Hatsikana sy lalao

adam ( 07/01/2006 23:51)
nisy fivorian'ny mainty hoditra tany francfort tao daholo ny solon-tena ny afrikana rehetra de mba tonga teo koa le gasy kely de tsy nahazo niditra satria hon tsy afrikana kanefa de nahazo tts fana... tohiny
novalian'i Veloo ny 19/01/2006 19:36
pissoa ( 07/01/2006 16:41)
[img]http://img96.exs.cx/img96/9039/camera_2.jpg[/img] :roll::roll:... tohiny
novalian'i pissoa ny 10/02/2006 05:48
diamondra27 ( 07/01/2006 13:56)
Ahoana ny nahitan'i Georges Bush hevitra mba hahazoana an'Iraq? Satria indray andro hono dia nanontany anjanany vavy Mr Bush hoe: @ anniversaire-nao manaraka de inona ny cadeau tianao omeko anao? ... tohiny
novalian'i Veloo ny 19/01/2006 19:40
diamondra27 ( 07/01/2006 13:41)
Inona no mofo tian'ny mpanao magie indrindra raha fantatrareo?... tohiny
novalian'i Veloo ny 22/01/2006 20:21
diamondra27 ( 06/01/2006 02:17)
Nisy steack hachés 3 hono zany nitsangatsangana tany anaty ala(forêt moa 'zany?), de nony nande elaela ry zareo de nanjavona ny anankiroa, de le iray sisa izany nitady nitady anjareo teny foana ka r... tohiny
novalian'i Veloo ny 12/01/2006 18:58
diamondra27 ( 06/01/2006 02:11)
Nisy olona malemy hono niasa tao @ Mc Do de voaroaka. Inona hoy 'nareo ny antony? Tezitra le chef fa ny fauteuil roulant-ny nanao quick quick ... tohiny
novalian'i Veloo ny 08/01/2006 21:13
lapino ( 04/01/2006 20:37)
Tairo indray hira novaina ny tonony hampihomehy e! [i]Raiso ny tanako aloha e Tano ary aza vahana Ataovy fitia lamban'akoho aho e Rehefa maty vao alàna[/i] ---------------------- [i]Ao an-t... tohiny
novalian'i Veloo ny 01/02/2006 18:22
Maheriloha ( 03/01/2006 17:11)
Eny , tena tantara nisy tokoa ity tamin' ny CAMP n'ny miaramila tany Tampoketsa ; Ny miaramila mantsy dia farafijliana amin' ny fitdiavana vehivavy rehefa manao formation ka indray andro nisy vvavy i... tohiny
novalian'i Veloo ny 12/01/2006 19:02
Maheriloha ( 03/01/2006 16:58)
Indray andro dia niaraka natory ireto mpisipa , dia hoy ilay vehivavy talohan' ny hiarahan'izy ireo : ALEO MAMPIASA KAPAOTY FA TSY AZO ATAO NY MIARAKA ANDROANY FA 14 j -ko . Eny ary fa raikitra ,Non... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/01/2006 01:38
diamondra27 ( 03/01/2006 07:00)
vita ny noely de tonga ny taombaovao 2006... tohiny
novalian'i Veloo ny 10/01/2006 21:15
dadabe ( 01/01/2006 03:28)
raha nandinika tao @ sarin'ny namana aho dia nahatsikaritra fa mifamadika be ihany ny anarana sy ny sary, ohatra izao hoe sarin'i kiali nefa ny narany liciah ,de sarin'i choelah nefa ny narany andrian... tohiny
novalian'i dadabe ny 07/02/2006 07:49
notron ( 30/12/2005 12:08)
- Fa inona lesy ty mampitanondrika an'lah Ra-Jean? - Za lesy mba te-hanao reveiô miaraka @ partenera fiksa a! Nefa za tsy manana sipa. Sahala @ mipitsipitsika daholo lesy ze sipa resahako a! - Fa m... tohiny
novalian'i Veloo ny 12/01/2006 19:08
taratrakely ( 27/12/2005 13:37)
ny olombelona dia miaina ao anaty aizana telo,aloan'ny maha olona azy. afaka tanisainao ve reo aiza telo reo e? :^)... tohiny
novalian'i Veloo ny 19/01/2006 19:41
zefalah ( 27/12/2005 12:21)
faly be i serza kely nony tonga tany an-trano rehefa avy nianatra. hoy serza kely: -za rery ry dada sy i neny no tsy nahazo Zero manatody tao am-pianaranay tamin'i fitsapam-pahaizana natao omaly. h... tohiny
novalian'i Veloo ny 05/01/2006 16:09
zefalah ( 27/12/2005 12:18)
novangian'ny namany manjo i bedonto fa maty ny rainy. -...arakiny fomban-drazana izay tsy hita izay maharatsy azy. ry bedonto ,dia ity misy ranombary tsy masaka hoy ilay nandray ny fitenenana namara... tohiny
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:02
zefalah ( 27/12/2005 12:13)
nony nozahan'ny dokotera i lesamy dia hita fa voan'ny aretimbavony. hoy lay dokotera t@ lesamy. -marary vavony se,ka nohon'izany dia tsy tsara amin'se intsony ny zavatra misy Gazy. hoy le samy. di... tohiny
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:03
zefalah ( 27/12/2005 12:11)
hoy ny renin'i T@ i Badoda -raha afaka cepe ny zanako dia hoentiko manao vakamsy any toamasina. hoy kosa i Badoda. -ary raha tsy afaka zany de entina any moramanga?... tohiny
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:04
zefalah ( 27/12/2005 12:09)
nisesisesy loatra ny olona maty henon'i Lita kely,ka hoy izy Tamin-ndrainy mana hoe. -dada a!! hay ve tsy ny brique ihany no (a jeter) e fa na olombelona koa aza..... tohiny
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:06
tafita ( 26/12/2005 19:38)
LIAHARAZA AKAHEO HEREFHA FHAFHY KY FAOKA E... tohiny
novalian'i Veloo ny 06/01/2006 20:00
Veloo ( 21/12/2005 20:09)
tsy aiko @ teny gasy tsinona ka: C'est une femme qui va chez le médecin. - Docteur, (prout) chaque fois (prout) que je parle (prout) je (prout) pète. (prout). Le Docteur quitte l... tohiny
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5179