Hatsikana sy lalao

Fiffi ( 01/03/2006 05:33)
Iza no mahafantatra hoe avy @ firenena aiza ny ganagana no tsara sy otantika sy mahay moa izany eh! ny fanaovany ga! ga! ga! ga! ? amerika ? frantsa ? sns........(ohatrany akoholahy zao manao hoe coco... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/03/2006 17:12
pissoa ( 28/02/2006 17:37)
[img]http://img144.exs.cx/img144/3714/notcute5xi.jpg[/img] :roll::roll::-D:-D... tohiny
novalian'i pissoa ny 15/03/2006 12:54
watafon ( 28/02/2006 03:46)
Ahoana no fomba ipetrahan'ny parasy iray eo ambony elefanta roa "en même temps" ?... tohiny
novalian'i Veloo ny 05/03/2006 20:55
Lejim ( 28/02/2006 03:45)
Tezitra be hono ity kofa iray tanaty bus ity ka nihiaka hoe: "Mpanao politika ireto tena manao fisainana jiolahim-boto mihitsy, tsssss..." Nahatsiaro voatohina izany ilay bandy teo anilany teo ka n... tohiny
novalian'i Veloo ny 03/03/2006 16:52
tafita ( 27/02/2006 19:30)
Niara-niditra restaurant ny mpinamana telolahy fa nifankahita tampoka tany la France Reny malala ,ary Mon Père ny iray tamin'izy ireo ( fa tsy le mon Père fantatrao an ) . Dia nikaomandy ny sakafo... tohiny
novalian'i Veloo ny 02/03/2006 21:19
onjah ( 27/02/2006 18:51)
Iza ary no tena mahay fangalampiery indrindra ?... tohiny
novalian'i Veloo ny 03/03/2006 21:10
kala ( 27/02/2006 12:14)
Tafaraka i Mompera sy Pasitera indray andro. Mompera : aiza leity no misy toerana hisakafoanana moramora fa tena noana nefa ny rakitra kely tsy mety angalana? Pasitera : shhhhhhhh! nareo tony de vari... tohiny
novalian'i Veloo ny 07/03/2006 18:37
kala ( 27/02/2006 12:01)
Inona kay no mahasamihafa ny gramera (grammaire)frantsay sy ny fisaraham-panambadiana? ... tohiny
zakony ( 27/02/2006 09:31)
(hitako tam gazety ity) Kofy iray bokony be no nisakana an le akama izay - K'aiza izy zany razokinikely, mbo mangataka am nareo ny tary e! - SSH, Olona tomady sy bokony be io ve razoky nareo de m... tohiny
novalian'i Veloo ny 03/03/2006 21:12
Fiffi ( 27/02/2006 07:28)
Didier! Didier! Manao ahoana ianao izay? Didier! Didier! Mbola velona ve? Sa efa lanin’ny kalalao! Hay! Hay moa! hay tokoa! Mbola maro ao Paris ao, ireo boto sy zandrinao. Izay tsy sasatry, ny ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/03/2006 19:58
watafon ( 27/02/2006 05:50)
Nisy elafanta iray niafina tao ambadika vonin-draozy iray d tsy hita mihitsy , fa nahoana ary ?... tohiny
novalian'i Veloo ny 06/03/2006 17:50
nolalaina ( 26/02/2006 14:53)
inona no lava no sady enjana be (ho an'ny sasany) ?? (keski est longue et très dure??.... ouz ny vazà lol)... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/02/2006 15:57
lanto ( 26/02/2006 14:44)
Zavatra kely miaka-midina ?... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/02/2006 17:32
bilakarenjy ( 25/02/2006 18:42)
andeha vita homana ity rangahy fa ndeha... tohiny
novalian'i Veloo ny 05/03/2006 03:05
lapino ( 25/02/2006 09:24)
1. Soraty ao amin'ny google ange hoe: "[b]French military victories[/b]", dia tsindrio ilay bokotra "[i]J'ai de la chance[/i]". Mipoitra eo hoe taiza daholo ny vazaha no nandresy an'ady. http://img125... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/02/2006 17:33
rafozanasket ( 25/02/2006 09:05)
Very ary ny saka maintykelin'i lita ka nitaraina mafy taminy rainy izy! nitady erany tanàna fa tsy hita mihintsy lé saka kely. Ka indray andro nandeha namangy ny bebehany tany ambanivohitra i Lit... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/02/2006 16:10
rafozanasket ( 24/02/2006 16:44)
Nisy bandy pelaka nandalo tamna bar ka nanontany hoe: aiza no misy bandy azo amboarina? dia namaly ilay barman hoe: io bandy mamo io amboarina dé ametrao vola. Dia nony tonga ny maraina gaga be ilay ... tohiny
novalian'i Veloo ny 05/03/2006 21:10
bozimanga ( 24/02/2006 03:45)
Velon-taraina t@ sipany hono ity bandy iray raha nihaona izy roa ka hoy izy ;mijaly aho rehefa tsy eo anilanao fa: Ny maraina aho tsy mahinan-kanina fa :MANEMBONA ANAO . Ny atoandro aho tsy mahateli... tohiny
novalian'i Veloo ny 03/03/2006 21:15
pissoa ( 23/02/2006 18:58)
Tamin'ny ady lehibe ony zany an dia nisy miaramila Allemand, niditra tamin'ny trano anakiray, dia nandravarava tao, nosimbasimbainy ny zavatra tao amin'le trano ... dia lasa niakatra hatrany amin'ny g... tohiny
novalian'i Veloo ny 27/02/2006 18:53
Lejim ( 22/02/2006 14:16)
- Neny a ! Izaho nanao fampisehoana tery amin’ilay hôtely gasy tery de notehatehafan’ny olona rehetra tao … - Inona no fampisehoana nataonao tany ? - Nandihindihy teo anoloan’ireo olona a... tohiny
novalian'i Veloo ny 27/02/2006 18:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0708