Manisa andro

21. Mael ( 24/11/2005 12:13)
Fa inona avy moa ireny karazana pilule ireny ??, ny ahy izao no mba fantatro dia ilay ohanina isanandro ireny...
22. Mael ( 24/11/2005 12:21)
Fa inona avy moa ireny karazana pilule ireny ??, ny ahy izao no mba fantatro dia ilay ohanina isanandro ireny...
23. mamzelkely ( 24/11/2005 12:27)
mapesa kapôty ry Mael am manaraka fa reny ts lafo a amizay ts mila manisa anjo a:-D:-D
24. ari.malala ( 24/11/2005 12:41)
:-D:-D:-D:-D:-Dd aôna le blag njy ao ambony ao we "peserevatif troué":-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
25. xxx ( 24/11/2005 13:00)
asio @ny eritreritra lesy de samy miala fa zany ko k'atao hankarary saina,hi!hi!hi!
:lol:
:lol:
:lol:
26. pika ( 24/11/2005 13:50)
mba hendry tsara ry reto a :-D:-D
27. xxx ( 24/11/2005 14:09)
marina izany neny a!
28. Bariry ( 24/11/2005 14:15)
Mampimeh kouh na reo aaaaaaaa.
29. fek ( 24/11/2005 14:54)
ialahy isany ve nahita ilay hoe "Je passe mon perrmis de la vie"? misy hoe mihinana pilulele izy kay nandainga le si.. de hopitaly afaka 9 vol.ZA akory tsy mlaza oe mihinana ndray pilul an. Anontanio fotsiny le sipa de ra mandainga moa izy de azy ny azy
30. jentilisa ( 24/11/2005 15:04)
:-D ary noheveriko hoe manonona andro no tokony ho izy an! alatsinainy talata alarobia alakamisy zoma ary sabotsy de okay!
31. zakony ( 24/11/2005 15:28)
ary misy ny sasany fanondro ny atao solona thermometre, asa na sensible tsara na tsia fa mandaitra hono:°):^)
32. mamzelkely ( 24/11/2005 15:32)
ari.malala de tedavina le ts troué :-D
33. Ragadona ( 24/11/2005 17:53)
Misy hevitra iray koa ity mety ho azo arahina : ireny sipa manao medecine reny iarahana dia tsisy mampitebiteby
34. Veloo ( 24/11/2005 22:31)
kay nareo efa expert doly kle hihihihihi
35. dadabe ( 25/11/2005 03:20)
ny antsika mitsam ry veloo tsy mila manisa anjo zany fa tonga de vavany foana ,raha tsy hoe angaha fadimbolana:(:(
36. Mael ( 25/11/2005 05:44)
ô l'ty é, voararan'ny baiboly lty zany mihinana jô mandeha rà izany an!!, no sady ilay fanondro atao thermometre ko lese mandaingy a!!, létiiiéé! ireto lesy misy manoro vohona fotsiny lé aza a :twisted::twisted:, dia maninona koa izao raha tonga dia lazaina hoe , ny an'lah mihintsy atsofoka any lo, dia sady miôpy ihany no mihaino hafanana:lol::lol::lol:
37. ari.malala ( 25/11/2005 06:45)
hahahaha! hafa ko zany an'i Mael zany an :-D:-D:-D:-Dsady mopopy no mihaino hafanana mints v:-D:-Dmahavità b ary e:-D:-D
38. Mifenty ( 25/11/2005 09:57)
O lty ry Mael ah

entre akama ty ah

Alefaso aty amiko klou le sipa mialouan'ny anovan lisany.

De aveo teneniko oe poinsa na tsia lah refa veo :-D:-D:-D:-D
39. pissoa ( 25/11/2005 10:21)
kay zany mifenty =)) tonga dia mahita vahaolana :°)
40. Mael ( 25/11/2005 10:57)
i mifety kosa mitady ho fetsy an!, :/, ko raha tamana eo izy dia ahoana le , aleo lo za ihany no manao ny experiensssaaa voalohany ko le tiiyéé:(:(, sady le sipa ko anie lesy toa mafana lava izany é, za ary ato tena vaka mihintsy ny saiko hoe ahoana ary no atao, za ty efa mendy mihintsy, tsy andry izay aha alina ny andro :lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5014