Hatsikana sy lalao

hery ( 21/12/2005 14:24)
Iza no tena tia manao sudoku ato amin'ny namana ato? Mbola tsy ampy 6-bolana izay no nahalalako ny sudoku fa tena raiki-pitia aho amin'izao :-) Tandremo fa tena andevoziny mihitsy raha mitaredretra :... tohiny
novalian'i Veloo ny 25/12/2005 21:19
Tenio ( 21/12/2005 13:30)
Iza no mba mpijery an'i Beep beep sy coyotte? otran'ny toa hoe ampijaliana foana leiry, nefa anie leiry mba mitady sakafo e, ary vorona ( beep beep ) no mba sakafony nefa dia tena tsy ananana antra m... tohiny
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:15
Dezy ( 21/12/2005 09:37)
misy bar iray fivoriany vampira isakiny hariva deny zavatra sotrona ao tsy maintsy ra daholo. ndray andro zay anefa nisy vampira iray tsy nanam-bola de nikomandy izy ._Rano mafana iray Taitra be lay... tohiny
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:16
namanao ( 20/12/2005 12:23)
inona ary zany oh? sitomina mihafohy avela amizao mihalava???? :?:... tohiny
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:17
rabezizily ( 19/12/2005 10:04)
Inona ary no mahatonga ny biby rehefa mihinanjavatra de tsy maintsy mifofona???... tohiny
novalian'i Veloo ny 22/01/2006 20:25
rabezizily ( 19/12/2005 10:00)
Mba toroy hevitra ry zalah @ ty aretikibo ity fa tena tsy laitra a!... tohiny
novalian'i Veloo ny 23/12/2005 15:23
taratrakely ( 19/12/2005 09:58)
tsy mifidy vava havoaka mihintsy ny renin'i zefinina.i Zefinina koa moa be saina. indray andro ary hoy ny renin'i zefinina. -mandehana r'ilay alikavavy ty mividy laoka a! ataovy hena dia mba safidi... tohiny
novalian'i Veloo ny 21/12/2005 19:43
rabezizily ( 19/12/2005 09:43)
Marina ve zany hoe : "rehefa tsisy volo hono ny ... de matsatso"?... tohiny
novalian'i Veloo ny 22/12/2005 19:18
zefalah ( 19/12/2005 09:34)
mpikafara olona izay tsy izy i zendede,na amin'ny zavatra kely izany na lehibe. nony nandeha niandry faty izy sy zanpoly dia nihira mafy i zanpoly nanao hoe ANY ANDANITRA ANY NO FONENAKO!! dia hoy i... tohiny
novalian'i Veloo ny 21/12/2005 19:44
zefalah ( 19/12/2005 09:30)
hoy ity mpampianatra iray tamin'i mpianany. -tsy tongatonga ho azy akory ireny anarana ireny fa misy hevitra fonosany. Oatra hoe hariveloizao: ny hary teo amin'ny malagasy dia milaza hazavana,ary reh... tohiny
novalian'i Veloo ny 21/12/2005 19:45
Maheriloha ( 18/12/2005 14:24)
Zava-nisy ity : indray androy tafahoana ny fianankaviana ka nifampitantara ny laoka fety .Hoy ny iray rehefa nahita an'i KETAKA tsy dia niteny firy hoe : FANTATRO NY LAOKANAREO NA TSY HITENY AZA INDRY... tohiny
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:17
Maheriloha ( 18/12/2005 14:18)
Indry andro tafaraka tao anaty train ny sipa 3 ka niresaka . Hono aho akia , izany hono fa arakaraka ny fisokatrin'ny vava no fisokatry ny ary ambany ary??? dia hoy ny iray tamin'izy ireo sady menamen... tohiny
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:18
Maheriloha ( 18/12/2005 14:11)
INDRAY andro dia nisy masera 3 niady hevitra , hono hoaho mba inona hoaho ny zavatryny lehilahy e? Hoy ny iray namaly : tsotra anie izany e ! Aleo haka tovolahy iray dia ho hita eo , taloha n'io dia ... tohiny
novalian'i Veloo ny 23/12/2005 15:25
Noslid ( 17/12/2005 17:53)
Inona ny zavatra faran'izay maivana indrindra eto an-tany? (sopapa kely: ny heritreritra dia efa mahazaka sy mampihetsika azy)... tohiny
novalian'i bozimanga ny 18/01/2006 10:26
Maheriloha ( 15/12/2005 07:59)
Namorona fiteny indray ny iray kilasy indray andro ka rehefa te hi-pipi dia milaza hoe teHIHIRA . Nony tonga any an-trano ity ankizy iray dia nanao ny adalany teo anatrehan' ny renibeny ka henoy ary... tohiny
novalian'i Veloo ny 19/12/2005 15:52
notron ( 15/12/2005 06:42)
- Fa maninona lesy elà ry Lety no andro krisimasy zao nefa toa miantsena irery sady mototra beee?? - Maty lesy ny vadiko a! - Ilay vadin'lah faharoa ve zany? - Ie - F'ahoana Lety eee? Tsy t@ heri... tohiny
novalian'i Veloo ny 19/12/2005 15:53
Mifenty ( 13/12/2005 11:42)
hahaha mlay kou le oe herinandro mi masta kle. herinandro mi masta = herinandro tsisy xxx hahaha... tohiny
novalian'i ako ny 15/01/2006 02:55
Fiffi ( 13/12/2005 10:23)
TITRE= TRADUCTION LIBRE...TENA LIBRE -bénéfice route pour lui= tombon-dalana ny azy. -sauterelle ne dort pas 2fois sur le portail=ny valala tsy in-droa mandry am-bavahady. -fils du boe... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/01/2006 19:15
notron ( 13/12/2005 07:03)
- Bonzouro enao Mesie Le Mafibe - Salut Zandrikely - Enao hono refa tezitra de tena mamono mahafaty olona mihintsy an! - Tsy voatery rehefa tezitra fa misy antony ka, ary tena matiko tsy misy raisi... tohiny
novalian'i Veloo ny 21/12/2005 15:48
lapino ( 11/12/2005 17:16)
Inona àry no ataon'ny vehivavy eo amin'ny sofiny mba hisintonany lehilahy?... tohiny
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1548