Izy mitsam

1. notron ( 15/10/2005 07:13)
Mpinamana be hono i Ranormal sy Rabaikal.
Vadin'i Rabaikal mantsy ny anabavin'i Ranormal.
Ranormal moa arak'izay anarany zay dia mpanara-dalàna. Rabaikal kosa dia basy vava arak'io anarany io.
Indray andro tezitra Ranormal ka namoaka ireo rehatra tao an-trano "Mandehana mivoaka any daholo ianareo fa mahasorena ahy".
Nivoaka ny olona rehetra fa Rabaikal kosa niteny t@ feo mora hoe "Za koa ve ry valy ao anatin'izany?"
Namaly t@ feo avo Ranormal hoe "Tout le monde ry le xxxx zany eeeeee!"

NB: xxxx : azonao soloina @ zay itiavanao azy fa aza atao teny ratsy fotsiny an!
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 19:00
2. xxx ( 15/10/2005 07:44)
Ka ny blem-dRabaikal angamba dia mety marary nify nedala na koa marary fo ka tsy afaka nanao avo vava tamin'io ko
3. jajaf401 ( 15/10/2005 08:43)
Eo amin'ny xxx no asian-teny kely, io ve mahalaza hevitra na profil-nareo tompony?? mampahatsiaro any @ pointure manko ilay terme ka sao de mba milaza zavatra foana izy io!!
ohatra : l= large; xl = malaladalaka ary ny xxl efa tsy lazaina intsony!!!!!!!!!!
4. Herimiafina ( 15/10/2005 21:56)
Mety neverin'i ranormal fa anaran'olona angamba le "Zakoa". heheheheh :-D:-D:-D:-D

De hoe "Zakoa ve anisany?" heheheheh :-D:-D:-D:-D
5. kiali ( 16/10/2005 17:32)
de inona ny idiran'i valy @ zany eh????
6. akamatiana ( 16/10/2005 21:28)
:-D:-D:-D:-D
7. Herimiafina ( 16/10/2005 22:26)
De ra-normala zany valy n'i rabaikal e. hehehee:-D
8. ari.malala ( 17/10/2005 06:26)
notron, ôtran'ny tsy azoko le resaka:roll::roll:
9. mamzelkely ( 17/10/2005 06:49)
euhhhhhh za ko somary tara train kely..:roll:
10. Veloo ( 17/10/2005 16:25)
atraty io ...:roll::roll:
11. Herimiafina ( 17/10/2005 21:24)
De zany ve de tsy azonareo, jereo le hoe notron de meme naro hehehehhe:-D:-D:-D:-D
12. mamzelkely ( 18/10/2005 06:04)
efa nijery za ry herimiafina fa mbola ts kopy ihany klé....:lol::roll:
13. ari.malala ( 18/10/2005 11:28)
iza ary no afaka hanazava kely ny lanterne anay fa tena maizina izy zany o!!!:roll::roll:
14. Herimiafina ( 18/10/2005 12:11)
De jereo ndra ary le size fa tsy maintsy misy zavatra mampime hitanao foana ao, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
15. mamzelkely ( 18/10/2005 13:10)
enao ry force a.... k'efa we ts arakay de aôna ary... sa enao ko ts mahazo de mody mampiresaka..:-D:-D:-D
16. Herimiafina ( 18/10/2005 13:15)
Io ary enao fa efa mimeme sahady, hehehhee:-D:-D
17. mamzelkely ( 18/10/2005 13:25)
ka ts le sizé no mampime fa enao mits ka..:-D:-D:-D
18. Veloo ( 18/10/2005 16:40)
mamzelkely a na i ra-force ary anie tsy mahay akory eeeeeeee fa be resaka eo fotsiny :-D:-D:-D
19. Herimiafina ( 19/10/2005 05:09)
Tsy azonareo ve le mampimé? Izao nefany, hehehehehehe :-D:-D:-D:-D:-D

Le hoe "tout le mondy ry le xxxx zany an" de tsy soloina teny ratsy le xxxx de lasa hoe:

"tout le mondy ry le alika...Oay, ry le rabaikal malalako izany an".

Sady somary nidina kely le feo teo, hehehehehehe =))=))=))=))
20. ari.malala ( 19/10/2005 05:50)
misaotra nanazava fa tsy azoko e :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2064