Hatsikana sy lalao

mamzelkely ( 22/02/2006 11:50)
ts haiko na mety fa teny vôzah ty navadiko teny gasy aa: nisy ankilahy kely hono niazakazaka tany am reniny sady nikikika hoe: - neny a, neny za nahita an le akoholahitsika nanao in-10 androany..... tohiny
novalian'i Veloo ny 27/02/2006 18:56
diamondra27 ( 22/02/2006 06:32)
Fanahy iniako mihitsy ny niandry le Saint- Valentin ho vita vao nalefa ity blagy ity, sao manko manapaka ny feeling-ny sasany. - nandefa un bon millier de carte de Saint Valentin aho avec en gu... tohiny
novalian'i Veloo ny 03/03/2006 16:59
pissoa ( 21/02/2006 06:14)
Asio hatsikana vaovao indray eeeeeeee :roll::roll::roll:... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/02/2006 17:48
Solitikabe ( 17/02/2006 14:04)
Hono ho'a ry reto, izaho mba te hampme kely, fa le tononkalo X kely izay, de azo alefa eto ve... tohiny
novalian'i dadabe ny 12/03/2006 04:40
Dezy ( 17/02/2006 09:35)
inn ny mahasamiafa ny 51(pastis) sy ny 69??... tohiny
novalian'i Veloo ny 03/03/2006 16:59
lanto ( 15/02/2006 12:48)
Efa henonareo ve ny sôsisin'i Lita ? Toa mahalala an'io dôly kou! Aleo hitady hafa ! :D... tohiny
novalian'i Veloo ny 01/03/2006 19:20
kala ( 14/02/2006 05:17)
Zavatra iray lavalava, raisina tsara amin'ny tanana , sintonina kely de mihalava, ampandalovina eo amin'ny tratra, tsy maninona mihitsy koa raha ampandalovina eo amin'ny kibo, avy eo atsofoka amin'ny ... tohiny
novalian'i Veloo ny 27/02/2006 19:02
vancleef ( 13/02/2006 10:09)
[img]http://www.koreus.com/files/200404/femme_poil.jpg[/img]... tohiny
novalian'i Veloo ny 27/02/2006 19:03
sasa ( 13/02/2006 03:33)
Nandeha nividy kiraro teny an-tsena ity lehilahy 1, alohan'ny hividianany anefa d tena nanontany tsara mintsy izy - Mafy tsara ve ity kiraro ity razoky? - Ye tena mafy tsara mintsy io kan! sady mate... tohiny
novalian'i Veloo ny 27/02/2006 19:04
LazaRandri ( 11/02/2006 00:04)
KL
sarim-biby inona no famantarana ny tananan'i Kuala Lumpur? :lol:... tohiny
novalian'i Veloo ny 26/02/2006 20:16
lapino ( 10/02/2006 12:25)
Nisy masera manja kely hono nandeha bus, dia tara ity bandy anankiray. Nikôty àry lery ka nikôty, fa nidina ihany ilay masera fa tsy zakan'lery. De ozizy le saoferan'ny bus hoe: - atoroko fika el... tohiny
novalian'i Veloo ny 26/02/2006 20:17
nolalaina ( 10/02/2006 08:26)
Androany tsika rankizy dé hianatra ny momba ny fiarovana ... (ouz ramsé) - Parapluie fiarovana @ pluie - parasol fiarovana @ soleil - sns... misy afaka manomé ohatra hafa kou ve @nareo??? Nit... tohiny
novalian'i Veloo ny 17/02/2006 18:09
vancleef ( 09/02/2006 20:40)
Manao inona ny lehilahy sasany mihantso ny sipa hoe "ny akoha vaviko". Toa tsy misy dikany intsony ilay izy rehefa adika teny malagasy kle! indrindra ny valiny.sady tsy mampihomehy no tsy manirikiry ... tohiny
novalian'i Veloo ny 27/02/2006 19:04
ramajik ( 09/02/2006 18:55)
Raikitra ny finala,feno hipoka ny stadiôma, anisan'ireo nandeha nijery tany i Ralita.Ankavian-dRalita, elanelan'na seza iray nisy ranamana hafa nipetraka.Dia nanontany an-dRalita le ranamana:-ahoana ... tohiny
novalian'i Veloo ny 17/02/2006 18:23
lapino ( 09/02/2006 10:44)
http://www.jokefrog.com/flash/dearpenis3.swf Ataovy midobodoboka tsara ny bass hihainoana azy :)... tohiny
novalian'i Veloo ny 22/02/2006 17:38
watafon ( 09/02/2006 08:13)
La lumière de la cuisine ne marchait plus et Jeannine, après avoir vainement tenté d'installer une ampoule neuve, attendait impatiemment son mari pour qu'il règle le problème. Dès qu'il revient... tohiny
novalian'i Veloo ny 26/02/2006 20:23
memerz ( 08/02/2006 19:23)
Nahita ny rainy nisotro toaka ity zanany lahy dia hoy izy: dada a, zà koa hisotro toaka hiaraka @ dada?! dia hoy ity rainy hoe:takatr'ialahy @ filahian'là nga ny lavabodin'là ?! dia hoy ilay zaza ... tohiny
novalian'i Veloo ny 21/02/2006 17:23
memerz ( 08/02/2006 13:11)
Nisy ramatoa hono niantso plombier fa hoe simba ny bidet(fisasanilay ramatoa vao maraina).Tonga aza ity plombier BE VOLOMBAVA BE; -RAMATOA: tena misy olana io rangahy ty fa mba jereo. Nojeren'ilay ... tohiny
novalian'i Veloo ny 16/02/2006 17:10
maelys ( 08/02/2006 08:34)
Ny namoronan'Andriamanitra ny olona : namboariny tsirairay hono ny antsasany nanaraka ny lavany, de avy eo izy tapa-kevitra ny hanjaitra azy mba hanambarana azy. le lhl mazava ho azy no natao mialoha... tohiny
novalian'i Veloo ny 27/02/2006 19:05
nolalaina ( 07/02/2006 18:35)
Bandy gasy niaraka t@ snou kely... nanao ry zareo (zafady fa direct) dé nikikika be lé snou - Ti-Tan Ti-Tan - Ty ngah tsy mahalala kofa gasy ouz lery??? (fier be ery izy @zay) - Ti-Tan Ti-Tan iha... tohiny
novalian'i dadabe ny 05/03/2006 01:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.2034