Hatsikana sy lalao
diamondra27
(
26/01/2006 09:06)
Ramose PTT (Petit Travail Tranquille) et Madama RATP (Reste Assis T'es Payé) izany nananjanaka, iza ary no nataony anarany?
EDF ..... Enfant De Fainéants(zanaky kamolahy sy vavy)
...
tohiny
novalian'i Veloo ny 26/02/2006 20:34
eprom
(
20/01/2006 10:33)
Teny antsena :
- Ohatrinona itony tisôrta itony rey anaka?
- 60.000 ireny bebe ah.
- Ohh! lafo be izy izany!!
- Vônnditsy anie ireny! Vônnditsy ôrizinal. le tena vônnditsy.
- De ohatrinon...
tohiny
novalian'i Veloo ny 30/01/2006 16:21
diamondra27
(
19/01/2006 14:47)
Ahoana no atao mba hahatonga ny silamo ho protestant?...
tohiny
novalian'i Veloo ny 31/01/2006 21:53
jentilisa
(
19/01/2006 06:08)
Fantatry ny lehibem-piadidiana miaramila iray fa handalo any amin'ny toby misy azy ny deba ara-miaramila ao amin'ny faritra misy azy. Efa fantatr'ilay lehibem-piadidiana ny fomba fanontanin'io deba ar...
tohiny
novalian'i Veloo ny 30/01/2006 16:22
diamondra27
(
18/01/2006 19:35)
Mba te- hampiasa saina anareo kely 'zany ny tenako sy hanome fahafampo an'i namana iray zay nangataka blagy hoe: refa mampme kia de zay no zavadebe
Iza ary no mahafantatra ny dikan'ireto?
1°/ 2...
tohiny
novalian'i Veloo ny 27/01/2006 19:28
diamondra27
(
16/01/2006 16:10)
Raha misy olona te hiala eto @ serasera toa an'i dadabe ve zany de mba possible ny fihaonana hanaovana pot d'adieu sy manome fanomezana ho azy raha tena ofisialy be toa izao? sa misy boky atao sonia s...
tohiny
novalian'i Veloo ny 30/01/2006 16:22
lapino
(
16/01/2006 15:11)
Misy tanàna iray hono, mpijangajanga be daholo ny mponina ao. Dia efa leo ilay mômpera fa isaky ny misy mikôfesy dia hoe foana: "nijangajanga aho mômpera". Farany hoy izy tao am-piangonana hoe "Az...
tohiny
novalian'i Veloo ny 26/01/2006 15:31
dadabe
(
16/01/2006 12:04)
izao ary e, nosokafako fotsiny ity size ity de ianareo nom manohy azy fa zah hiala !! manao veloma ny serasera e ! :(...
tohiny
novalian'i Veloo ny 23/02/2006 18:02
Mifenty
(
16/01/2006 10:38)
tena tsitako le fanaovana anlé oe ho an'ny namako iany le sary fa aona lé.
sary be io fa tsy sary kely a...
tohiny
novalian'i Veloo ny 23/02/2006 18:02
Mifenty
(
14/01/2006 14:23)
ito aza misy fanontaniana mafinaritra be eh,
Inona aza no mampitovy ny sipa sy ny ordinatera e?
mahazo biz'oroka zé mahamarina...
tohiny
novalian'i Veloo ny 21/02/2006 17:50
jentilisa
(
13/01/2006 09:55)
Asa ry zareo na efa nisy nilaza tato izy ity na tsia fa soratako ihany aloha.
Inona ny mahasamy hafa ny sipa amin'ny finday na tele na radio na walkman na fiara na lecteur VCD na DVD na rehefa fita...
tohiny
novalian'i Veloo ny 21/02/2006 17:51
notron
(
13/01/2006 06:12)
Mpinamana be izy roa vavy ary mifampitantara ny momba azy rehetra fa tsy dia mifanafin-javatra loatra.
Avy niaraka t@ Razanbà ary ity iray ka vaky vava raha nitantara t@ ity namany hoe :
- Tsy ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 16/01/2006 18:11
kala
(
12/01/2006 11:54)
Tao @ trano fisakafoanana tany Parisy i Jacques Chirac nikaly maraina (vavolombelona zà:-D:-D) : kaoatry, kroisan, besandry, dobera ary kaonfitira no kaliny. Miam:°)
Niala any @'izay G. Bush nitsak...
tohiny
novalian'i Veloo ny 29/01/2006 23:06
kala
(
12/01/2006 07:07)
Ianao ve tia mifampikasoka amin'olona ny vatanao?
Ianao ve tia an'ile fofonaina kely manaitaitra eo ampototsofinao na eo @ hatokao iny?
Ianao ve te-hanandrana position hafa kely : miditra avy an...
tohiny
novalian'i Veloo ny 22/01/2006 20:14
kala
(
12/01/2006 06:50)
Nanontany an'i Bebe ity zafikeliny iray :
- Bebe â! Firy taona kay i Bebe ê?
- Tena tsy fantatro intsony fa efa souara bebenao ka verivery memouara 8O.
- Bebe kou masosotra. Za kou ange tsy mahal...
tohiny
novalian'i kala ny 15/02/2006 06:25
kala
(
12/01/2006 06:35)
Nalain'ol ankeriny teny @ autoroute i G. Bush nandritry ny le ora fisesehan'ny fifamoivoizana iny (ambohitaiazy).
Niala any le tary anakiray nikapokapoka le fitaratra.Nidina ny mpamily.
"fahoana r...
tohiny
novalian'i Veloo ny 17/01/2006 20:22
Vahinala
(
11/01/2006 13:38)
Niara nandeha nijery sinema hono ireto bandy 2 lahy, ny 1 frantsay ary ny 1 kosa belge.
-Sahy manao pari amin'ialahy aho hoy ity frantsay fa mianjera izao io kofa ambony soavaly fotsy io.
-Tairo ary...
tohiny
novalian'i Veloo ny 19/01/2006 19:35
diamondra27
(
10/01/2006 12:45)
Nisy vehivavy iray hono zany efa elaelaizy io no tsy nahazo mofo angaha de mamba be, de tsy nahita hevitra raha tsy nanatona ilay M. le curé, de lasa nakany aminy. Toc toc toc, Mr Le curé , tena tsy...
tohiny
novalian'i Veloo ny 19/01/2006 19:35
Vahinala
(
10/01/2006 11:00)
Izay efa nanaovako an'ity tao amin'ny karajia aloha hiangaviana mba tsy tonga d hiteny an, amzay mba mitady ireo izay mbola tsy mahalala, OK !
Zao ary :
Rehefa amin'ny firy ary ny andro no manen...
tohiny
novalian'i Veloo ny 03/02/2006 16:56
Vahinala
(
08/01/2006 12:22)
Nareo moa mijery ilay fandaharana io amin'ny TF1 ?
Indray alina hono d hozy ny vadiny Jean Pierre Foucault raha tena le te hanao firaisana be aminy iny izy : ( ataoko am teny frantsay fa manjary tsy ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 20/01/2006 19:57
