Hatsikana sy lalao
vaovao
(
01/12/2005 09:59)
Nisy mpanjaka 1 hono nananjanaka vavy tena nahasaro-piaro azy tokoa, hany ka rhf alefany mitsangatsangana 'ty zanany vavy d misy fomba fanaony iray zay:asiany "lame" ao @ entan-drakalakely.Zay rht miv...
tohiny
novalian'i Veloo ny 23/12/2005 15:31
fetrakens
(
01/12/2005 06:39)
FILAZANA.
Atoroko anareo ny fihinanana goavy harina ny voany hanina ny hodiny izay tsy mahay mihinana sokirina ny .......!:D:evil:...
tohiny
novalian'i Veloo ny 07/12/2005 18:57
diamondra27
(
01/12/2005 02:00)
2 segondra ihany no angatahina aminareo
Mandrapipetrakao eo @ seza de ahinjiro ny tongotrao havanana de manaova cercle, ahodino toy ny aiguille à montre ny sens-ny. De refa avy eo, mandritran'izy mi...
tohiny
novalian'i Veloo ny 02/12/2005 16:38
diamondra27
(
01/12/2005 01:57)
- inona ny dikan'ny hoe:"témoin jehovah" @ sinoa?
- Ding dong
...
tohiny
novalian'i dadabe ny 27/12/2005 05:18
diamondra27
(
01/12/2005 01:31)
nisy ramatoa iray hono zany antsoina hoe: aîcha netsena de reto avy ny lisite: voasary, akondro, salade, trondro , pizza , yaourt, café, ronono, siramamy, fromages, divay, de nandalo teo @ caisse @z...
tohiny
novalian'i Veloo ny 13/12/2005 17:52
diamondra27
(
01/12/2005 01:30)
nisy ramatoa iray hono zany antsoina hoe: aîcha netsena de reto avy ny lisite: voasary, akondro, salade, trondro , pizza , yaourt, café, ronono, siramamy, fromages, divay, de nandalo teo @ caisse @z...
tohiny
novalian'i Veloo ny 18/12/2005 02:54
diamondra27
(
01/12/2005 01:17)
Nisy sinoa anakiray hono tratran'ny cancer de efa eo ambavahoana ny fahafatesana nedala de ozy le dokotera taminy: Mr a! sao de misy zavatra tianao hatao alohany hahafatesanao? Eny tompoko hoy le sino...
tohiny
novalian'i Veloo ny 04/12/2005 22:41
dadabe
(
30/11/2005 16:14)
[color=red] [size=13px]
[b]Fitsarana : Voaheloka 7 taona hanao asa an-terivozona ny matoatoan-drangahy mpanolana
29-11-2005 / 13:21
Resaka mampihomehy no sady tsy mampino ity raharaha ity, kanefa z...
tohiny
novalian'i dadabe ny 27/12/2005 05:06
Maheriloha
(
30/11/2005 14:18)
Tany ambany vohitra be no niseho ny tantara : any ambanivohitra mantsy misy ireny mpivaro-mandeha ireny ka sendra zavatra izy ireto fa henoy tsara ; Nisy mpivadyvao ny iray (vavy) 26 taona , ny ira...
tohiny
novalian'i Veloo ny 04/12/2005 01:31
dadabe
(
30/11/2005 14:09)
io injay izao dia be de be ny hanao komantera tsss...
[u][b]jereo eto[/b][/u]...
tohiny
novalian'i sasa ny 20/12/2005 14:26
Maheriloha
(
30/11/2005 13:47)
iNDRAY ANDRO dia niaraka hono izy 4 dahy ka niresaka sipa ( fanaon'ny olona nalahy na vavy mantsy no miresaka sahala an'ity ). Hoy ny iray tamin'izy 4 hoe : , Aiza leysy hoy ny iray , iry letsya! sad...
tohiny
novalian'i Veloo ny 04/12/2005 01:34
gasitiako
(
30/11/2005 12:29)
Niaraka hono ny vitsika sy ny soavaly tany anaty ala, torana tampoka anefa ilay soavaly lahy, fa naninona tampoka teo ary ?!!!!! BEVOHOKANAO AHO hoy ny vitsika, tezitra ny soavaly ka tapakevitra ny ha...
tohiny
novalian'i Veloo ny 05/12/2005 17:08
gasitiako
(
30/11/2005 11:35)
Une blonde erre dans les rayons d'une bibliothèque.
Une autre blonde (employée de la biblio ) veut lui venir en aide et lui demande ce qu'elle cherche :
- Je voudrais un livre ...
- De quel au...
tohiny
novalian'i Veloo ny 07/12/2005 18:48
gasitiako
(
30/11/2005 10:49)
niala vao maraina be tao an-trano za indray andro zay, vao haingana io, poritra mafy te hikapa ranony nefa za, tsy nahita coin fa voatery nitifitra poto, tonga tampoka anefa ireny le police communale ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 04/12/2005 01:37
vaovao
(
30/11/2005 09:33)
Sepotra ery i Naivo niditra ny trano,
-"fa avy taiza izy zany?"hoy reniny,
-avy nanao fifaninanana hazakazaka izahay mpiara-milalao eto an-tanàna
-Ha!!De fahafiry enao t@ zany hazakazaka izany?
-...
tohiny
novalian'i Veloo ny 07/12/2005 18:48
namanao
(
28/11/2005 14:39)
Iza no efa nahavita sady miborosy nify no mihira eh!?
Fantatrareo va fa misy fomba mampety ny miborosy nify no sady mihira!!!
(roa aloha no fantako) araka ny eritreritrao ary ahoana zany?
...
tohiny
novalian'i Veloo ny 02/12/2005 17:01
eprom
(
28/11/2005 14:09)
Nisy bandy roalahy hono izany maty. Le iray, mpirevy toaka sy vehivavy be t@ mbola velona de nalefa tany @ afobe. Le iray indray masimasina be de tany @ paradisa. De nojeren'le bandy tany @ paradisa h...
tohiny
novalian'i Veloo ny 01/12/2005 18:05
diamondra27
(
28/11/2005 11:25)
Indray mande hono de nihaona ireto mpinamana roalahy tsy nifankahita nandritra ny folo taona. De hoy i Rakoto mantsy an'i Randria, faly mahita an'lah leitsy za a!inona letia ny vaovao a? firy zao ny a...
tohiny
novalian'i Veloo ny 02/12/2005 17:04
diamondra27
(
28/11/2005 11:23)
Indray mande hono de nihaona ireto mpinamana roalahy tsy nifankahita nandritra ny folo taona. De hoy i Rakoto mantsy an'i Randria, faly mahita an'lah leitsy za a!inona letia ny vaovao a? firy zao ny a...
tohiny
novalian'i jennifer2 ny 29/11/2005 01:34
diamondra27
(
28/11/2005 11:00)
iarahantsika mahalala moa fa ny alika sy ny voay de tena sakay sy maso ary tena be rancune. Indray andro ary nisy mpihaza sy manjono sendra nifanena t@ le voay de hoy izy hoe: tsy maintsy matiko elah ...
tohiny
