Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i salmo1, milahatra araka ny daty
salmo1
(
02/04/2007 02:06)
Eny an-tsena
Indray mande zay izaho sy ny cousine-kou nande niaraka t@ bisikleta, nitondra anakiray avy. Ity cousine-kou hande coiffure hanamboatra volo, izaho kosa hande haka filme hojerena, zany oe zah mety haha...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 08/04/2007 20:01
salmo1
(
02/04/2007 01:02)
Mangily Mscar
Ny fikambanana ray amandreny izay nanangana zaza malgasy eto Espane dia namorona trano fitaizana eny Mangily. ...
tohiny
novalian'i dadie ny 04/04/2007 12:20
salmo1
(
02/04/2007 00:56)
Fihaonana eto espane
Rahoviana vao hisy fety sy fihaonana serasera eto espane?
Satry ny fikambanana ray amand'reny espanol izay nanangana zaza malagasy ihany no tena mpanao fety sy fihaonana eto Espane.
http://ww...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 02/04/2007 10:25
salmo1
(
02/04/2007 00:31)
iza no mahay
- Firy ny teny misy eto espane? Inona avy?...
tohiny
novalian'i pimaso ny 11/04/2007 08:37
salmo1
(
30/03/2007 11:50)
mpianatra adala
Ny mpianatra de samy manana; ny adalany, ny fahaizana, ny fahendreny ary fahaditrany...
Ny mpianatra de misy karazany, ary hita avokoa; ny namana manana probleme indraindray...
Nisy mpianatra ba...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 02/04/2007 10:59
salmo1
(
29/03/2007 21:16)
Tafandry mandry
Any Mscar @ 00h:00mn alina, efa tokony hatory daholo ny olona.
Handefasany lay zaza antso tapaka ny bandy, rehefa natsoiko izy de izao:
Elle: -Allo! salmo1 ve zany:?:
salmo1: -Ie..! Za ihany i...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 30/03/2007 12:13
salmo1
(
29/03/2007 09:52)
Izahay 3 dahy mpianatra avy any ivelany
Tadidiko t@ zah voalohany niditra mpianatra teto VNG barcelone.
Tao ampianaranay nisy 2 vavy Misulmanes Arabo avy any Marroquines Nord d'Afrique. Ry zareo zany no namako voalohany teto Espane.
I...
tohiny
novalian'i lanto ny 31/03/2007 10:34
salmo1
(
28/03/2007 13:10)
Paris
Nijery vao2 t@ TV aho, omaly alina tao Paris nisy korotana, ny hakabetsahany mpanao korotana de olona miloko, (Miala tsiny, tsy fanakavahana olona miloko, raha miteny anzao aho).
Fa nisy inona:?: Ã...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 29/03/2007 06:58
salmo1
(
28/03/2007 09:57)
vhv 1 tsy maha lhl
[img]http://www.musiqueonly.com/disques/compils_dance_divers/mariage/photos/mariage_digipack_.jpg[/img]
Mbola ho avy ny anjaran-tsika 2 http://www.dailymotion.com/visited/search/kaiamba/video/xt58s...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 11/04/2007 12:38
salmo1
(
28/03/2007 08:51)
mix
[u]fascination[/u]
Tsy maintsy tongako any ianao
fa efa izay no tanjoko
lay trano bongon'ny fitia no nomaniko
ho vantaninao any e e...
[u]3 isan-jato[/u]
Madama anie manjamanja e!
Tiako be...
tohiny
novalian'i cutie ny 28/03/2007 23:51
salmo1
(
27/03/2007 19:57)
2 Bacc
Raha efa afaka bacc enao.
Mba hazavao kely oe inona ny tena antony hamerenany sasany klasy, hakana bacc fanindroany, de am zay hono bi-baccs:?:
Zany ve de normaly:?:...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 13/04/2007 07:34
salmo1
(
27/03/2007 17:14)
principe sy izaho
http://www.youtube.com/watch?v=kjLeWDw-kj4
Tsy Dinamarca no firenena hivantanany ilay anakiray fa Spain.
Mety aminy ve zany:?:
...
tohiny
novalian'i nathie86 ny 13/04/2007 08:56
salmo1
(
27/03/2007 12:27)
vary roa kapoaka malgasy
color marrones, mbola milay no couleur blancas ...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 28/03/2007 21:16
salmo1
(
27/03/2007 10:58)
hafatra
Misy joba zay ato, tsy mba mifidifidy tenenina mihintsy rehefa mandefa hafatra.
Ôtrany efa fahazarana mihintsy zany aminy, ka na dia hijery ny mahabandy an-le olona aza: izy tsy mahalala oe bandy ...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 27/03/2007 22:43
salmo1
(
27/03/2007 10:47)
ilay namako avy any Amerika Latine
Misy bandy zay namako avy any Bolive, vao telo taona izy no teto Barcelone, ledala efa manana vady fa tsy vita soratra, rehefa tafaraka amiko ledala manafina zavatra @ vadiny,:°) izy roa de samy Boli...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/04/2007 17:35
salmo1
(
26/03/2007 20:15)
Ny manja ato @ serasera
Ireto avy ny kalamanja 10 mba hitako tato @ sera2:
1er- pachinot
2nd- fasaly
3eme- PRISCILA
faha 4- natolotra
faha 5- ftlozy
faha 6- telisoa
faha 7- Aino
faha 8- sunlight
...
tohiny
novalian'i karinah ny 01/04/2007 13:37
salmo1
(
26/03/2007 10:34)
´´Ity misy hafatra avy any europa `` - Miova ny fitia
rehefa nijery vazony mage 4 aho, d http://www.dailymotion.com/visited/search/fitia/video/x1hg4q_mage4miova-ny-fitia fa milay ah fa tsy tapitra tsara:-*:x.
Hoy izaho tam lay bandy gasy akamako zay: ...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 26/03/2007 14:34
salmo1
(
26/03/2007 02:43)
takaka mety hianatra dokotera aty andafy
Izaho efa nanomana ny fiainany le olona anakiray zay; ny trano, ny fiara http://ar.geocities.com/autocarautos/2005-mercedes-benz-slk-front.jpg , ny fahazahoana manohy ny fianarany, ny fahazahoana hipe...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/03/2007 17:27
salmo1
(
24/03/2007 12:27)
Manahirana, nefa tsy afaka andoha.
http://www.bebesymas.com/images/padre_hijo.jpg ny faniriny dada :°):D. http://www.dailymotion.com/visited/search/kaiamba/video/xt5bm_kaiamba-hasambarana fa milay ah.
Nefa misy tsy dakôro mihintsy...
tohiny
novalian'i Vahinala ny 24/03/2007 23:38
salmo1
(
24/03/2007 02:25)
PRISCILA & soffia
raikitra ny lamaody fampisehoana helika.
Ny an'iza no tena madio:?::°)...
tohiny
novalian'i simplex ny 24/03/2007 11:21
