traduction
7. diamondra27
(
01/12/2005 18:48)
ary nareo zany nge tsy mba manana humour e!
tsy ding dong no dikany @ teny sinoa fa zay no nolazain'le mpamaly.Mazava ho azy fa io lazain'i dadabe io no tena izy, sa tsy zany? zay no mahablagy azy e!
tsy ding dong no dikany @ teny sinoa fa zay no nolazain'le mpamaly.Mazava ho azy fa io lazain'i dadabe io no tena izy, sa tsy zany? zay no mahablagy azy e!
11. Mifenty
(
02/12/2005 12:14)
fa i diamondra koa ve any amin'ilay tondraky ny benzène radada sa any am le misy gripa avy air a.
13. fiaritiana
(
02/12/2005 19:32)
Veloo:
fiartiana a zamy mahay ching tong zany nareo roa knou :wink:
zany an! ka lé lakolosin i dadabe tsy izany no feony koa!hihiih
14. Veloo
(
04/12/2005 01:24)
dadabe a :-D:-D:-D inn ty lazain'i fiart..
fiart a fa ahona ny feony?:-D:-D:-D njy angaha efa naheno?:-D:-D:-D
fiart a fa ahona ny feony?:-D:-D:-D njy angaha efa naheno?:-D:-D:-D
15. dadabe
(
04/12/2005 15:05)
Mpandefa : fiaritiana [ Valio ] 02-12-2005 00:09:59
Lohateny : Re : traduction
dadabe njay sur 100% ny azy fa marina e!
merci :*
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 02-12-2005 02:22:03
Lohateny : Re : traduction
fiartiana a zamy mahay ching tong zany nareo roa knou
aza hitako ka tafaraka kle :-$
Mpandefa : Mifenty [ Valio ] 02-12-2005 16:14:57
Lohateny : Re : traduction
fa i diamondra koa ve any amin'ilay tondraky ny benzène radada sa any am le misy gripa avy air a.
any amilaisany io kle,sady mahafatifaty io a:-$
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 04-12-2005 05:24:13
Lohateny : Re : traduction
dadabe a inn ty lazain'i fiart..
fiart a fa ahona ny feony? njy angaha efa naheno?
taiky le !!humm...
ny lakolosiko mitovy @ fanenon'i lakolosin'ny herimiafina :-D:-D
fiaritiana> aza lazaina mafy hoaa:*
17. diamondra27
(
04/12/2005 23:34)
mifenty : sady tsy avy any benzen za notsy avy any gripa avy air e!mbola aty anaty forêt no misy ahy zao de Gpssy boussole no ampiasaina
18. diamondra27
(
04/12/2005 23:37)
mifenty : sady tsy avy any benzen za notsy avy any gripa avy air e!mbola aty anaty forêt no misy ahy zao de Gpssy boussole no ampiasaina
20. jennifer2
(
05/12/2005 23:53)
hoy dadabe:
ny lakolosiko mitovy @ fanenon'i lakolosin'ny herimiafina
ary efa nohenoinao ny fanenon'ny lakolosin'i herimiafina an! ahoana kay ny feony?
ny lakolosiko mitovy @ fanenon'i lakolosin'ny herimiafina
ary efa nohenoinao ny fanenon'ny lakolosin'i herimiafina an! ahoana kay ny feony?
