Hatsikana sy lalao

booboo ( 22/03/2006 17:55)
Toy izao ny fandehany. Mamaly izay fanontaniana napetraky ny teo aloha izay mamaly ary mametraka fanontaniana tsotra sady fohy ho an'ny namana manaraka. Satria tsy misy mametraka fanontaniana ho... tohiny
novalian'i sasa ny 11/04/2006 03:29
ari.malala ( 22/03/2006 09:57)
Avy nianatra ony zany ty blonde anankiray (maternelle io an) d jejo b izy nitantara t@ reniny: neny a neny a, zay zany an, nianatra nanisa d ny ankizy neny an, tsy nahavita afatsy hatreo @ 3 nef any a... tohiny
novalian'i Veloo ny 26/03/2006 01:13
diamondra27 ( 22/03/2006 06:20)
Aorian'ny tsikitsiky de andeha hilalao indray e!:wink: Tao @ lapa iray no niseho ny tantara. Nisy mpanjaka anakiray hono izany nanana DIAMANTS 32 no isany, ary ny zavatra tena mi-obsédé azy di... tohiny
novalian'i Veloo ny 26/03/2006 01:15
kala ( 21/03/2006 14:30)
Frantsay (F) iray, amerikana(Am) iray, belge (B) iray no nasain'ity arabo (Ar) iray ho any an-tranony izay tanana miendrika lapa be,tanana zao an! misy zaridaina tsara tarehy,misy dobo filomanosana sn... tohiny
novalian'i Veloo ny 26/03/2006 01:16
kala ( 21/03/2006 14:08)
Namangy ity belge iray t@ andro alina ity tary iray Teo amin'ny latabatra kely eo andoha fandrianany de nahitana vera roa Gaga le mpamangy - fa atao inona leisy ireto vera roa ireto?:o:o:o:o - sh... tohiny
novalian'i kala ny 04/04/2006 07:33
kala ( 21/03/2006 13:49)
Ny belge zany refa avy ny ny orana ka mitselatselatra be iny ny andro de mihazakazaka mankeny am-baravaran-kely de mitsirika any ivelany. :?::?::?::?::?::?: Hay ry zareo mihevitra sao de mba azo s... tohiny
novalian'i Veloo ny 26/03/2006 01:18
kala ( 21/03/2006 13:41)
sao de efa nandeha teto aloha klé :?: mpivady belge iray nandeha tany Egypta mba nijery irony tranom-bakoka (musée) irony. Nahita ireny faty tehirizina anaty vata be irony izay nisy soratra 3865... tohiny
novalian'i Veloo ny 26/03/2006 01:19
kala ( 21/03/2006 13:36)
Teny @ RN iray nisy belge mitsambikimbikina teny ambony mercedes milay be Nijanona ny zandary iray : - misy simba angaha ny fiaranao? - an!an!an! - fa maninona no hitsakitsaihinao toa an'io sa n... tohiny
novalian'i Veloo ny 26/03/2006 01:21
dadabe ( 21/03/2006 03:57)
hehehe tairo aza e, iza no mafy be fa raha azoko de....:{:{[img]http://www.tnawrestling.com/detroitpics/large/05.jpg[/img]... tohiny
novalian'i kala ny 07/04/2006 15:30
Herimiafina ( 20/03/2006 18:16)
Nisy belge iray hono nipetraka tao Frantsa, dia niditra fivarotana iray, dia nanontany siramamy miaraka amin'ilay accent belge! B: misy siramamy "une fois" ve ato e? de hoy ilay mpivarotra frantsa... tohiny
novalian'i kala ny 04/04/2006 07:41
dadabe ( 20/03/2006 05:54)
lazao hoe izay karazana [b]FIKA[/b] fantatrao ?? aleo zah no hanomboka azy tsy misy azo ialana = tsy misy [b]FIKA[/b] tohizo....... tohiny
novalian'i kala ny 07/04/2006 06:16
watafon ( 20/03/2006 05:39)
Tao am-pivarotana Frantsay iray no mitranga ny tantara, misy belge manadala zay tonga isan'andro: - B: mba anaovy siramamy iray litatra :-D - F: :evil: ny ampitso indray: - B: mba omeo kely menaka... tohiny
novalian'i Veloo ny 30/03/2006 21:25
xxx ( 18/03/2006 03:49)
[img]http://membres.lycos.fr/textart/03/GS_216ac15b6cdaa88d510d1e9809130652.png[/img] ... tohiny
novalian'i kala ny 06/04/2006 07:36
Herimiafina ( 17/03/2006 20:19)
Niainga hono ity Frantsay iray handeha ho any Bruxelles, hi-se moquer ny belge sy hijery ny havendranan'izy ireo. hehehe=))=)) Nitondra bisikileta izy ary niditra station service iray, sady tonga d... tohiny
novalian'i Veloo ny 27/03/2006 18:51
kala ( 17/03/2006 14:37)
Ekipa belge anankiroa nanao baskety. Nandritry ny fotoam-pilalaovana de tsy nisy nahafaty mihitsy. gaga ny mpijery hoe f'ahoana le? hatrary ka hatraty zany reto belge reto de vendrana foana. ... tohiny
novalian'i Veloo ny 26/03/2006 01:38
kala ( 17/03/2006 14:29)
Tao amin'ny birao iray ity belge tratra natory am-perinasa io an! - enao zay an! intelo no tratrako natory tato am-piasana. Saziko ianao! - Tsy hadisoako ange Mesié le Direktera ê! -:?::?::?::?... tohiny
novalian'i Veloo ny 21/03/2006 21:24
kala ( 17/03/2006 14:11)
Nandeha nijery sinéma ity belge iray tamin'izany andro zany. Lasa aloha izy nandeha nividy billet teo amin'ny kesy dia lasa niditra.:) Afaka fotoana fohy, niverina indray ranamana nividy billet ind... tohiny
novalian'i Veloo ny 21/03/2006 21:24
kala ( 17/03/2006 14:04)
Nanontany ny mpampianatra iray : - ahoana no ahafantarana fa belge ny olona iray eny @ aéroport Tsy taitra i zenaida namaly : - izy irery no mandraraka fotsimbary fa heveriny hoe vorona ilay fiar... tohiny
novalian'i Veloo ny 21/03/2006 21:25
kala ( 17/03/2006 13:47)
tafaraka tany anaty fiaran-dalamby reto zatovo roalahy... - mbola lava leisy ny lalana f'avia elà hitantarako tantarana belge mampime be - he moramora letia fa zà ange belge ê! (izy io fa tsy zà... tohiny
novalian'i Veloo ny 21/03/2006 21:25
diamondra27 ( 17/03/2006 11:28)
miarahaba ny PATRICK rehetra e! de ity ho an'i Pat(l):*:*(l)manokana :-*:-*:-*:-*... tohiny
novalian'i kala ny 03/04/2006 14:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1458