Hatsikana sy lalao
gasitiako
(
23/11/2005 11:53)
Mitady vady hoan'ny zanany vavy ity mpanjaka. Nilaza io zanany io fa izay mahay mampikiakiaka azy rehefa manao no tiany.
Nalaina i Goliata. Tsy nikiaka ra zazavavy.
Nalaina daholo izao olona matan...
suite
répondu par bozimanga le 07/12/2005 06:37
gasitiako
(
23/11/2005 11:52)
Mba inverseo hoe VITSIKA-TORTUE:-vitsika en français
-tortue en malgache?ça donne quoi?...parce qe moi je sais pas...
suite
répondu par diamondra27 le 05/12/2005 19:28
gasitiako
(
23/11/2005 11:50)
nisy adala anankiray nitanon'andro teo antokontanin'ny teoram-pitsaboana iray; de avy eo nisy dokotera mpitsabo iray nandalo teo ankaikiny; tonga de nenjehin-drazoky le dokotera; taitra t@ izany koa i...
suite
répondu par Veloo le 24/11/2005 23:08
gasitiako
(
23/11/2005 11:49)
Nisy lehilahy iray sy vehivavy iray hono fony ry zareo mbola kely dia niara-nilalao. ny kilalaony t@ izany dia milalao foatra. lalaovin'ilay bandy @ fanondrony ny foatran-drazazavavy. rehefa samy lehi...
suite
répondu par Veloo le 02/12/2005 17:12
gasitiako
(
23/11/2005 11:47)
Nanontany ity Hotesse tao anaty fiaramanidina
- Iza no mino ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty
- Izaho, izaho mantsy Pasitera
-Hay Tsara izany, tsy ampy iray mantsy ny elon'aina ao dia ianao no...
suite
répondu par ari.malala le 25/11/2005 07:04
gasitiako
(
23/11/2005 11:46)
Sendra mbola teo am-pandriana ramatoa niaraka tamin' ny sipany no niditra avy any ilay vadiny mamolava tsy nampoizin-dRamatoa mihitsy.Ilay rangahy anefa tsy nahatsikaritra n' inon' inona fa tonga dia ...
suite
répondu par Veloo le 24/11/2005 23:16
gasitiako
(
23/11/2005 11:43)
misy adala roalahy (Balita sy Zefa) sendra tafaraka teny andala, dé i Balita nahita vakim-pitara kely tamin'ny tany dé noraisiny dé oy izy nijery ilay fitaratra:"Ary fantatro ity olona itako amin'n...
suite
répondu par ari.malala le 25/11/2005 07:06
gasitiako
(
22/11/2005 11:07)
ty kosa aloha tsy blagy e, fa tantara tena nisy, ny fanontanina de we raha nareo no teo @ toerana de inona no nataonareo ?
ity ary le tantara, sokafy tsara ny tsetsina rehetra, hay moa mamaky fotsiny...
suite
répondu par gasitiako le 28/11/2005 13:52
fiaritiana
(
20/11/2005 21:57)
zà sy ny namako izany no niaraka indray hariva avy nanao sport de efa samy hody amin izay, de nandray taxi, izy moa no haterina voalohany satria akaiky ny tranony, somary efa maizimaizina ihany ,de n...
suite
répondu par Veloo le 24/11/2005 23:25
diamondra27
(
20/11/2005 19:46)
indray mande hono de nisy lhl iray antsoina hoe: Rakoto mpisotro taoka be le zalahy , de nitady zao solutions rehetra izao le vadiny fa e e e tsy mety miova le vadiny: Rasoa fa any @ bistro foana no a...
suite
répondu par antandroy le 25/11/2005 06:17
DotMG
(
20/11/2005 13:38)
Inona no tena dikan' ny mondialisation e? FANONTOLOANA sa FANATONTOLOANA?
Valiny: [color=red]FANONTOLOANA[/color] satria ny firenena lehibe dia toy ny [b]fanoto[/b] sy [b]laona[/b] miady ary isika ...
suite
répondu par Veloo le 24/11/2005 23:34
diamondra27
(
20/11/2005 13:11)
araka ny zavamisy miseho any dago @zao fotoana noho ny tsy fahampian'ny éléctricité de nametraka fanontaniana i ON hoe: IZA ary no mba afaka manazava ahy? ka sao de mba afaka hanampy azy ianareo...
suite
répondu par Veloo le 24/11/2005 23:30
kilalaki
(
19/11/2005 20:27)
-eh!!
-hi:lol::lol::lol:aho..ahoana zay ramo:lol:se
-fa maninona aho no ihomehezan'ialahy foana isaky ny mandalo eto?
-:lol::lol: izaho koa aza mba gaga ko!
-inona no mahagaga an'ialahy @n'izan...
suite
répondu par Veloo le 24/11/2005 23:36
Fiffi
(
19/11/2005 08:51)
Manahoana daholo , andao ary isika hiverina kely t@ fahazazana , dia mba tohizo izay mahay ......
O! i! o! ndeha hianatra izahay
Ny andronay tanora
No andro mahamora
Ny fianaranay
Nedeha hianat...
suite
répondu par efamira le 21/09/2015 10:12
gasitiako
(
18/11/2005 14:22)
nisy kôfa iray tambawax niakatra ville fa hianatra eny @ anjerimanontolo, mba nidina tany an-tanindrazana lery nony vacances, taratara be t@ lery dhl ny sipan'ny tanàna fa mba étrange hono lery e, ...
suite
répondu par gasitiako le 30/11/2005 12:34
phil
(
18/11/2005 13:48)
mba fantatrao ve ny antony ilazana fa ny fahadisoan'i Adama sy eva "péché original"?
satria ny sisa rehetra taty aoriana nanaraka sy namerina daholo fa tsy nisy zavabaovao akory...dia mbola izy roa...
suite
répondu par Veloo le 24/11/2005 23:56
abdy
(
17/11/2005 20:14)
samy efa maty vady izy roa. nampiraisin'ny ankizy mba samy hana-namana na dia efa nihoatra ny valopolo taona aza. nafana ny "nuit de noce", raha henoina ny resak'izireo nony maraina:
-rangahy:
"m...
suite
répondu par Veloo le 18/11/2005 20:59
mamzelkely
(
17/11/2005 15:22)
nisy mpivady efa antitra hono zany nande niangona ka tam ty zany mopera hafa no nampiangona tao de oziz lilay mopera:
- ra misy marary eny am vatanareo de ataovy eo amin'iny faritra iny ny tanananare...
suite
répondu par mamzelkely le 25/11/2005 13:52
gasitiako
(
17/11/2005 14:27)
nisy frantsay sy angalisy niara niditra restaurant, niray latabatra, samy nandeha ny commande ka ny an'ilay angalisy no tonga velohany, nisy vitsika ary le izy de hozy le frantsay hoe "fourmi", tezitr...
suite
répondu par Veloo le 18/11/2005 21:03
gasitiako
(
17/11/2005 14:26)
nisy frantsay sy angalisy niara niditra restaurant, niray latabatra, samy nandeha ny commande ka ny an'ilay angalisy no tonga velohany, nisy vitsika ary le izy de hozy le frantsay hoe "fourmi", tezitr...
suite
répondu par Veloo le 18/11/2005 21:03
