Tsisy titre

1. pissoa ( 21/02/2006 06:14)
Asio hatsikana vaovao indray eeeeeeee :roll::roll::roll:
novalian'i Veloo ny 28/02/2006 17:48
2. kala ( 21/02/2006 06:27)
ho avy tsy ho ela fa efa nampangotrahana ny rano hamolosana azy hampi:-D antsika rehetra ê!
androany ihany ka
3. sonwin ( 21/02/2006 07:30)
ie eo indrindra isika izao :^)
4. ari.malala ( 21/02/2006 07:50)
:-w:-w
5. mamzelkely ( 21/02/2006 08:15)
:roll:
6. maelys ( 21/02/2006 09:47)
Nifanena tamina mpanao magie ty afrikanina lahy ary neken'ity mpahay magie ny fangatahany 3 :
- iriko ny ho fotsy
- iriko ny hahita rano lalandava tsy hijaliako aty @ désert aty
- iriko ny hahita vodim-behivavy isan'andro
Neken'ilay mpanao magie ny fangatahany, nefa najavona ilay afrikanina fa zavatra hafa no teo.
inona ary le zvt ???
7. Fiffi ( 21/02/2006 10:10)
8. mamzelkely ( 21/02/2006 10:10)
wc:°)
9. maelys ( 21/02/2006 10:40)
tsy wc kosa e fa efa akaiky
10. mamzelkely ( 21/02/2006 10:46)
bidet aza ee:°)
11. sasa ( 21/02/2006 11:01)
k'hita fa lasa foséptique lery na bidet mintsy eh hihihihihih :-D:-D:-D:-D:-D
mamzelkely:-D:-D
12. zoklbfkfk ( 21/02/2006 11:09)
kiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii:-D:-D:-D
13. maelys ( 21/02/2006 11:29)
sasa > 20/20 lasa bidet razoky

fehiny : tandremo diso fangataka!
14. mamzelkely ( 21/02/2006 11:42)
maelys< za kosa no nahita an le bidet :-w:cry: :-D:-D:-D:-D
15. maelys ( 21/02/2006 11:47)
20/20 ko ary ho andry fa saika adinoko eh :-*:-*:-*
16. pissoa ( 21/02/2006 15:06)
=))=))

maelys, meci akia an :-*
ari, misy inn e :-w:-w:-w:-w:-w
17. Fiffi ( 21/02/2006 16:06)
ary ity indray ary: efa hita daholo ny karazana zafikely rehetra , manomboka hatramin'ny voalohany io an! ka hatramin'ny alohan'ny farany , izany hoe raha ny farany zafiafin'ny tsy hay intsony fa mbola misy anakiray mbola tsy hita foana . Dia inona ary io?
18. Veloo ( 21/02/2006 17:12)
maelys :-D:-D:-D

fiffi za tsy mahay:(
19. andry44 ( 21/02/2006 19:19)
Mahazo tsy mamaly ve fa toa asa saina be izy izanuy:lol:8O8O
Ity misy iray ry Pissoa a!+ry zareo izay ato moa izany
Nisy olona mivady,nifanaraka izy ireo fa atao anarana voankazo daholo ny anaran'ny zanany na lahy na vavy.Niteraka voalohany de nataony Akondro ny anarany,faharo i voasary,fahatelo i gavo,fahahefatra i rotra .....
Farany de hoy ramatoa:ôo rangahy a!henjana izy ity rangahy!tena efa maro loatra ireto zanatsika fa aleo mba hajanona @izay izy ity e!
Hoy Rangahy:ka tsy hita ts'inona fa lalina koh!!
Kanjo!!!bevoka tampoka indray Ramatoa ka teraka!*
Vaky ny lohan'izy mivady!
Ampio re izy ireo hoe atao iza indray ny anaran'ity zaza tsy nampoizina??
20. Fiffi ( 21/02/2006 20:20)
lahy sa vavy aloha ? :-D:-D paiso? voaloboka ? manga ? letchis ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0849