Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i salmo1, milahatra araka ny daty
salmo1 ( 26/04/2007 12:22)
Ry mpino
Nareo ve efa nivavaka ho ahy manokana:roll::?:;-)... tohiny
salmo1 ( 26/04/2007 12:04)
mpitsidika
Manomboka tsikelikely ho tonga eto @ ranomasiny sisiny Mediterany daholo ndray ny vahiny avy any avarabaratra Europa. Fa aty no tsara hanaovana maron2 ny oditra. Tongava maro, tsy misy vidy mpid... tohiny
novalian'i pimaso ny 26/04/2007 12:38
salmo1 ( 25/04/2007 16:01)
Eny sa Tsia
Mahafinaritra anareo ve ny fanohizako mametraka dinika vao2:?:... tohiny
novalian'i Papoose ny 28/04/2007 05:41
salmo1 ( 25/04/2007 14:18)
ny vazaha
Tsy mba sarotiny mihintsy rehefa lalaovina ny fitombenany. ôtrany oe zarany zany kle. Asa zay mahazo ahy rehefa tonga ny fitsarany lanitra^:^... tohiny
novalian'i sympa ny 24/05/2007 14:18
salmo1 ( 25/04/2007 14:01)
Fangatahany vhv @ olona aty ivelany
Misy vavy izay naman-tsika ato @ sera2 teraka t@ 1991. Ti hifandray amiko hono izy, sady izaho no mba safidiny... manontany amiko izy oe: Mety ve:?: Ahoana hoy ianareo no havaliko ho azy:?:... tohiny
salmo1 ( 23/04/2007 22:33)
2008
zah zany ti hampiaraka @ vhv frantsay fotsi2 kely @ 2008 raha mahita, manofy ve zah:?:;-)... tohiny
novalian'i bikeke ny 27/04/2007 09:39
salmo1 ( 23/04/2007 16:31)
vokatra tsara
Mihabetsaka ny vhv manja. =D ... tohiny
novalian'i xxx ny 15/07/2007 13:18
salmo1 ( 23/04/2007 14:45)
3 vavy vao2
Tady hazaka sipa vao2 anakitelo aho, de avy eo tsy hitako zay hanaovana azy... - 1 sipa marron internet sera2. - 1 sipa chat amerika latina. - 1 sipa spaniola mpiray tanàna. Mapte hanao ... tohiny
novalian'i Tokinao ny 26/04/2007 19:04
salmo1 ( 20/04/2007 09:45)
msn sy karanjy na chat
Ilay chat nahitana ny firenena rehetra miteny espaniol... Indray mande izaho niditra nitsaty @ teny Espaniol, betsaka ireo olona avy any Sud Amerika tafiditra ao @ ilay chat. indro ilay vhv avy ... tohiny
novalian'i salmo1 ny 20/04/2007 14:48
salmo1 ( 19/04/2007 23:09)
namana.serasera - maneran-tany
isika ato ve mpinamana daholo:?: salmo1 mamaly oe: -Eny. - Fa nahoana ny sasany aza tao kizitinjitina fôna indraindray:?: - Manisy sira kely fôna, fa matsatso fôna ny sirany:D:?: - Tady h... tohiny
novalian'i rakaroka ny 28/04/2007 14:00
salmo1 ( 19/04/2007 15:43)
Fanavakavahana finoana
Isika eto an-tany dia samy mpino sy tsy mpino daholo, misy karazany ny Andriamanitra raha ny fandinihako azy. Any Mscar misy finoana zay... zany oe: io finoana io ihany no tokony hinoany olona. ôt... tohiny
novalian'i cutie ny 26/04/2007 23:05
salmo1 ( 19/04/2007 12:41)
Milay be le vazo a ;)
Ry vorona ô.. mikopaka iny andanitra iny Mba tazanao ravolasoanirina izay eh Mijaly manan-olon-tiana Misento an-tanan'olon-kafa Fa nosoloiny an-tsokosoko ô Lay tany Espagne ah Fa lavitry ny ... tohiny
novalian'i lancia ny 20/04/2007 15:27
salmo1 ( 19/04/2007 11:20)
Madagascar Copa Africa 2008
Gabon 4 - 0 Madagascar Madagascar 0 - 3 Côte d'Ivoire 1 - Côte d'Ivoire.. pts 6 2 - Gabon........... pts 3 3 - Madagascar.... pts 0 4 - Djibouti.......... pts 0 :-w:-w:-w:{:{:... tohiny
novalian'i Jeankely ny 15/05/2007 03:34
salmo1 ( 18/04/2007 11:22)
bozylove
ôtrany oe: izy fôna no marina sy manana ny fananarana tsara ^:^ ... tohiny
novalian'i hendrybe ny 21/04/2011 20:14
salmo1 ( 18/04/2007 11:05)
Tam mbola bandibandikely
Ao ampianarana no tena mitranga lay fitiavana. Indray andro ilay joba eo alohako ary izaho eo aorianany. Mba finaritra ery ny jobakely ny hisangisangy amiko, fa izaho tena tsy ao mihintsy, hodiko j... tohiny
novalian'i salmo1 ny 19/04/2007 14:17
salmo1 ( 18/04/2007 09:37)
Bar fandihizana
Indray mande zay izaho, bandy avy any cameroune ary iray bandy espaniol espaniol. Niditra Bar 36 km eoeo miala avy eto VNG Barcelne zahay 3 mitsam. Amin'ny 3 alina indro lay mpiandry vavahady na... tohiny
novalian'i xxx ny 18/04/2007 10:36
salmo1 ( 17/04/2007 18:26)
izay dinika hapetrako...
izay ramatoa zay rehefa mamaly ny dinika apetrako de zao fôna no hataony: > :-D =)) ... tohiny
novalian'i dadie ny 23/04/2007 18:37
salmo1 ( 17/04/2007 16:49)
indray mande sabotsy alina
T@ sabotsy alina 02:30mn vao lasa teo. Izaho sy ilay namako 29 ans eoeo nande niditra Bar. nisotrosotro Amstell 2 na 3 avy angamba. Izaho sy ledala miresaka, mombany fiainana, manao ahoana zany Msc... tohiny
novalian'i xxx ny 23/04/2007 00:54
salmo1 ( 17/04/2007 15:06)
rvg
The list is full. Wait for some minutes. [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Series_TV/stargate3.gif[/IMG]... tohiny
novalian'i karinah ny 17/04/2007 16:27
salmo1 ( 16/04/2007 08:08)
Fihaonana t@ bandy namana serasera anakiray teto Espane
Nilay be mihintsy; Nasiana kely fijerevana Cinema, fitsofoana Bar, fandehanana Disco, filalaovana Baolina kitra, fitendrana piano, fandrahoana kaly malgasy (vary sy laoka) sns... Fa sa... tohiny
novalian'i niryna ny 28/04/2007 01:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0281