Manisa andro

1. Mael ( 24/11/2005 06:03)
:D za zalahy mba amianaro manisa anjou fa isky ny manao amin'ny sipa za dia matahotra be foana hoe sao dia mibotsina eo le jô a!.
Tandremo sao mandainga eo an!!.. bevoka eo daholo ny piso kely rehetra vao miala aho lé:^):^):^)
novalian'i Veloo ny 01/12/2005 18:12
2. Herimiafina ( 24/11/2005 06:26)
Valiny: anontanio le sipa fa izy efa manisa foana de tsy sahirantsaina tsony ise. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
3. dadabe ( 24/11/2005 06:26)
ny tsy miteraka aza efa tsyt fidiny kou maika fa hoe nahabevoka ,tssss voninahitsa izany zanjy e,alefao any fa inn no ataoran'i toi an'izany ,sady revy io less zama a:-D:-D
4. Revimanja ( 24/11/2005 06:30)
Ialhy koa ve dia hahafantatra izany raha tsy izy tompony ihany. Miovaova io fa tsy hoe fix toy ny an'ialhy.
5. ari.malala ( 24/11/2005 06:45)
ny tsy miteraka aza efa tsyt fidiny kou maika fa hoe nahabevoka ,tssss voninahitsa izany zanjy e,alefao any fa inn no ataoran'i toi an'izany ,sady revy io less zama a


kay ko zany kle... :roll: :roll:

io na isaina aza misy vhv ts stable ny cycle ny ko... courbe de temperature ihany no ts mandainga
6. Herimiafina ( 24/11/2005 06:57)
Tsy aleo ve masta ihany de tsisy blem klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
7. diamondra27 ( 24/11/2005 07:13)
miaraha any @ dokotera nareo , ohatra oe makanesa any @ watafon , de teneno ny hetahetanareo fa izy hanoro hevitra mety sady mahomby.Aleo manontanitany foana toa zay manaonao foana .
8. Herimiafina ( 24/11/2005 07:24)
Omeo dité ravinjavokà sy ravingoavy izy de tsy mety bevohoka e, hehehehe:-D:-D
9. pissoa ( 24/11/2005 07:24)
hay ve misy iray ato eh - zay tany @ le iray no namaly :lol:
10. Herimiafina ( 24/11/2005 07:25)
De asivo manao gym isa-maraina klé, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
11. diamondra27 ( 24/11/2005 08:18)
Mael:ity ary misy tsetsatsetra tsy aritramety hanampy anao:tsy mahay manisa enao fa mety hahay ihany raha hamaly ity question ity(aide -toi et le ciel t'aidera):
nisy vorona 20 teo ambony fil elektrika, rehefa nitifitra le chasseur de maty tsy tra-drano latsaka taty @ tany ny anankiray, firy sisa no tafajanona teo @ fil elektrika?
12. Mifenty ( 24/11/2005 08:27)
zay kou tary am lé anankiray no namaly kle.

Aza milingilingyam zavatra tsy hay zama ah.

fa zao? refa tsy aritra de alefao any ambavan le sipa e. Lavaka doly iany reo. SAdy tonton kou né tsy misy maso eh.
13. xxx ( 24/11/2005 08:38)
nareo koa moa mba hanontaniany de tsy valianareo izy e!
Mael a! zao e!tsy maintsy fantatrao ny fadim-bolan le sipa, raha mifanaraka tsara nareo de isaky ny handeha hanao de anontanianao oe tamin ny oviana ny tonga na refa sipa tsy menamenatsa dé lazainy aminao hoe tamin zao njay ny tonga!dé amin iny enao mikoty azy
fa ny tena izy araky ny lazain i herimiafina de tokony efa ho hain le sipa oe firy eme jour zao!fa raha tsy mahay ndray le sipa dé jamba mifampitantana zany
14. pissoa ( 24/11/2005 09:02)
xxx - kou zah tsy mahay hoe refa inn mou ny ovulation'ny lehilahy :roll: de tsy namaly ah kou!

de i mifenty kou tatsy @ le ray efa niteny we

raha oatra ka alatsinainy mandra patongan'ny talata de roa andro zay.
ra latsinainy mandrapatongan'ny latsinainy manaraka de herinandro (na fito andro zay)

:-D :-D
15. ari.malala ( 24/11/2005 09:14)
:-D:-D:-D:-D:-D:-Dhay:-Dokoa pmoa aky pissoa ny lehilahy koa misy ovulation?:-D:-D:-D:-Diny ndray no ts hitako marina moa :-D:-D:-D:-D:-D:-D
16. pika ( 24/11/2005 09:39)
ilay sipa ihany no mahalala hoe 28 sa 30 na 34 ny faharetany fixe sa miovaova ......
misy condition betsaka mantsy ny fanisana andro ka sao lasa ady eo ny anareo ny niafarany raha sendra ka ao raha na koa manaonao foana ...fa @ akapobeany dia 14 jours mialohan'ny fahatongavan'ny fadimbolana manaraka ny ponte ovulation
ary ny sperma dia mety ho velona 2 na 3 jrs toy izany koa ny ovule 2 jrs
ny tena tsara dia ny fitsapana hafanana isaky ny mifoha maraina tsy mbola nitsangana na nisakafo
lesona lava be izany fa asaivo manatona dokotera izy
17. Mael ( 24/11/2005 09:57)
pika
18. ari.malala ( 24/11/2005 10:06)
hihihi d tsisy fika fa d ts manao nareo ko :-D:-D:-D:-D zany ary v sarotra e
19. lapino ( 24/11/2005 10:08)
Raha sipa fixe le izy de kalandré! Tsara foana raisina izay evenement mitranga. Na contraception hafa, alaina amin'ny dokotera.

Raha sipa mandalo de kapôty! Fa tsy dia tsara loatra ho an'ny securite ny manao sipa mandalo, ny tsirairay mahay ny ataony.
20. xxx ( 24/11/2005 11:10)
raha atahorana ry Mael de miviadana pilule any amin ny pharmacie a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1714