Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i salmo1, milahatra araka ny daty
salmo1
(
23/03/2007 17:38)
haleo resa-dehilahy toy izay resa-bevavy
Izao ny antony:
Ny ao @ resa-behivavy de fitarainana @ fisika no tena betsaka.
oh: zah kely nono kely, ny sipako tsy de ti ahy fa matavy loatra, innn no atao mba hapalamalama ny tarehy... sns :-D
...
tohiny
novalian'i tynah ny 24/03/2007 21:12
salmo1
(
23/03/2007 17:07)
2 katôlika sy 1 protesta
niryna: mahafinaritra ny firesahanao tamiko, milay be mintsy :-* ^:^
(izao ndray aza, ity misy resaka tiko hatao aminao sy ny rehetra, tsy resaka sipa ah!).
Izaho nanana akamavavy katôlika, sy na...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/03/2007 11:05
salmo1
(
23/03/2007 13:58)
miaky anao ny bandy
Tena manja rangah ity joba ity ah http://www.dailymotion.com/visited/search/manja/video/x10m57_titimila-anao ^:^ manapotipotika be mintsy.
Aino aaaaaaaaaah!! ki es la + guapa: ¿la bandera o ella? :{...
tohiny
novalian'i fanantenana2003 ny 29/03/2007 08:26
salmo1
(
23/03/2007 12:17)
Dera sy lasa ho anao ô
http://www.dailymotion.com/visited/search/sareraka/video/x14a5s_sareraka-dera-sy-laza ^:^...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/03/2007 18:28
salmo1
(
23/03/2007 11:29)
Tokony hivoatra isika fa tsy hiembotra
Raha nijery ny clipiny ''Jerry Marcoss - Amboara sosy'' aho de hita sy midika zany fa ratsy ny mahita ilay zanaka vavy miaraka @ bandy. (nefa efa tovovavy be) ^:^
Azo lazaina ihany fa lamaody ity vaz...
tohiny
novalian'i Stretch ny 23/03/2007 20:49
salmo1
(
22/03/2007 23:48)
iza @ ireto karazana ireto aho raha ny fiheveranao ahy?
- Maditra :-w
- Hendry =D
- Jiolahim-boto :-w
- Tsarafanahy =D
- Ti tena :-w
- Zaza notezana tam teni soratra masina :-D
- Devoly :-w
- Mpampirafy :b
- Tsy mbola nazaka sipa :°)
- Ratsy fa...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 23/03/2007 14:17
salmo1
(
22/03/2007 19:37)
fahotana eo anatrehany Dios ve...
Ny mampiasa kapaoty rehefa manao firaisana :?:...
tohiny
novalian'i prime ny 06/04/2007 12:39
salmo1
(
22/03/2007 19:25)
Takaka tsara feo
Milay kosa le clip ah. ôtrany le feoany le takaka iny ravao mireka am tel http://www.dailymotion.com/visited/search/manja/video/x10m57_titimila-anao :°)
Manja e, miaiky anao ny bandy ^:^
...
tohiny
novalian'i fasaly ny 23/03/2007 06:54
salmo1
(
22/03/2007 11:09)
mandreraka
Nisy joba ray zay tonga tato aminay.
Zanakiny namany baininay lay joba. Zany oe: mifakahita foana izahay rehefa manao fivorina sy fiesta ny namany bainina.
Rehefa ato an-tranonay ny fivoriana. @ ...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/03/2007 20:23
salmo1
(
22/03/2007 09:01)
Anakiray ihany hoy Papa & Mama
^:^ Inn re no hataoko e:?::roll::oops:
Ry takaka samy manana talentany daholo, simpatikas, samy tres belle ^:^
Samy manana faniriana ho vinantony Papa sy Mama daholo izy ireto. Zany oe: tsy mai...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 22/03/2007 22:34
salmo1
(
20/03/2007 11:05)
manana kandida bdb aho, fa zay tiako ihany no safidiko
1- Viviane.mg
2- Zeline.mg
3- Flora.mg
4- Silvy.mg
5- Vero.mg
6- Faneva.mg
7- Natacha.mg
8- Sarah.1.mg
9- Naval.mg
10- Sarah.2.mg
11- Eva.mg
12- Maeva.mg
13- Veronica.es
14- Annabell.es
...
tohiny
novalian'i maditra ny 21/03/2007 20:11
salmo1
(
19/03/2007 21:56)
raiki-pitia
Mihorohoro i Papa fa misy zavatra manahirana amiko sady manadala:°):-D.
P- Niño! hande waiza elah?
S- any am centre ville Barcelone.
P- Haninn?
S- hanontany zavatra mombany fanohizana ny fian...
tohiny
novalian'i luciana5 ny 21/03/2007 00:29
salmo1
(
19/03/2007 16:26)
dokambarotra
mialatsiny @ webmastr am-le PUB ah. tsy mitarika olona mankany akoury aho :lol:
http://www.dailymotion.com/visited/search/malgache/video/x7eur_sobikacom-la-pub-tele
...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 19/03/2007 21:09
salmo1
(
19/03/2007 13:37)
polisy sy voler
Tsy de milay ity kilalao ity.
Rehefa polisy. Tsy hainy le mpangalatra mihintsy ny mandositra, fa vao maika le mpangalatra manantona sy mila afera @ polisy. zarany aza velesiny polisy ny lamosiny. ...
tohiny
novalian'i mandrak ny 02/04/2007 09:07
salmo1
(
19/03/2007 11:06)
telisoa
i pach mbola manana harena kokoa :°)...
tohiny
novalian'i cutie ny 20/03/2007 00:43
salmo1
(
19/03/2007 10:37)
makaleo
ny vazaha, indrindra fa ny fianakaviana:-w
isakiny vao mifankahita de:-*, isakiny mihaona de :-* isakiny mandoka tena de :-* isakiny misy zavatra mahafinaritrana na mampalahelo de :-*
makaleo ih...
tohiny
novalian'i mamiah ny 20/03/2007 20:03
salmo1
(
19/03/2007 09:58)
Fetiny Ray - lunes, 19 de marzo
Maneran-tany ve ity fety ity sa eto espane ihany:?:
...
tohiny
novalian'i melianie ny 21/03/2007 13:35
salmo1
(
16/03/2007 15:43)
izaho tsy mahazo fa asa ianareo raha mahazo
Misy kalakely izay any am misy azy any, asa izay hataony any, tsy fantatro satria izaho tsy mbola nahita :idea::roll:
Ireto mpiray fianarana sy toerana aminy, manana fifandraisana amiko de mba mitan...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 17/03/2007 11:27
salmo1
(
16/03/2007 10:35)
Adoption
izaho saika nanana anabavy kely 2años malgasy. Tsy nomeny fitsarana fa misy taratasy tsy mety... :oops::snif: ...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/04/2007 16:42
salmo1
(
15/03/2007 11:37)
vaovao an-tselatra
Ianareo ve, mba ti hanana namana vao2:?:...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 28/03/2007 23:05
