Goavy
1. fetrakens
(
01/12/2005 06:39)
FILAZANA.
Atoroko anareo ny fihinanana goavy harina ny voany hanina ny hodiny izay tsy mahay mihinana sokirina ny .......!:D:evil:
Atoroko anareo ny fihinanana goavy harina ny voany hanina ny hodiny izay tsy mahay mihinana sokirina ny .......!:D:evil:
répondu par Veloo le 07/12/2005 18:57
3. pissoa
(
01/12/2005 14:02)
aleo ian zany :miam::miam::miam: fa iny ny hodiny na voniny tsy misy sokirina zany :-D:-D
9. jennifer2
(
02/12/2005 00:55)
Hery a! aiza enao fa misy resa-goavy ato, sady any aminareo tsisy e! nefa voankazo mafilotra zany.
10. Herimiafina
(
02/12/2005 01:27)
Feno goavy ary atya aminay knou, nenah ataoko konfitura foana fa izay no hitiavakoa zy, sady amin'izay kou izy tsy mahatsentsina, hehehehe:-D:-D:-D:-D
11. jennifer2
(
02/12/2005 03:59)
Zany ve ry hery? mba andefaso za e, za mantsy manina goavy zao. sady lekofitira tokoa tsy mahatsentsina lavaka an, nefa mamy an!:lol
15. mamzelkely
(
02/12/2005 13:15)
ôtran'iza ve ky ry majakely:-D:roll::oops::°):idea::wink::cry::-*:*:^):-D:-D:-D:-D
16. Veloo
(
02/12/2005 16:37)
mamzel a aleo apiko :o:D:lol:8):x:?:(:wink::twisted::°):/:^):°):evil::-D:-D:-D:-D
19. jennifer2
(
04/12/2005 04:30)
merci daholo akia fa haiko a! :*
le mamerina citation ndray zao no tsy haiko.
le mamerina citation ndray zao no tsy haiko.
