Hatsikana sy lalao

nolalaina ( 14/03/2006 17:02)
:b :b :b :b :b :b :b :b :b... tohiny
novalian'i Veloo ny 24/03/2006 20:55
kala ( 14/03/2006 17:01)
Efa hita ve aloha ê! tsy olana fa averina indray. Indray alahady Mompera niteny tao @ leglizy : @ alahady heriny anio dia hanao lahateny momba ny lainga isika. fa alohan'izany dia mangataka anare... tohiny
novalian'i Veloo ny 16/03/2006 20:21
kala ( 14/03/2006 16:54)
Tao amin'ny tranon'ny Pasitera no niseho ny tantara. izany hoe ry Pasitera mihitsy no nanasa olona betsaka hisakafo atoandro indray alahady. tsy afaka nilalao i Bary (azafady raha misy ps na anaran... tohiny
novalian'i Veloo ny 16/03/2006 20:21
rafozanasket ( 14/03/2006 16:39)
Niaraka ny president Bush, Chirac, Ravalomanana, ka niresaka: Bush: zay lety ny favy indrindra eto aminy planeta a! anay ny tanàna, efa noravainay sy nozerainay ny baomba zao Iraka! Chirac sy R... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/03/2006 16:31
rafozanasket ( 14/03/2006 16:28)
Misy paoma 8 dé misy maivana ny iray aminireo, dé ianao tsy afaka mandanjà mihoatrany indroa amina balance. Dé ahoana ary no afataranao hoe ity na iry lé paoma maivana?:!:/:/... tohiny
novalian'i Veloo ny 21/03/2006 21:32
rapala ( 14/03/2006 08:50)
Nisy taxi-brousse nitondra entana be dia be teo ambonin'ny tafo ( vilia 1 boite, vera 1 bte, sotro etc.), tao koa ny kidoro, kisoa, akoho, valizy etc.. Nandeha mafy ilay chauffeur, ka lasa tany an-t... tohiny
novalian'i Veloo ny 22/03/2006 21:02
Fiffi ( 14/03/2006 08:27)
Izao indray ary: andao hoe mba lazaintsika tsirairay avy ny dikan'ny "ps" n'tsika . Ohatra zao hoe i pissoa= nety hoe piso kely izy :) na i diamondra=nety hoe nahazo diamondra ngeza be izy dia io no n... tohiny
novalian'i zoklbfkfk ny 23/03/2006 11:52
kala ( 13/03/2006 17:41)
Niresaka reto mpinamana roalahy (mbola tao amin'ny bar ihany fa tsy mbola nody - efa hody) - =(( tena tsy milay mihitsy leitsy ny fiainako zay tato hoa ato :evil: - f'ahoana leitia nefamba mpinama... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/03/2006 16:35
kala ( 13/03/2006 17:20)
Asa raha efa teto ity fa arosoko ihany . Tao amin'ny bar ity kôfa iray. Mikômandy labiera. de misotro.Mijery ao am-paosiny.:-w Mikômandy ndray. Migoka. Mijery ao am-paosy.:-w Mikômandy ndr... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/03/2006 16:36
kala ( 13/03/2006 17:03)
Nandeha nikônfesy ity zatovolahy iray. - tena nanota zà mompera:-w - nanota tamin'iza anaka? - tsy azoko tenenina anao fa tena fahotana mahafaty:evil: - afaka manampy anao aho ry zanako. nanota ... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/03/2006 16:37
kala ( 13/03/2006 15:26)
Nandritry ny dia iray mampitohy kôntinanta roa no niseho ny tantara. Mpandeha iray mipetraka eo akaikin'irony varavarankelin'ny fiaramanidina irony no nikiakiaka mafy nahita fa misy mirehitra ny f... tohiny
novalian'i kala ny 22/03/2006 06:08
kala ( 13/03/2006 14:32)
Lehiben'ny masera : Hono hoa ry maserakely, raha tratran'ny lehilahy iray :evil: mikasa hanolana anao eny an-dalana ianao dia inona no hataonao? maserakely : ntsss! tsotra fotsiny, esoriko ny akanj... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/03/2006 16:38
kala ( 13/03/2006 14:25)
PMU
Tafaraka reto mpiakama roalahy Matikambo sy Bezesta tao amin'irony trano fisotroana irony: Matikambo : Zà leitia mba te-hanao PMU nefa tsisy fantatro ny momba ny soavaly 8O Bezesta : shhhhh! tsy ol... tohiny
novalian'i kala ny 22/03/2006 06:04
kala ( 13/03/2006 14:02)
Hoy ity vehivavy iray tamin'ny vadiny : - Chéri a, efa mba nieritreritra ny momba ny aniverseran'ny mariazintsika?:* - Edrey, ianao ve ahoana ê! Hoentiko any amin'ny toerana mbola tsy nalehanao ia... tohiny
novalian'i kala ny 21/03/2006 06:44
rapala ( 13/03/2006 13:58)
Misy hira izay tena tiako be mihintsy fa tsy fantatro ny mpihira aza, toy izao no fandehany: "teto izahay no nanao ny fanekena, vita tamin'ny fo madio fa tsy noterena, teo ihany koa....... tsy ratsy... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/03/2006 16:40
vegas ( 12/03/2006 23:50)
Sambany vao nahita ranomasina hono izy 'reto belge roalahy dia mba samy nameno tavoahangy tsirairay avy mba hatao souvenir, sady marre haute koa tamin'izay. Niverina izy roalahy ny tolakandro, lasa m... tohiny
novalian'i kala ny 21/03/2006 12:00
pissoa ( 11/03/2006 12:52)
Blagy tamin'ny teny Frantsay an, nadika (vilana) ho teny Malagasy :roll: Volana Avril ony zany an, efa akaiky ny Paka. Dia tamin'ny oran'ny Katesizy tany ampianarana dia nanontany i Mopera hoe: -E... tohiny
novalian'i pissoa ny 21/03/2006 10:17
xxx ( 11/03/2006 04:49)
Tamin'ny filoha ravalomanana mbola ben'ny tananan' Antananarivo hono no niseho ny tantara. Namangy an'ny Madagasikara izany ny solon-tena avy tany Japon, hijerijery ny zava-misy. Nalahelo ery ireo so... tohiny
novalian'i kala ny 21/03/2006 06:53
hery ( 09/03/2006 11:48)
Tao amin'ny karajia-n'ny serasera... Rehefa miditra ao ianao http://chat.serasera.org ka mitady olona efa nandalo dia manao hoe !seen dia valiany hoe oviana no tao farany. Dia nataoko hoe !seen Andr... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/03/2006 01:22
mamzelkely ( 08/03/2006 12:52)
nisy ankizy kely 3 hono zany niresaka de nifampidera teo: ankizy faha-1: za lesy refa lebe de hande ho eny am planeta marsa aaaaa!!!! ankizy faha-2: tsss mbola ts milay noho ny reve-ko zay, za h... tohiny
novalian'i Veloo ny 19/03/2006 04:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.174