Hatsikana sy lalao
nolalaina
(
17/03/2006 08:58)
Aleo @zay hiala fa tara eto!! hihihihihi
Lôzana mi -:-D :-D :-D :-D fotsiny!!...
tohiny
novalian'i Veloo ny 21/03/2006 21:27
fiaritiana
(
16/03/2006 19:35)
[b]andao aloha hivanitika kely e[/b]!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:...
tohiny
novalian'i Veloo ny 21/03/2006 21:27
vegas
(
16/03/2006 19:11)
Marina fa misy blague tsy mampiomé raha tsy atao amin'ny teny vazaha, kanefa mba tina ho tantaraina.
Misy koa ny blague tena mampiomé be ary tena manapatsinay mihintsy, fa saingy salées.
Ka ho an...
tohiny
novalian'i Veloo ny 19/03/2006 03:33
jentilisa
(
16/03/2006 13:13)
Nandeha fiarakodia ireto mpivady ka ramatoa somary marenindrenina no nitondra ny fiara. Najanon'ny polisy nitondra môtô ny fiaran-dry zareo:
_ nanitsaka tsipika mitohy ny fiaranareo ka mandika ny l...
tohiny
novalian'i Veloo ny 21/03/2006 21:28
mamzelkely
(
16/03/2006 12:22)
niresaka ireto mpinamana 2 vavy:
-vavy n°1: njy ve efa nahitan tarehan vadinjy tam njy nanao????(faire l'amour) :-D
-vavy n°2: ie efa nahita mits za izy avy eny ambaravarakely fa ts faly izy a...
tohiny
novalian'i Veloo ny 21/03/2006 21:28
nolalaina
(
16/03/2006 12:05)
La brune - éh !! dis, tu fumes après l'amour??
La blonde - chais pas!! g jamais regardé!!
:-P :@...
tohiny
novalian'i mazoto ny 31/03/2006 11:51
hery
(
16/03/2006 08:32)
Hitako fa misy namana mavitrika mametraka blagy ao amin'ny blaogy.com koa raha mahaliana anao dia azonao jerena ao amin'ny adiresy [url]http://blagy.blaogy.com[/url]...
tohiny
novalian'i Veloo ny 19/03/2006 03:41
kala
(
15/03/2006 15:11)
Vehivavy 5 tonga teo amin'ny vavahadin'ny paradisa
Masin-dahy Piera no nitondra ny resaka :
- iza talinareo reo no efa nanitsakitsaka ny vadiny teny ambonin'ny tany.
Nananga-tanana ny 4 bavy.
...
tohiny
novalian'i Veloo ny 16/03/2006 19:17
kala
(
15/03/2006 14:50)
Belge roalahy efa mamo be nefa mbola nisy ambiny iray ny tavoahangina whisky..
- Ndao aloha hatory fa radem ndray misotro an'io ê!
- an!an!an! tsy iarahana mizara io fa zao : zay mano nofy tsara in...
tohiny
novalian'i Veloo ny 22/03/2006 20:56
kala
(
15/03/2006 14:32)
Nitsangatsangana tany @ dezera reto belga roalahy.
Ny iray mitondra varavarana fiarakodia iray.
Nanontany ilay belga iray :
- fa manin leitsy iny no entina aty iny varavarana vam iny â:?: ma...
tohiny
novalian'i Veloo ny 16/03/2006 19:44
kala
(
15/03/2006 14:15)
Tao amin'ny fonja iray no niseho ny tantara : gadra malagasy sy belge no tao...
Nikaon-doha ny fomba hiporitsahana fa henjana be le we gadra.
Gasy : izao an! mahita tetika zà ny @ hitsoahantsika a...
tohiny
novalian'i Veloo ny 22/03/2006 20:57
kala
(
15/03/2006 14:03)
Mpanao baolina kitra belge 22 ndray no tao anaty voromby fa handeha hanao match any Afrika atsimo.
Vao nandeha tokony ho 20 mn, gaga ilay kômandà de bord fa mihetsiketsika be ny fiaramanidina.
...
tohiny
novalian'i Veloo ny 17/03/2006 04:30
bilakarenjy
(
15/03/2006 14:02)
Tao amin'ny efitra fisasana no niseho ny tantaran'i zenaida sy ity belge iray .Nidonaka i zenaida nahita ny fiborisian'ilay belge ny nifiny .Inona ary no nahagaga an'i zenaida ?:?::?:...
tohiny
novalian'i Veloo ny 22/03/2006 20:59
kala
(
15/03/2006 13:52)
Efa samy tao anaty fiaramanidina daholo ny mpandeha, ny piloty sy ny ekipany..
Efa eny @'ny toerana voatokana hanaovana décollage ny fiaramanidina ary efa hiainga afaka fotoana fohy
Tampoka teo...
tohiny
novalian'i kala ny 28/03/2006 05:36
bilakarenjy
(
15/03/2006 13:47)
Avy nanao vacance tany @ bebeny tany ambanivohitra i zenaida no nanontaniako :
[u]Bilak[/u]:-nanao ahoana ny vacance ry zenaida ?
[u]Zenaida[/u]:-tena tsara ry bilak fa lazaiko anao,fa i bebenay de ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 22/03/2006 21:01
kala
(
15/03/2006 13:37)
Jôba kely iray miresaka an-taroby any @ foiben'ny fifandraisan-davitra
Jôba : manao ahoana tompoko! tena manana pb zà momba ny portable-ko
Teknisiana : manahoana enao de inona no pb nao?
...
tohiny
novalian'i Veloo ny 16/03/2006 20:13
ari.malala
(
15/03/2006 12:09)
Feno teloplo taona hono ny mariazin'izy mivady zany d ozy le ramatoa, ndao ranga mba vonona le kisoa ao hanaovantsika fety rapitso fa feno telopolo taona rapitso anie ny fanambadiantsika e! d ozy le r...
tohiny
novalian'i Veloo ny 16/03/2006 20:14
rafozanasket
(
15/03/2006 09:23)
Nisy sipa telo vavy ka té hanandrana ry zareo hoe mba manao ve reny mopera ireny, ka dia lasa ry zareo nakany aminy mopera:
3 vavy: tara fiara zay mopéra fa mba hatory ao aminao
Mompera: tsy manin...
tohiny
novalian'i Veloo ny 16/03/2006 20:15
labomba
(
15/03/2006 00:41)
[quote]Lohateny : Belge roalahy tany foulpointe.
Sambany vao nahita ranomasina hono izy 'reto belge roalahy dia mba samy nameno tavoahangy tsirairay avy mba hatao souvenir, sady marre haute koa tamin...
tohiny
novalian'i Veloo ny 16/03/2006 20:19
kala
(
14/03/2006 17:14)
tany anaty fiaramanidina ndray ity ê!
"Tompokolahy sy tompokovavy, ny kômandà S no miteny aminareo.Amin'ny anaran'ny ekipa rehetra no iarahabako anareo rehetra tonga soa ato amin'ity fiaramanidi...
tohiny
novalian'i Veloo ny 15/03/2006 16:27
