina
(
24/03/2006 20:21)
Filaharana hitady asa, mandalo tsirairay eo anoloan'ny mpiandraikitra ny fampidirana mpiasa.
Tonga teo amin,ny tour-ny ity lehilahy iray, toa maosimaosy ihany.
Mpiandraikitra: Anarana?
Ilay ran...
tohiny
novalian'i kala ny 04/04/2006 07:23
ari.malala
(
24/03/2006 09:34)
Nisy lhl ony nahazaka sipa vaovao, d mba tiany hahita ny appart ny znay le sipa d nentiny tany @nazy indrya hariva, d vao niditra d toga d ozy le sipa, hay, tsara b ny canape anao. Jejo ery lery nama...
tohiny
novalian'i Veloo ny 26/03/2006 01:00
Fiffi
(
24/03/2006 09:01)
Fa nahoana no novonoinao ho faty ny sakaizanao Rakoto ?
- ka izy ihany no niteny hoe afoiny ho ahy hatramin'ny ainy hono koh , dia tonga dia novitaiko haingana sao miova hevitra eo indray izy koh ! h...
tohiny
novalian'i kala ny 04/04/2006 07:24
Fiffi
(
24/03/2006 06:32)
Nibedy an-janany ity raim-pianakaviana : Toa lasa ratsy be ny naoty azon'ialahy tato ho ato fa tsy toy ny tamin'ny volana ambony ?
- Ka izaho tsy nomenareo vola nataoko "goûter " kah !
-Angaha raha...
tohiny
novalian'i kala ny 04/04/2006 07:25
Fiffi
(
24/03/2006 06:27)
Misy bandy kely roa nifanena , mitomany be ny iray : fa inona no mampitomany an'ilahay ?
Hanao analizy rà aho nefa hono tapahan'ny dokotera ny loha-rantsana hoy zokinay rehefa atao analizy!
Nitoman...
tohiny
novalian'i kala ny 04/04/2006 07:26
ari.malala
(
23/03/2006 12:29)
Nisy Frantsay 3 zany, maty d nony tonga teo am-baravaran'ny lanitra d nihaona t@ Md Piera, d ozy Md Piera we aty @ paradisa an, misy karazana toeram-ponenana, arakarakay ny QI. D nampanaovina test izy...
tohiny
novalian'i Veloo ny 28/03/2006 02:39
ari.malala
(
23/03/2006 11:54)
Ahoana ny fandorana sofina belge?:-D:-D:-D:-D...
tohiny
novalian'i Veloo ny 30/03/2006 21:20
ramajik
(
23/03/2006 09:42)
Lava loatra ny volon-drazoky ka niteny t@ vadiny izy fa handeha hiety any @ Radezy.Rehefa tafaverina avy nihety razoky dia nitantara t@ vadiny:" mba cool kosa Radezy fa 5000 fmg fotsiny no nanapaka ny...
tohiny
novalian'i kala ny 04/04/2006 07:27
nolalaina
(
23/03/2006 08:07)
Ahona no halalana fa hiteny zvt intelligent ny lehilà??
Refa hiteny izy dé atombony @ "ouz ny vadiko oé....."
:wink:...
tohiny
novalian'i Veloo ny 26/03/2006 01:09
Herimiafina
(
22/03/2006 19:49)
Nifanena tamin'ny Genie iray hono ireto blondes telo andeha hiampita renirano misy courrant be izay. Sahirantsaina izy telo vavy ny amin,ny fomba hiampitana ilay renirano no nipoitra ity Genie, izay n...
tohiny
novalian'i Veloo ny 02/04/2006 02:30