Hatsikana sy lalao

notron ( 08/08/2005 14:04)
Nisy efa-dahy tena mpinamana be mihintsy, nandeha lakana niaraka izy ireo ka talohanan'ny nahatongavany t@ reo nosy kely telo mitovy antsoina hoe "iles magiques" dia nivadika ny lakana ka maty noho iz... suite
répondu par Veloo le 01/09/2005 17:21
DotMG ( 05/08/2005 12:54)
Taorian' ny fahombiazana miezinezina azon' ny fandaharana Puissance Catch tao amin' ny fahitalavitra (RTL9 ohatra misy azy io, dia alefan' ny TV Plus aty Mada isaky ny sabotsy hariva),dia nanapa-kevit... suite
répondu par Veloo le 02/09/2005 17:41
nanourand ( 04/08/2005 00:57)
efa kapila loaka saingy mampihomehy ihany : niteraka 3 lahy i Rampanarivo, deban'i tanana, ary efa nanana taranaka daholo ny zanany roa afats'ilay faralahy ihany, efa nanambady efa ela nefa lery fa n... suite
répondu par Veloo le 31/08/2005 18:41
LazaRandri ( 03/08/2005 00:22)
Resaka mpanjono an-dakana (lakana): sy mpanjono manankarem-be amin'ny sambo (sambo): (sambo): Maninona ianao raha mindram-bola dia mividy sambo? (lakana):Dia atao inona? (sambo): Anjonoana dia mb... suite
répondu par Veloo le 10/08/2005 21:14
mamzelkely ( 02/08/2005 15:06)
nisy mpivady hono zany hande hanao vakansa any amérique nefa manana biby roa ry zareo de: ramanavy sy putois. ts foindry zae hajanona nefa reo biby reo de nitady fika ry zareo mba hitondrana azy. hoy... suite
répondu par Veloo le 22/09/2005 16:59
naritsimba ( 01/08/2005 09:45)
Indray andro tao @ tananan'dry Masera no niseho ny tantara. Isaky ny alina dia misy mandoa foana @ ireto Masera. Mahana ilay lehiben-drizareo fa hoe misy bevoka @ ireto Masera ireto ka nanapa-kevi... suite
répondu par Veloo le 02/08/2005 15:58
naritsimba ( 29/07/2005 06:03)
Hatao didipôtra 'ty bandy kely iray 3 taona! T@ izy mbola kelikely dia be tomany foana, ny fampitahoran'ny dadany azy dia avoakan'ny dadany ny fika be refa izy no mitaiza de ampitahoriny an'iny le... suite
répondu par sasa le 01/08/2005 10:48
sariaka ( 26/07/2005 12:20)
Hono ho'aho ry reto ? Nareo ve mba mahatsiaro ireny lalao fanao tamin'ny fahazazana ireny, ny fiombonam-pifankatiavana tamin'izany,ny fivondronana, ny haditrana kely.. Ohatra ny ahy hilaza iray aho, r... suite
répondu par nanourand le 04/08/2005 00:48
sonwin ( 25/07/2005 07:05)
Aoka izay ny sangisangy, tsikitsiky sy hanihany,aleo hifarana hatreo Aleo hono matotra amizay fa lazainy ho mankaleo Dia samy kopy zany isika, sa tsy izany ry zareo? Dia tsy mivanitika ihany koa an... suite
répondu par akamatiana le 09/08/2005 08:39
notron ( 22/07/2005 14:45)
Mba tsy hahalalàn'ny ankizy ny resaka dia nifanaraka isy mivady fa lazaina hoe [i][b]Manjaitra[/b][/i] rehefa hanao ilay fanaon'ny mpivady. - Ndao @ zay Ramatoa hanjaitra fa efa matory n ankizy a! ... suite
répondu par Veloo le 29/07/2005 18:09
booboo ( 22/07/2005 14:01)
ny vaovao sy maresaka ? ... suite
répondu par Veloo le 29/07/2005 18:11
jhouhlambout ( 13/07/2005 23:09)
NB:Tantara tena marina. Tany Japon no nitrangan'ity tantara mahatsikaiky ity. Efa ela no naniry hanan-janaka ity lehilahy iray. Ela ny ela ka teraka zazalahy ny vadin-dralehilahy. Ny loza nefa dia ... suite
répondu par Veloo le 29/07/2005 18:14
jhouhlambout ( 12/07/2005 13:31)
...sendra tafaresaka izy mirahalahy zanaky Rakoto. Efa antintratitra ihany Rakoto satria irony olona talohan'ny ady 1947 irony. Tafaresaka hoy aho izy mirahalahy zanany, ka gaga nahita an-drainy nivoa... suite
répondu par Veloo le 29/07/2005 18:16
ari.malala ( 12/07/2005 11:52)
Narary ony zany ty rangahy anankiray, de nandeha tany @ dokotera de we mila manao analyse enao an, fa mitondrà pipi rahampitso maraina, le enao vao mifoha tsy mbola nisakafo tsy nisotro rano iny no i... suite
répondu par ari.malala le 29/07/2005 14:01
isrine ( 11/07/2005 13:46)
Rehefa ny olona 1 no mipetraka @ seza ka mamonjy ny fond, dia olona kamo izy izay! Inona koa no fanatrareo? ... suite
répondu par Veloo le 03/08/2005 16:55
sasa ( 07/07/2005 13:18)
Koto : Dada, Dada mba omeo ny sarin'i Dada ho entina any am-pianaranay fa ilain'i Maitresse Dadan'i Koto : Fa ataon'i Maitresse in ny sariko?tiany be angaha hono za sa, mahafinaritra azy ny mijery ... suite
répondu par lilbon le 26/07/2005 11:11
notron ( 07/07/2005 09:33)
Tony tena zaza adala mihintsy!!!! Nanenina mihintsy za nividy iny kiraro boka anaovanao iny.!!!! Saka vao tapa-bolana ve ko dakana @ iny kiraro be iny? Aiza no tsy ho faty. Tssssss!!! Amizay any am... suite
répondu par akamatiana le 25/07/2005 05:55
DotMG ( 06/07/2005 06:35)
Lalaon-tsaina ho an' izay tsy tia matematika. Filma iza no nisy an' izao resaka izao : "Ity filma ity anie tompoko natokana ho an' i Madagasikara sy Iran ihany, izay firenena roa tsy mahalala na d... suite
répondu par sonwin le 23/07/2005 18:17
Kintanakely ( 05/07/2005 15:02)
:-D:-D:-D=))=))=))... suite
répondu par akamatiana le 25/07/2005 05:57
booboo ( 02/07/2005 14:56)
Ilay lalao t@ ela beeee nataon'i Hery dia naverin'i Nananie iny. [b]teny telo ihany no azo ampiasaina dia tsy maintsy atao mifampiady rima.[/b] . Ny tanjona mahaforona angano na tantara. Lasa izao a... suite
répondu par akamatiana le 25/07/2005 06:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.9062