Hatsikana sy lalao
nolalaina
(
07/02/2006 13:31)
Nihazakazaka nakeny @ reniny hono ty zazavavy kely :
- neny an! neny an! za nomen'i mopera vola
- fa nisy inn no nomeny vola fotsiny @zao ndry?
- an an ka!! nilalao teny ambony rôtra za dé nandal...
suite
répondu par Veloo le 27/02/2006 19:06
Maheriloha
(
04/02/2006 12:40)
sendra ny adala ilay ramatoa ka sendra n'izay mamolava . Indray andro , nody hariva lay rangahy ka tsy nahafantatra akory ny fiovan'ny endrikiny trano nataon'ilay vadiny ; niova tokoa ny endriky ny f...
suite
répondu par Veloo le 10/02/2006 20:49
Maheriloha
(
04/02/2006 12:30)
tonga ihany hono ny fitsaran'ny lanitra ka nanapakevitra Andriamanitra fanyolona sola ihany no atao hoe madio saina ka mendrika ny handova ny lanitra . Taitra ary ilay razoky ray , rasta izy ka tsy f...
suite
répondu par Veloo le 16/02/2006 19:48
Solitikabe
(
03/02/2006 06:53)
"Bema" hoy i Lita "ao angaha i bavin'ialahy isany?"
"Ie, fa ahoana?", Bema
"Hanatitra ny akanjony aho fa adinony tany aminay ity", Lita
Ny ampitson'iny mbola nisy akanjo adino ihany tany ary mbola ...
suite
répondu par Veloo le 15/02/2006 16:13
memerz
(
02/02/2006 20:35)
nanao baolina tany dago hono ny ekipe de france, dia resy t@ isa mavesatra ny scorpion de madagascar! dia nihoraka ny olona gasy rehetra hoe andaoho vonoina ireto frantsay ireto.
Dia niaraka t@ izay ...
suite
répondu par Veloo le 15/02/2006 16:13
aristar
(
02/02/2006 19:31)
Manao inona no maimbo ny etotra ?
Valiny : ao aorina rehefa tsy misy mahafantatra...
suite
répondu par Veloo le 15/02/2006 16:14
Vahinala
(
02/02/2006 16:50)
"Ny lakilen'ny paradisa"
Sendra lozampiarakodia hono ireto vhv 3 ary dia niara maty tao. Tonga tany am paradisa ary dia nanontany azy tsirairay i Masindahy Piera :
- Efa nampirafy ny vadinao ve ia...
suite
répondu par Veloo le 27/02/2006 19:06
Dezy
(
01/02/2006 16:12)
Nisy kofa sy joba nirevy tao anaty fiara teny amoron-dalana somary mangina ihany.Ela ela teo de nangataka lé kofa ,nieritreritra we efa ampy zay ny échofément,kanjo tsy nety lé joba.De nidongy teo...
suite
répondu par Veloo le 17/02/2006 18:33
DotMG
(
01/02/2006 05:37)
Vavan'ny tsy nahazo ny hoe "Izay tia mahandry e!".
(Tsy azon'izay tsy mipetraka eto Dago)
Miandry ho antsoina fotsiny ohatry ny finday lany fahana.
(Hazo amoron-tevana)...
suite
répondu par Veloo le 26/02/2006 20:33
notron
(
01/02/2006 05:18)
Nampanao fifaninanana ho an'izay mahay mampiresaka indrindra ity fikambanana iray ka "Billet d'avion" sy "DVD" no loka ho an'izay mahazo voalohany.
Nahataitra ity tovovavy ankatoky ny fanambadiana io...
suite
répondu par Veloo le 15/02/2006 16:17
Vahinala
(
31/01/2006 22:00)
Tafaresaka tam Papako za androany tam phone dia toa hoe nivonto hono ny tongony fa efa tany am dokotera d tsy maninona intsony. Sendra lasa saina tampoka za mieritreritra izay hoe "mivonto" izay dia n...
suite
répondu par Veloo le 10/02/2006 20:56
vale
(
30/01/2006 12:48)
Sendra niampita rano hono i masera sy mompera, raikitra hono izany fa ry môpera mibaby an-dry masera, ka nanontany an'i masera hono ty mômpera iray oe: in ty malemilemy aorinanao ty masera? de ozizy...
suite
répondu par Veloo le 13/02/2006 17:28
diamondra27
(
30/01/2006 08:32)
tsy izaho no namorona ity an!
ny ramanavy hony de anjely eo imason'ny voalavo...
Indray mande hono de lasa eritreritra ity zanaboalavo iray nanontany andreniny nanao hoe: hono hoa ry neny fa man...
suite
répondu par Veloo le 01/02/2006 20:18
eprom
(
30/01/2006 05:43)
- Dada ah, ahoana kay ny fanoratra hoe môkasin?
- Euuuuuuhhh, ôay lety eh, le misy tadiny sa le tsisy tadiny?...
suite
répondu par Veloo le 31/01/2006 21:45
eprom
(
30/01/2006 05:38)
Tany amin'ny dokotera :
- Tena mila tsy hahita mihintsy ity masoko iray ity dokotera.
- Euuuh, tsy mahagaga io dadabe ah. Aretin'ny fahanterana no mahazo ny masonao.
- Tsy mino izany aho dokotera.
...
suite
répondu par kala le 27/02/2006 07:19
hertix
(
27/01/2006 18:21)
hitako dia mba ataoko eto:
nisy bandy niditra bar sady ningonongonona hoe "tay be lé 2cv! tay be lé 2cv!...mba omeo toaka @ le faran'izay mahery ao rangahy a! dia tonga de ataovy iray tavoahangy...
suite
répondu par Veloo le 30/01/2006 16:13
akamatiana
(
27/01/2006 04:56)
Efa henonareo ve ty poesie kely ty!:-D Zah tam ty semaine ty vô naheno d =))=))=))=)) zah kle!! Tsy bedesina zah mametraka azy eto an !!:wink:
[b]Sambatra ianao ry slipo
Mahita ny zavatra iriko
...
suite
répondu par Veloo le 05/02/2006 02:14
Vahinala
(
26/01/2006 20:52)
Nandehandeha hono ity ramatoa indray andro dia nifanena tamina mopera 1 :
-Manahoana enao hoy mopera, hono hoa tsy za ve no nanamasina ny mariazinao moa 2taona lasa izay ?
-Eny mopera tena izany t...
suite
répondu par Veloo le 31/01/2006 21:50
Vahinala
(
26/01/2006 20:44)
Tsy voadikako am teny malagasy ry reto fa manjary lasa tsy mazava tsara an, fa mba hitako nampmé ana d zaraiko aminareo e !
Papa, dis-moi comment je suis né.
- Très bien, mon fils, il fallait...
suite
répondu par Veloo le 30/01/2006 16:19
mandrindra
(
26/01/2006 09:56)
Fa maninona ny frantsay no be maty andrano foana?
Satria ry zareo tsy mitsahatra ny mitabataba sy mimenomenona ka na dia efa manao ankiletika aza dia tsy mbola misokatra foana ny vavany....
suite
répondu par Veloo le 10/02/2006 20:58
