Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i salmo1, milahatra araka ny daty
salmo1
(
20/12/2007 14:45)
Ho any gasy manontolo
Manaova fety sambatra daholo e, de tratrany tratrany taona 2008.
...
tohiny
novalian'i fetrakens ny 10/01/2008 10:29
salmo1
(
18/12/2007 18:04)
Mpilalao baolina mahay indrindra maneran-tany
[quote=ronaldo09]Mpilalao ao amin'ny ekipan'ny Real Madrid any Espagne ary mazava ho azy rahateo ihany koa fa manatevina ny ekipam-pirenena breziliana i Robson da Sousa na i Robinho!
Nandritra ny val...
tohiny
novalian'i shevaspeed ny 27/12/2007 13:52
salmo1
(
18/12/2007 10:16)
???
Ahoana ihany lay TIM nilaza fa fangalaram-bato ny fifidianana tao Ambatolampy e:?:
Tsy tokony halefa any am-ponja ve ireny TIM ireny raha tsy marina izany:?:
Sa matahoatra ny TIM ihany koa ny f...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/12/2007 14:17
salmo1
(
17/12/2007 21:19)
Ny silamo sy ny fanambadihana hataony sasany
Vaovao vao nande teo tamin'ny TV.
- rangahy silamo 58 taona anakiray natao raharaham-panambadihana amin'ny ankizivavy silamo vao 8 taona.
- rangahy silamo 30 taona anakiray natao raharaham-panam...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/12/2007 22:30
salmo1
(
16/12/2007 08:40)
Nitory ny kandidàn’ny TIM
Mbola tsy fantatra izay ho fiafaran’ny voka-pifidianana ben’ny tanàna sy mpanolotsaina ao an-tampon-tanànan’Ambatolampy. Nampiakatra fitoriana eny amin’ny “Tribunal administratif” ny kan...
tohiny
novalian'i pika ny 17/12/2007 10:08
salmo1
(
16/12/2007 08:38)
efa mahantra sambo koa isika
Vaovao misongadina 15/12/2007
Asa an-dranomasina
[b]Tsy manana sambo intsony i Madagasikara[/b]
Gazetiko
:-P...
tohiny
novalian'i Bafota ny 16/12/2007 13:41
salmo1
(
15/12/2007 01:26)
Ity forum na dinika ity...
Ty forum ti mety hampitambatra ny mpidinika sasantsany ato.
Misy tara amin'ny famaliany sasany ary misy tena babo maintsy..
zavatra hitako izany fa mody tsy haseo direkta fotsiny.
Mety diso hev...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/07/2006 16:34
salmo1
(
14/12/2007 22:18)
Ny gazetiny Italiano mandainga.
:-D
Ireto italiano ireto efa zatra mpiangatra maintsy amin'ny resaka baolina kitra, na Football.
Aiza ve ranga kou ny ekipan'ny Sevilla ( Escudo http://www.vayatele.com/images/sevillafc.jpg )Espag...
tohiny
novalian'i ikalamako ny 17/07/2006 19:19
salmo1
(
14/12/2007 20:00)
vomanga be ny TIM
Ny filohany TIM wa vendrana be, tsy mba nandalo fianarana.
Zay fotsiny de efa tsy mapteny ny TIM.
Ny minono nonon'omby ihany no mba hainy ireny TIM ireny.
:arrow:
...
tohiny
novalian'i fetrakens ny 18/12/2007 05:24
salmo1
(
13/12/2007 19:52)
TGV fa tsy TIM
Manomboka zao, raha misy vahiny manontany izaho oe:
- ''Iza no anarany filohany Mscar?''
dia ho valiako oe:
Rajoelina Andry tompoko, io no filohanay (fa mamenatra be ny hilaza ny filohany T...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/12/2007 08:07
salmo1
(
13/12/2007 15:19)
Tandremo sao voafitaka!
Ny Antananarivo sy ny malagasy mipetraka ao andrenivohitra dia efa mihevitra fa i Andry maintsy no filohany amin'ny retraretra, fa tsy ny filohany TIM velively akory.
Raharaha ity ny any TIM sy ny ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/12/2007 07:18
salmo1
(
13/12/2007 13:47)
Ianao ve mba mijery ny malagasy?
Tsy ny malalanareo ihany no azonareo homena fitiavana, fa ny malagasy miaina amin'ny fahantrana ihany koa tokony hojerena kely raha tena be fitiavana ianareo.
Matetika ianareo namana ato mahavita f...
tohiny
novalian'i reve ny 16/12/2007 13:35
salmo1
(
13/12/2007 12:22)
Vaovao
[quote=ra8]« Hanompo vahoaka fa tsy hotompoin’ny vahoaka izay ho Ben’ny tanàna ho lany »
GAZETIKO[/quote]
Tsisy dikany, tena tsisy hilaivana azy.
Tsy fantany akory zay tiany ho tenenina.
...
tohiny
novalian'i tynah ny 13/12/2007 17:32
salmo1
(
13/12/2007 11:01)
TGV no mitondra
TGV no mpitondra:
- Dia ho lasa tanan-dehibe tokoa i Antananarivo.
- Ho lasa mpanakarena ny renivohitry Madagasikara.
Dia mino tokoa aho, satria izaho dia: Tanora malaGasy Vonona.
:@
...
tohiny
novalian'i niainalynx ny 13/12/2007 12:11
salmo1
(
13/12/2007 08:55)
za TGV, ianareo TIM!!
Tsara fantatra fa ianareo TIM tsy mba hiheno anay maintsy fa ny anareo ihany no lazainareo fa tsara sy mety amin'ny fitondrana.
Mino dia mino koa aho fa tsy hiteny ny anarana politika hafa maintsy n...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 17/12/2007 09:15
salmo1
(
12/12/2007 22:56)
tsy mahay misafidy tsssssssssss
raha sendra nanontany sipa xxx anakiray aho de hoy izy taminiko oe: ''Andry mbola bôgosy noho ingahy filoha''.
¿Ary za?, de mbola i Andry ihany no noteneniny:-w :snif: ^:^
:*...
tohiny
novalian'i hari253 ny 13/12/2007 08:50
salmo1
(
11/12/2007 22:23)
Pasoy
Nisy rangahy sy ramatoa vao vita mariazy.
Lay rangahy tsy manao na inona na inona rehefa miara matory amin'ny ilay ramatoa.
Dia rehefa tonga avy niasa lay rangahy de nahitany vadiny nitsilailay ...
tohiny
novalian'i namana2008 ny 12/12/2007 13:15
salmo1
(
11/12/2007 13:39)
GRUPO C
Real Madrid...8Pts
Olympiacos....8Pts
W. Bremen.....6Pts
Lazio............5Pts
Farany lalao grupo C
Real Madrid - [b]Lazio[/b].
[b]Olympiacos[/b] - [b]W. Bremen[/b].
.....
Ra [u]mandresy...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 17/12/2007 18:10
salmo1
(
11/12/2007 12:15)
Mbola tsy vita foana ve ny faradoboka?
Efa tsy azo manao fampielazankevitra intsony.
Dia mbola misy mandresy lahatra ihany ato :o8):°):-D^:^
;-)
...
tohiny
novalian'i peugeot ny 12/12/2007 14:51
salmo1
(
10/12/2007 15:57)
Ilay nify farany mitsiry ve no mahatonga an'izany?
Misy Bandy zay nikôzy tamiko an'izao:
Misy nify mitsiry vaovao vazany, mararirary hono hatramin'ny takolany, ny tendany.
Tady tsy hisokatra hono ny vavany rehefa mikaly, fa tena manasarotra ilay...
tohiny
novalian'i niryna ny 04/01/2008 19:28
