Indray mande hono de nihaona ireto mpinamana roalahy tsy nifankahita nandritra ny folo taona. De hoy i Rakoto mantsy an'i Randria, faly mahita an'lah leitsy za a!inona letia ny vaovao a? firy zao ny ankizy etsetra, de namaly Randria , zakony toraka izany, tokana ihany leitsy ny ahy a!, manasa anareo mivady hisakafo any antrano @ sabotsy raha afaka nareo sady any miresaka tsara fa somary maika aho zao. De nenke-ndRakoto ary ny fanasana. Tonga ary ny andro nihaonana sabotsy de efa nikarakara be ery ny vadi-ndRandria ary nandroso le sakafo no sady nanontany hoe: tu manges épicé ? De hoy Rakoto hoe oui, s'il vous plaît, mais pas en même temps; Ha!ha!ha