Hatsikana sy lalao

diamondra27 ( 28/11/2005 10:00)
iarahantsika mahalala moa fa ny alika sy ny voay de tena sakay sy maso ary tena be rancune. Indray andro ary nisy mpihaza sy manjono sendra nifanena t@ le voay de hoy izy hoe: tsy maintsy matiko elah ... tohiny
novalian'i Veloo ny 01/12/2005 18:07
Mifenty ( 27/11/2005 18:36)
Comment s'appelle le fait d'épouser plusieurs femmes ? - La polygamie Comment s'appelle le fait d'épouser 2 femmes ? - La bigamie Comment s'appelle le fait d'épouser une seule femme ? - La mon... tohiny
novalian'i Veloo ny 02/12/2005 17:05
diamondra27 ( 25/11/2005 22:13)
les hommes c'est comme les casseroles si tu retires la queue, il ne reste rien d'utile. Ahoana ny hevitrareo @io? Sa kosa aleonareo 'ty manaraka ity: un homme c'est comme une vidéo: Avance Recul... tohiny
novalian'i Veloo ny 30/11/2005 21:11
Mifenty ( 25/11/2005 09:59)
Fa maninona kosa le titre n'ilay sizé no averimberina in-telo in'efatra eh. Efa ita né oe ni post nareo de ampy ny iray fa manjary tafidina ary am farany gidan-drambo ary le sizé mba mi intéré... tohiny
novalian'i Veloo ny 30/11/2005 21:12
xxx ( 25/11/2005 04:46)
-nisara-bady vao ho 1minitra sy tapany ity vhv 1,tezitra ka lasa nivoaka ny trano ary de nandeha ary dia tapa-kevitra fa zay bandy mikôty azy voalohany eo de iarahany, -nisy lhl1 nahatsikaritra anef... tohiny
novalian'i Veloo ny 30/11/2005 21:14
pissoa ( 24/11/2005 15:44)
Rehefa avy nametraka ny entan'ny Papa tao anaty coffre ony zany ny soferany(S) tany amin'ny aeroport, dia gaga be fa ny Papa(P) mbola eo amin'ny trottoir fa tsy mbola niditra tao amin'ny fiara. S: Mi... tohiny
novalian'i Veloo ny 02/12/2005 17:09
pissoa ( 24/11/2005 13:34)
tonga ony izany ny fanaovana inspection tao amin'ny sekoly iray. dia manatrika ny fampianarana zany ny inspektera e! dia t@ cours d'anglais, teny amin'ny farany lery no nipetraka, teo akaikin'ny Toto.... tohiny
novalian'i Veloo ny 02/12/2005 19:27
Lepetitbeau ( 24/11/2005 12:18)
Lasa niasa rangahy ary rehefa lasa i Rangahy dia mampiditra an'ilay mpiasan'ny Jirama sipany ramatoa - Indray andro ary nanao tapody fohy rangahy ka tratra teo am-pandriana izy roa ! tezitra mafy ra... tohiny
novalian'i Veloo ny 02/12/2005 17:09
Lepetitbeau ( 24/11/2005 12:17)
Lasa niasa rangahy ary rehefa lasa i Rangahy dia mampiditra an'ilay mpiasan'ny Jirama sipany ramatoa - Indray andro ary nanao tapody fohy rangahy ka tratra teo am-pandriana izy roa ! tezitra mafy ra... tohiny
novalian'i Veloo ny 29/11/2005 18:06
watafon ( 24/11/2005 10:38)
Tsy hitako ze handikàna azy @ teny gasy ! [u]Le courage[/u], c'est rentrer saoul au milieu de la nuit, de voir ta femme qui t'attend avec un balai en main et lui demander : "T'es encore en train d... tohiny
novalian'i Veloo ny 01/12/2005 18:11
ari.malala ( 24/11/2005 10:20)
Nisy sipakely ony zany niditra tao @ patisserie hividy gateau fa aniversaire ny zandriny.. sipakely :manahoana tompoko o; mba hividy gateau za fa anniversaire ny zandrikely androany mpivarotra :ha... tohiny
novalian'i Veloo ny 01/12/2005 18:11
Mael ( 24/11/2005 06:03)
:D za zalahy mba amianaro manisa anjou fa isky ny manao amin'ny sipa za dia matahotra be foana hoe sao dia mibotsina eo le jô a!. Tandremo sao mandainga eo an!!.. bevoka eo daholo ny piso kely rehet... tohiny
novalian'i Veloo ny 01/12/2005 18:12
diamondra27 ( 23/11/2005 16:34)
sophie:Dis-moi ,Jean X, est-ce que tu me trouves jolie? X:ouais, tu es pas mal S:alors quand nous serons grands, tu te marieras avec moi. D'accord? X: avec toi! tu rigoles, c'est impossible S:Bouh... tohiny
novalian'i Veloo ny 29/11/2005 18:11
diamondra27 ( 23/11/2005 16:24)
dada:huuuuuuum hitako eto fa manana entimody ela ry lita, tsy maintsy hain'la hono ny tables de multiplication rampitso, alefaso ary, mihaino an' la za lita: mora be zany ry dada a! lita: la la la l... tohiny
novalian'i Veloo ny 29/11/2005 18:13
diamondra27 ( 23/11/2005 16:15)
mba te hi zeste @ namany hono zany Balita de nitaingina bisikileta teo amasony namany izy de sady mi-pédale no niantso les namany hoe , hé !les gars de ozy le namana :wouahh,sans les mains de av... tohiny
novalian'i Veloo ny 29/11/2005 18:14
lapino ( 23/11/2005 14:38)
Rehefa miteny hoe "amour" dia inona no eritreretinareo voalohany: "coeur" sa "cul"? Eritrereto ange raha mifamadika ireo e (ny sary coeur koa moa rehefa avadika ...) "A [b]coeur[/b] vaillant, rien... tohiny
gasitiako ( 23/11/2005 12:01)
tany @ EPP tany ambanivolo no niseho tantara nisy minisitry ny fampianarana tonga nitsidika tao @ le EPP, de sady mandeh ihany resaka, de nanontany ny tompon'andraikitra le minisitra avy eo hoe:... tohiny
novalian'i Veloo ny 29/11/2005 18:14
gasitiako ( 23/11/2005 11:56)
Nisy bandy taraiky tany Tsaralalana indray alina. Lany vola ilery ary 500ar sisa tany ampaosiny, tsy afaka nody izy fa niandry maraina, ary nandeha naka makorela amin'ity vola dimanjato. Nanaiky ary a... tohiny
novalian'i Veloo ny 29/11/2005 18:16
gasitiako ( 23/11/2005 11:55)
Nasain'i Saint Pierre tany an-danitra hono ity lehilahy mba hisakafo. Dia hoy izy : tsara tarehy daholo ny sipa aty ry St Pierre. ie hoy StPierre. Dia nisakafo ry zareo dia voky de te hi pipi hono ila... tohiny
novalian'i Veloo ny 29/11/2005 18:17
gasitiako ( 23/11/2005 11:54)
nanao tao ambony rihana hono Pasitera sy dorkasy iray nefa ny dorkasy rehetra mivory ao ambany rihana. Teo am-panaovana iny indrindra, nianjera tampoka ny plafond ary nianjera teo ampovoan-trano tao a... tohiny
novalian'i Veloo ny 02/12/2005 17:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.2752