Hatsikana sy lalao

LazaRandri ( 05/10/2005 06:26)
Dokotera: inona ny olana? Marary: Otrany tsy misy maheno izay teneniko mitsy dokotera Dokotera: ka inona ny olana? ... suite
répondu par Veloo le 28/10/2005 19:32
LazaRandri ( 05/10/2005 05:34)
[img]http://ocfunisa.org/research/beerresearch.jpg[/img]... suite
répondu par Veloo le 28/10/2005 19:33
ari.malala ( 04/10/2005 13:19)
Tany @ mpanety no nitranga ny tantara, niresaka le olona 2 mandram-piandry ny tour ny, d ozy le lelà 1, le Jesoa zany tena olona adala mintsy ê! d nanontany le ray wea fa aôna ranga ty, d tsya tait... suite
répondu par Veloo le 20/10/2005 17:22
ari.malala ( 03/10/2005 14:47)
Nisy mpivady efa antitra ony zany, nande week end d hivantanan ao @ le hotely nivantanany t@ zaeo nanao volan-tanntely, fa t@ fotoana farany d tsy afaka tampoka le vhv, fa we miasa, d tsy afaka hande ... suite
répondu par Veloo le 28/10/2005 19:44
kabotal ( 03/10/2005 11:28)
Firy ny mason'ny pirina maina iraika poaka?... suite
répondu par Veloo le 28/10/2005 19:45
Jemes ( 02/10/2005 11:13)
Nisy rangahy iray sendra nandalo teny antanimbary ka nahita mpanetsa ka hoy izy : Manakory ianareo izato mpanetsa,de izao no navaliny ilay mpanetsa, tsy zato izahay , fa izahay miampy ny atsasakay m... suite
répondu par Veloo le 28/10/2005 19:46
Jemes ( 02/10/2005 10:54)
Inona ary no nahatonga any jesosy nampijalina ?... suite
répondu par Veloo le 24/10/2005 19:55
xxx ( 01/10/2005 13:38)
Inona ary ny valin'ity ankamantatra ity. Izao aloha an. Aza dia mandefa fisainana lavitra fa ataovy eo amorom-patana ihany e : "Nasehony ny azy, nosokafako ny ahy, nampidiriny ny azy, notsoahiny ny az... suite
répondu par Veloo le 20/10/2005 17:25
manampy ( 01/10/2005 07:58)
tao anaty train no niseho ny tantara :samy jenitra mandinika ny lalana eo izy roa lahy (Randria sy benja) sendra tafaraka mipetraka tao anaty train no taitra tampoka benja sady niondrika no nitady ka ... suite
répondu par Veloo le 20/10/2005 17:25
mandrindra ( 30/09/2005 14:17)
Nigadona ny taona 2002 . Manomboka very hevitra ny lahilahy fa mitady tsy ho lany. Nanapankevitra fa andeha irery any amin'ny eglizy angata-pitahiana sao mba mety mivadika ihany baolaina no sady vaova... suite
répondu par Veloo le 24/10/2005 19:56
Jemes ( 29/09/2005 08:23)
Inona ary ny anana tsy fihinan`ny lehilahy? Andao njay ary ô? ... suite
répondu par Veloo le 25/10/2005 20:45
LazaRandri ( 29/09/2005 06:46)
Tetsy sy teroa any am-piangonana: - Antsan-tononkira amin'ny Alahady hariva eto am-piangonana, [b]ilay vavahady lehibe idirana[/b] - Tongava manampy ireo tafika [b]masina[/b], ento ny kilalao sy h... suite
répondu par Veloo le 20/10/2005 17:24
Jemes ( 24/09/2005 18:26)
Nisy vitsika sy omby hono,de natsoiny levitsika hono le omby woe amby anie elah e,de aona hoy ilay omby,amby anie elh bitsibitsiako e, de btsitsibitsiany le vitsika teo hono le omby ,ka nony vao tapit... suite
répondu par Veloo le 20/10/2005 17:24
DotMG ( 23/09/2005 07:15)
Hainao ilay hiran' i All Saints (Sa Red hot chili peppers) hoe Lady Marmelade? [u]Voulez-vous[/u] coucher avec moi, ce soir? Misy hira amin' ny teny Malagasy ary hirain' ny Malagasy koa andrenesa... suite
répondu par Veloo le 24/10/2005 13:43
ari.malala ( 22/09/2005 11:33)
nangalatra akoho ony zany i Lita d avy d novonoiny le izy, d teo ampamolosana anazy izy no nandondona ingahy RAmpanana tompon'ny akoho, d vao nisokatra ny varavarana d nisosososo ingahy niditra tany ... suite
répondu par Veloo le 21/10/2005 17:22
booboo ( 21/09/2005 15:55)
chuuuuuuuuuut... suite
répondu par Veloo le 19/10/2005 20:29
mamzelkely ( 21/09/2005 12:13)
tao anatina tanàna afrikanina iray zany a mainty dôly ny olona ao afatsy rangahy iray de i Mopera Robert. indray andro ary nisy ranga tonga tao aminy: - zao mopera a, ts faly mits za fa teraka ny... suite
répondu par Veloo le 17/10/2005 16:49
vale ( 19/09/2005 08:30)
Nisy lehlahy iray hono niala sasatra teo ambany rotra (hazo misy voany madinika!) dia misy voatavo maniry koa teo akaiky teo! D lasa hono ny eritreriny hoe A/tra manaonao foana fa hazobe itony d vona-... suite
répondu par Veloo le 19/10/2005 20:30
vale ( 17/09/2005 10:41)
Nisy mpifankatia hono d nanontany an'ilay lehilahy hono ilay vehivavy hoe ina kay ny eritreretinao? D ozy le lelahy hoe 'zay eritreretinao d ozy le vevavy hoe énao ty ratsy saina an!!!... suite
répondu par Veloo le 28/09/2005 17:13
sweetia ( 15/09/2005 09:26)
nisy lelà iray zany niakatra nande train, nitondra siramamy 1kg izy de akondro 5kg. nandrtra le lalana zany izy de maka akondro iray de atsobony ao anaty le siramamy de jereny de aveo ariny le akond... suite
répondu par Veloo le 17/10/2005 16:50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0734