Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hatsikana sy lalao
lapino
(
11/12/2005 17:16)
répondu par Veloo le 04/01/2006 15:20
sipagasy
(
11/12/2005 12:51)
Indray andro hono tany @ faritr'Antsirabe iny, nisy mpizaha tany mena sofina izay mna nangataka ity tovolahy tomady no bikana ity, mpitarika pousy, mha hitondra azy ho eny an-tsena. Dia lasa hono ry z...
suite
répondu par Veloo le 23/12/2005 15:30
vale
(
11/12/2005 11:18)
Tohizo ary ity izay mahay: "saka matory no....."??? misaotra!...
suite
répondu par Veloo le 04/01/2006 15:20
dadabe
(
11/12/2005 10:29)
avy hatrany de..........!!!!(tohizo):(...
suite
répondu par Veloo le 28/12/2005 17:30
diamondra27
(
09/12/2005 22:56)
répondu par Veloo le 04/01/2006 15:23
Mariano
(
09/12/2005 19:38)
Indray andro nisy olona roalahy tratra nanjono teo amin'ny farihy iray tsy azo hanjonoana. Nandalo ny polisy : "voararan'ny lalàna ny manjono eto, mandoa contravention nareo" dia namaly izy roalahy h...
suite
répondu par Veloo le 18/12/2005 02:00
akamatiana
(
09/12/2005 18:56)
Nampiantso ny renin'i Bitika ny mpampianatsa iray fa tsy mety manao devoara lery.... nampifanatrehana izy mianaka...
[u]reniny[/u]: fa inn tsy nanaovanao devoara zany ry Bitika??
[u]Bitika[/u]:ka fa...
suite
répondu par Veloo le 20/12/2005 20:58
Mifenty
(
08/12/2005 10:43)
kopy anlé izy v lty lah ry bedada?
:-D:-D...
suite
répondu par Veloo le 20/12/2005 20:59
diamondra27
(
08/12/2005 08:04)
inona ary zany o!
herimiafina: fantatrao ve ny sakafo tena manavanana an'i jennifer indrindra @ fandrahoana azy?
réponse: quand elle fait "do re la sol"
jennifer: inona ny position tena tiann...
suite
répondu par Veloo le 04/01/2006 15:23
2gasy
(
08/12/2005 06:51)
L'informatique est une question de logique. Pour arrêter un ordinateur, il faut cliquer sur "Démarrer"....
suite
répondu par Veloo le 18/12/2005 02:13
zefalah
(
07/12/2005 18:16)
Bedin'i dadafara i belita fa dadany raha hijangajanga
- io fanaovana firaisana amin'ny olo-kafa samy afa hivelan'ny tokatrano io nge lehity no ahazoana SIDA e
hoy i dadafara nananatra azy.
heri...
suite
répondu par Veloo le 18/12/2005 02:18
zefalah
(
07/12/2005 18:11)
tsy nanaiky mihintsy i Rapetera,fa azy foana ny lohan'izay Biby vonohina na vorona io na akoho.
tsy naharitra I Zozo zanany ka nanotany azy.
-fa nahoana kay no i Dada foana no mihinana ny lohan'ak...
suite
répondu par Veloo le 18/12/2005 02:20
diamondra27
(
07/12/2005 00:16)
toa nanahirana be le namaly le email mandeha ka hoy a hoe: aleo mba omena courage ny namana e!
__,,,__
,-""-,-" "-,-""-,
/,-' , .-'-.7.-'-. , '-,\
...
suite
répondu par diamondra27 le 07/01/2006 13:57
pika
(
06/12/2005 13:04)
tafaresaka izy mianaka indray hariva
-hono hoa ry neny mba iza ny raiko niteraka ahy e?
-i dadabe noely hoy ny reniny
-gaga be lay zaza dia aiza ......
-ka indray 24 dec alina dia tonga teto izy n...
suite
répondu par Veloo le 18/12/2005 02:28
zakony
(
05/12/2005 16:00)
ity izany no atao hoe e-mail mandeha
[img]http://img405.imageshack.us/img405/6606/emailquimarche6rj.gif[/img]...
suite
répondu par Veloo le 18/12/2005 02:30
Noslid
(
05/12/2005 14:49)
Inona ary izany: rahefa mitombo ny Distrika dia tsy hita intsony ny momperana pastera topom-paritany eny fa na dia mitoriteny aza izy?8O...
suite
répondu par Veloo le 13/12/2005 16:53
diamondra27
(
04/12/2005 23:41)
Tsy izaho aloha no namorina an'ity fa nataoko copie coller ty an! de mangataka ny commentaire-nareo
C'est l'histoire d'une courgette , d'une banane et d'une bite. La courgette dit :
- Moi, on m'...
suite
répondu par Veloo le 18/12/2005 02:36
Mariano
(
03/12/2005 15:24)
Nisy ramatoa iray hono nanantona an'i mopera hikonfesy
Mopera : Dis moi ton péché madame!
Ramatoa : Quelqu'un m'a violé mon père
P : Quand mème ce n'était pas ton péché. Mais c'est contre t...
suite
répondu par Veloo le 13/12/2005 16:54
Mariano
(
03/12/2005 14:42)
Rehefa nahary izao tontolo izao Andriamanitra, dia ny olombelona no nataony farany. Nitovy volon-koditra daholo ny olona rehetra tamin'izany. Dia nasain'Andriamanitra nandro tao anaty piscine hono ny ...
suite
répondu par Veloo le 11/12/2005 15:57
zefalah
(
03/12/2005 10:38)
avy any ambanivohitra be i Zefa sy ny rainy,namonjy fandevenana aty iarivo.
mpanakarena be mantsy ilay maty izay novonjen'izy reo
taty ka akory ny hatairan'i Zefa fa sakafo tsara be,mbola tsy fahita...
suite
répondu par Veloo le 18/12/2005 02:43
