MANGER EPICE

1. diamondra27 ( 28/11/2005 11:23)
Indray mande hono de nihaona ireto mpinamana roalahy tsy nifankahita nandritra ny folo taona. De hoy i Rakoto mantsy an'i Randria, faly mahita an'lah leitsy za a!inona letia ny vaovao a? firy zao ny ankizy etsetra, de namaly Randria , zakony toraka izany, tokana ihany leitsy ny ahy a!, manasa anareo mivady hisakafo any antrano @ sabotsy raha afaka nareo sady any miresaka tsara fa somary maika aho zao. De nenke-ndRakoto ary ny fanasana. Tonga ary ny andro nihaonana sabotsy de efa nikarakara be ery ny vadi-ndRandria ary nandroso le sakafo no sady nanontany hoe: tu manges épicé ? De hoy Rakoto hoe oui, s'il vous plaît, mais pas en même temps; Ha!ha!ha
novalian'i jennifer2 ny 29/11/2005 01:34
2. jennifer2 ( 29/11/2005 01:34)
Marina ny an'n-drakoto, satria tsy soratar no hitany fa feo no henony, normale ny interpretationysady hampiditra ve no hamoaka/
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0523