DERNIERE VOLONTE

1. diamondra27 ( 01/12/2005 01:17)
Nisy sinoa anakiray hono tratran'ny cancer de efa eo ambavahoana ny fahafatesana nedala de ozy le dokotera taminy: Mr a! sao de misy zavatra tianao hatao alohany hahafatesanao? Eny tompoko hoy le sinoa marary, mba omeo akoho sauce re za ho aniko e!De nampitandrina azy le dokotera, Ramose a! ny vaovao farany ange zao de hoe: misy grippe aviaire ny akoho ka tsy tokony hanina e! de ozy le marary oe: sssssssssh efa samy ho faty ihany ve tsy aleo hihinana akoho
novalian'i Veloo ny 04/12/2005 22:41
2. Herimiafina ( 01/12/2005 01:28)
Manja kosa zany revin'i nedala zany klé, Mino zah fa ampy voatabia sy sauce soja tsara le akoho an, manjary matianatoka klé, voa doubla, ny akoho tsy natsiro, ny tena maty ihany. hehehehe:-D:-D:-D:-D
3. jennifer2 ( 01/12/2005 01:39)
heimiafina zany tsy taraiky rehefa sakafo an.
4. Herimiafina ( 01/12/2005 01:42)
Oay, misy plezira favy be akôtsan'izany misakafo izany ve ry jenniferII eto antany klé?
de manaraka ny matory.
de manaraka njay vao ny manao, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
5. ari.malala ( 01/12/2005 07:54)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Dmisy laharany mints an:-D:-D:-D:-P:-P
6. mamzelkely ( 01/12/2005 15:43)
ary herimiafina za ny anie ka copain-ko e ra resaka sakafo a;) :-D:-D
7. Mifenty ( 01/12/2005 16:25)


ity no tena nampomé ndrindra atram zay nataon'i diam s retsaretsa
8. Veloo ( 01/12/2005 17:53)
Mifenty ie =))=))=))=))=))
9. diamondra27 ( 01/12/2005 18:54)
zany ve ry mifenty? angatahina droit d'auteur zany ze te ampiseho an'io fa tenako zao no namorina an'io an!De amafisin'i kala veloo koa le izy, sao de maneso kosa e!
10. Veloo ( 01/12/2005 22:23)
diamondra za tsy mba ti maneso :P
11. diamondra27 ( 01/12/2005 23:29)
veloo: misaotra ary e! de iny ny anjy:-*:-*:-* fa eo @ takolaka an! :oops::oops::oops:
12. Veloo ( 02/12/2005 16:46)
diamondra :-*:-*:-*:-D:-D
13. diamondra27 ( 03/12/2005 15:58)
veloo: misaotsa kia ry veloo a!
, za koa lasa mime tampoka ko :-D:-D:-D:-D:lol::lol::lol::lol::lol:
14. Veloo ( 04/12/2005 01:28)
:^):^)
15. dadabe ( 04/12/2005 15:26)
avy manoroka hono izy dia fanina :(
anjekaky oo :°)
16. Veloo ( 04/12/2005 22:41)
dadabe ko za tsy nanoroka an'iza n'iza ko :roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0434