Hatsikana sy lalao
dadabe
(
01/11/2005 08:46)
..de nesoriko...
..de natsofoko...
de......
tohiny
novalian'i xxx ny 24/11/2005 21:05
xxx
(
30/10/2005 14:10)
Malahelo mafy aho rey olona noho ny fanakatonana ny FPVM satria izao : Tamin' ny asabotsy alina nisy filma tiako izay t@ MBS, Bruce Willis ilay izy. Kanjo noho ny raharaha FPVM dia nisy fandaharana ma...
tohiny
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 21:26
DotMG
(
30/10/2005 14:06)
Malaza be indray izany hoe mi-birda filoha izany. Ary efa akaiky an' i Madagasikara hono fa efa nahatratrarana komando tailandé iray tatsy La Réunion. Dia mitady slip anti-viol izao ny Filohantsika ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 21:27
notron
(
28/10/2005 12:36)
:lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:...
tohiny
novalian'i Veloo ny 22/11/2005 21:39
diamondra27
(
27/10/2005 11:27)
ahoana no atao rehefa leo mihaino olona iray ianao fa izy foana no miteny, na ankizy zany na olondehibe?...
tohiny
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 19:55
diamondra27
(
27/10/2005 11:09)
nisy bandy roalahy hono zany tafaresaka fa zatra ny mangalapinana loatra de mba mifampizeste : de hoy ny iray hoe: za letia ny femme fatale no tena tiako a!, de namaly ny ray hoe: ny ahy ndray femme s...
tohiny
novalian'i Veloo ny 22/11/2005 21:41
ari.malala
(
26/10/2005 10:09)
Teo am-pijerena tele ony zany le lhl ray, miady tsara ny bol ary ef ande hahafaty ny ekipany...Tampotampoka eo tamy avy any ny vadiny tonga d velo lapaly b eo an-tampon-dohany, gaga ingahy d nanontany...
tohiny
novalian'i Veloo ny 22/11/2005 21:12
nanourand
(
25/10/2005 18:21)
Nitsoraka tao anaty rano hono ny Karana dia lasa océan indien le rano
Dia nitsoraka tao anaty rano indray ny afrikana dia lasa mer noir
Dia notsoraka koa ny peau rouge dia lasa mer rouge
Dia nitso...
tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 16:42
Herimiafina
(
22/10/2005 16:20)
Teraka zany ny vadin'i Ra-Mamadou de fotsy be, de gaga be ileiry de nakany amin'i Mopera miaraka amin'ny zazakely, hehehehehehe.
De nanontany an'i mopera i takaka hoe fa maninona ity zaza ity no fo...
tohiny
novalian'i Veloo ny 04/11/2005 18:20
ari.malala
(
21/10/2005 13:23)
Tonga tao @ cafe anankiray ony zany Jesoa d niditra d niarahaba ny ol rehetra tao : manahoana daolo e, za Jesoa. D tsisy nino ny ol tao, aiza ko no haha Jesoa anareo fa tssss! d namaly ihany izy we za...
tohiny
novalian'i Veloo ny 16/11/2005 18:10
ratole
(
20/10/2005 10:37)
Hamboarina hono ny lalana eto madagasikara ka ny lalana Antananarivo-Fianarantsoa no hatao fanadramana.
Toy izao no fomba hanamboarana azy : rehefa mankany Ftsoa dia midina foana ary rehefa avy any F...
tohiny
novalian'i Veloo ny 10/11/2005 17:48
notron
(
19/10/2005 13:32)
Ilay taxi-brousse avy any Tamatave hono efa tonga teny Ambodivona vao fantatra fa latsaka tany Brickaville ny motera ee!...
tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 18:57
fisher
(
18/10/2005 16:30)
inn ary zany : "ny velona milanja ny maty ary ny maty milanja ny velona" ô:?::?::?::?:
=))zany d tsy hainy o=))=))=))
az mbola miteny aloha le mahay fa tssssss:-$...
tohiny
novalian'i raherivelodiary ny 30/07/2015 18:15
LazaRandri
(
18/10/2005 01:17)
- raha manambady roa ianao dia izay ilay antsoina hoe [b]bigamy[/b]
- raha manambady maro dia izay ilay antsoina hoe [b]polygamy[/b]
- raha manambady tokana kosa indray hono dia ... [i]monotony[/i] ...
tohiny
novalian'i gasitiako ny 22/11/2005 10:50
notron
(
15/10/2005 07:13)
Mpinamana be hono i Ranormal sy Rabaikal.
Vadin'i Rabaikal mantsy ny anabavin'i Ranormal.
Ranormal moa arak'izay anarany zay dia mpanara-dalàna. Rabaikal kosa dia basy vava arak'io anarany io.
Ind...
tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 19:00
DotMG
(
14/10/2005 14:00)
Iza no namorona ny triathlon?
Valiny: Arabolahy:
1) Mandeha mankany izy mi-battre,
2) Any izy milomano,
3) Mody izy mitondra bisikilety....
tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 19:05
memerz
(
12/10/2005 21:46)
niresaka ireto zatovolahy siantifika;
Dia hoy ny iray, ahoana no hanavahan'ialahy clé à molette sy tanalahy,
-teo ny iray dia nisaointsaina be teo ary tsy nanakvaly
-Dia hoy ilay iray hoe:hapetra...
tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 19:06
mandrindra
(
10/10/2005 13:07)
Tafahoana ireto arabolahy mpinamana fony kely dia mitafa.
- Inona lesy no ataon'ialahy izao? hoy ity voalohany.
- Ny omaly sty miova fa izao mafy ady izao leisty a. Ary ialahy izany anie metimety m...
tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 19:08
Jemes
(
06/10/2005 16:30)
Tena nisy ary tena marina ve le tanàna atao woe Andrebabe, naheno feo aho fa tena zavanisy marina hono izy io,ka mila fanazavana fanampiny ny tenanay fa tena lina...
tohiny
novalian'i Veloo ny 17/11/2005 21:25
LazaRandri
(
05/10/2005 06:38)
Nisy sinoa telo lahy, Bu sy Chu ary Fu, tsy nisy taratasy kanefa te hipetraka any Amerika. Nanova anarana izy ireo sao tratran'ny fanjakana.
i Bu lasa Buck, Chu lasa Chuck, ary i Fu...nitolo-tena niv...
tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 19:23