Hatsikana sy lalao

Nenibe ( 23/05/2005 00:54)
Nahazo bisikilety vaovao ny couvent mpanofana masera. fa "kits" no nahazoany azy ka ilay masera lehibe sady mpanabe no nanambatra azy. Nony vita ilay izy dia nifarombaka hitaingina ny masera mpiana... tohiny
novalian'i dadabe ny 10/07/2005 14:23
haingo23 ( 19/05/2005 05:37)
Lehilahy telo mpinamana no nifampiresaka : amerikana, italiana ary belge. Samy niaiky izy ireo fa ny vadiny dia tena adala mihitsy ary sur t@ affirmation-ny avy izy ireo. - Hoy ilay italiana : ny ahy... tohiny
novalian'i dadabe ny 10/07/2005 14:24
Rainimaharavo ( 18/05/2005 22:25)
Niverina antanindrazana ny SASANY rehefa avy nanao magazay tany Frantsa.Nanontanian'ny fianakaviany izy hoe mba manao ahoana rangahiroa izany any andafy? dia hoy ny SASANY hoe : Dadany aloha i Ra8 ê... tohiny
novalian'i dadabe ny 10/07/2005 14:25
rpk ( 17/05/2005 11:33)
Hoy ireto mpivady ireto raha niady hevitra momba ity fiainana sady sarotra no lanja-miakatra ity t@ alina mangina iny: - tena lalina izy ity ramatoa... - tena mafy izy ity rangahy... :-D... tohiny
novalian'i sasa ny 01/06/2005 05:13
xxx ( 17/05/2005 11:32)
Ity tantara ity de tany ambanivohitr’gasikara tany no niseho. Ka any moa rey olona tsy de mba misy manao atin’akanjo zany na lehilahy na vaiavy fa ny lehilahy tonga de mijoloka pataloha de ny vehi... tohiny
novalian'i dadabe ny 24/05/2005 18:03
mamzelkely ( 14/05/2005 12:32)
nisy lelà ray zay zany hande hanala fanadinana ka izy tsy nianatra lesona mitsy fa chapitre ray ihany no nenarany dia ny chapitre misy ny "parasy". tonga tany am toera-panadinana izy dia nanao akits... tohiny
novalian'i sasa ny 31/05/2005 05:20
yonikafopl ( 13/05/2005 18:22)
Tafaresaka ireto tovolahy kely: - Mahagaga ahy l'ty fa rehefa miady dadanay sy neninay amin'ny alina, dia toa samy falifaly sy miramirana daholo izy nony maraina a! -??? ^^ miady indray ve l... tohiny
novalian'i pissoa ny 26/05/2005 17:12
pissoa ( 13/05/2005 16:36)
Tonga avy nianatra hariva ony ny ankizy vavy kely iray 7 taona de gaga be nahita ny reniny (avy nandro) ... - Fa inona koa ty ataon'i Neny? Fa maninona i Neny no tsy miakanjo? - Miakanjo aho ka, ...... tohiny
novalian'i sasa ny 01/06/2005 05:15
haingo23 ( 13/05/2005 07:12)
Efa malaza mihitsy izao ny fanaovana ireny tatouge ireny eto amintsika. Dia asiana daholo ny faritra izay azo asiana. Eto ampanoratana anefa dia nahatsiaro blagy hafa indray aho ka ilay tena tatouage ... tohiny
novalian'i dadabe ny 24/05/2005 18:10
Fithy ( 12/05/2005 22:06)
Indray andro, ity tovolahy iray niditra ny fivarotana iray, Mpivarotra:Inona no hatao an-dRamose, Côca sa Sôda sa Fanta? Tovolahy: an an,..., Misy karôty ve? Mpivarotra:Tsy misy karôty lei... tohiny
novalian'i sasa ny 01/06/2005 05:15
Fithy ( 12/05/2005 17:05)
Indray andro krismasy, hitantsika moa fa efa samy reraky ny fikarakarana daholo ny olona ka hany rehefa tonga ilay fotoan-dehibe dia mitaky ihany ny harerahana, torak'izay koa no mahazo ireny "Diakona... tohiny
novalian'i iriko ny 25/05/2005 15:11
booboo ( 12/05/2005 12:52)
Sady kolotsaina. Aza asiana mananihany ho an'izay mamatretraka fanontaniana.Valiny 1 isan'oul ihany no azo atao ary oul telo no afaka mamaly isaka ny fanontaniana iraika. Rehefa tsisy mahita ireo 3 re... tohiny
novalian'i dadabe ny 30/06/2005 02:03
haingo23 ( 12/05/2005 05:45)
NB : efa voadika @ teny malagasy ao @ dinika io ihany ilay honnetete de l'homme izay nahitsin'ny hery ho an'izay mbola tsy mahita. Ity indray ny momba ny namana ... Nisy mpifankatia roa nilalao kar... tohiny
novalian'i sasa ny 18/05/2005 05:42
haingo23 ( 11/05/2005 07:25)
Nofafaina ny votoatiny. Ataovy amin'ny teny gasy na omeo ny rohy misy azy t@ internet hamakiana azy any. [i]Nahitsin'i hery[/i]... tohiny
novalian'i sasa ny 17/05/2005 06:05
dadabe ( 10/05/2005 12:04)
sady lalao no hatsikana ity a,samia aza isika miteny ny toetran'olona (virtuel)eto @serasera ,zany hoe raha vao iny ps iny no miditra de ........anjaranao ny ,manohy aleo zah no hanomboka azy voal... tohiny
novalian'i dadabe ny 01/06/2005 11:36
mamzelkely ( 09/05/2005 14:23)
hanonerako ny fahotana vitako ;) t@ nanaovako blagy t@ teny frntsay taloha ary dia aleo adikako io ê! Nisy mpianatry ny medecine (io kosa angamba azon'ny rehetra ê! ;) ), hianatra momba ny "anatomie... tohiny
novalian'i mishou ny 14/05/2005 14:15
ari.malala ( 09/05/2005 05:24)
C'est un éléphant qui rencontre un serpent pour la première fois. Forcément, il est très intrigué. L'éléphant demande : - Salut ! Dis-moi comment fais tu pour avancer vu que tu n'as pas de j... tohiny
novalian'i dadabe ny 14/05/2005 11:00
mamzelkely ( 06/05/2005 13:00)
un homme va chez le m édecin: - docteur, c'est terrible j'ai des pertes de mémoire - depuis quand? demande le docteur - depuis quand quoi???? demande le patient... tohiny
novalian'i sasa ny 18/05/2005 05:32
aristar ( 06/05/2005 12:45)
Une mouche vient se poser sur la croupe d'un taureau, celui-ci lui balance un coup de queue...et la rate. Quelques secondes plus tard, l'effrontée se pose sur son dos, re-grand coup de queue, re-rat... tohiny
novalian'i dadabe ny 14/05/2005 11:04
jhouhlambout ( 06/05/2005 09:29)
Deux cow-boys qui convoyaient du bétail dans les plaines de l'Ouest distinguent la silhouette d'un Indien couché sur le sol. Il se rapprochent et voient finalement que le Comanche est à plat ventre... tohiny
novalian'i dadabe ny 12/05/2005 16:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2164