Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i salmo1, milahatra araka ny daty
salmo1
(
10/12/2007 12:43)
Fifidianana malagasy
Hitako fa tena mbola tsy mafantatra ny atao oe politika ny malagasy mitovy amiko, izaho koa tsy mahay ah! Fa mba miteny fotsiny.
Mampalahelo sy mampihomehy na dia mahita ny mpanohitra sy ny mpanaraka...
tohiny
novalian'i Robert ny 11/12/2007 02:56
salmo1
(
06/12/2007 16:41)
Inona ary izany?
Milatsaka ny praiminitra.. mitangorina ny vahoaka:?:
;-)...
tohiny
novalian'i tendry77 ny 07/12/2007 05:30
salmo1
(
05/12/2007 13:50)
malo gasy & mala gasy
Samy olom-belona daholo isika, malagasy, olony Madagasikara daholo, dia mifanavakavaka be, samy hafa be. (Tsy izaho, fa ianareo samy ianareo ihany no hahitako azy).
Tsapako fa ny malagasy samy mala...
tohiny
novalian'i niryna ny 17/07/2006 19:39
salmo1
(
04/12/2007 23:45)
Mamma Mia!
Misy mihira aty amin'ny fampisehoana aty Barcelone ndray le hirany ABBA - ''MAMMA MIA'' iny. a+ vita dika amin'ny teny Español.
Noenoiko sy nojereko, fa nilay ah.. BOUMM be maintsy remix.
Fa n...
tohiny
novalian'i ftlozy ny 13/03/2008 00:33
salmo1
(
02/12/2007 21:32)
Ny mpino sy ny finoany ary ny tsy mpino manafina
Misy ny olona milaza fa tsy mpino maintsy amin'ny teny avôkany vavany...
Kanefa izy mino ihany any aneritreritreriny any, fa tsy havoakany ao ampony fotsiny, fa hafeniny tahaka tsy marina.
Misy ...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/12/2007 00:36
salmo1
(
29/11/2007 11:05)
Ligues Champions
[b]O. Lyon 2 - 2 FC Barcelona[/b] Barcelona efa tafakatra.
[b]Werder Breme 3 - 2 R. Madrid[/b] Mbola tsotsofina vao tafakatra i Real.
[b]Sevilla 3 - 1 Arsenal[/b] Sevilla efa tafakatra
[b]V...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 29/11/2007 18:28
salmo1
(
24/11/2007 08:30)
zavamaneno ''bajônina & Valiha''
Misy afaka hanazava kely ve ny fomba fitendrena an'ireto zavamaneno made in malgache ireto.
Mitovy @ fitendrena gitara iany ve:?:
;-)...
tohiny
novalian'i NathanScott ny 27/11/2007 23:51
salmo1
(
20/11/2007 23:11)
Ny tena mpanaraka any Jesus
Tsy ny mahampiangona anareo na ny anarany fiangonanareo akory no tena zava-dehibe hanavotra anareo.. fa ny fanekenareo any Jesus maty teo ambony hazo fijaliana sy ny finoanareo azy. Rehefa matahotra a...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/11/2007 00:35
salmo1
(
18/11/2007 22:43)
Innn no mahatonga an'ity eritreriitra ity?
Tato ato izaho mahatsapa, fa ny tena betsaka mpamaly ny diniko dia namana vaovao.
Tsy amiko ihany fa amin'ny sasany ihany koa. Tsy izay rehetra mpamaly ahy akory, fa lay namana vaovao ihany. Satry i...
tohiny
novalian'i rova30 ny 19/11/2007 21:18
salmo1
(
18/11/2007 00:18)
vazaha miteny
Ra efa ozy ny sipa amin'ny bandy oe:
''Hande tsara daholo ny rehetra''. Ny fahoriana dia hivadika ho fahasambarana.
* Manana hevitra aho hafahana mieritreritra.
* Manana fomba aho hanomezana vita...
tohiny
novalian'i pisomimi ny 24/04/2008 10:58
salmo1
(
16/11/2007 10:16)
Maillot
Mitady maillot miisa 20 za ty, zany oe mbola hovidina.
Mba mangataka hevitra amnareo fotsiny za oe: inn no loko tena tsara indrindra:?:
;-)...
tohiny
novalian'i NathanScott ny 28/11/2007 00:23
salmo1
(
16/11/2007 10:09)
tena kôzy ve ty vazo ty ry zalahy??
http://www.dailymotion.com/relevance/search/unik+-+cherie/video/x26ncb_unik-cherie_music :@...
tohiny
novalian'i keyoann ny 16/11/2007 23:17
salmo1
(
15/11/2007 22:19)
Hiram-pivavahana ity sa hiran'izao tontolo izao????
http://www.dailymotion.com/relevance/search/ny+ainga/video/x35n3r_ny-ainga-ainga-vetsom-bavaka_music
Sady ritme, no tonony, no feony... ...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2007 23:16
salmo1
(
09/11/2007 11:37)
Fampianarana teny gasy
Misy ny vazaha maniry ti hahay teny gasy, tsy nandoavam-bola fa maimaimpoana.
Zarany lay mpampianatra koa aza; mahita lay vazaha miteny gasy sy hahazo ny fomba malagasy. Ary miezaka koa lay mpampia...
tohiny
novalian'i niryna ny 17/11/2007 05:28
salmo1
(
08/11/2007 23:26)
Papa
Rehefa mba hanariny kôfboay ny sipa, hoe otrizao sy zao no hatao, tokony efa hanao anzao njy.
De tsy rarahiny akory elahy fa izy amnio manaiky ihany sady miteny oe: - Eny dada, hatao zay sitrapoina...
tohiny
novalian'i ftlozy ny 26/03/2008 01:24
salmo1
(
02/11/2007 12:17)
Le solony mombanareo hapetraka eo amin'ny messenger
Ianareo zay manana olo-tiana, enao zay manana romantika...
Samia nareo mba milaza zay ao aneritreritrareo avy, Ohatra:
''le temps me parait si long sans toi(l)''
''t kiero mi amor(l)volviendo a...
tohiny
novalian'i reve ny 14/11/2007 11:02
salmo1
(
31/10/2007 09:29)
Lany resaka, sode mba tsy rariny?
Misy olona zay, tsy fantatrareo oe iza. Vao miresaka izy de tantarainy daholo izay nataony omaly, sy ny mbola hataony hatramin'ny rampitso. Rehefa vitany sy voatantarany daholo izay tiany hambara rehe...
tohiny
novalian'i slym ny 08/11/2007 14:14
salmo1
(
26/10/2007 11:50)
Enjana be le voany areti-piti
Rehefa voany ereti-piti de [color=red][url=http://www.dailymotion.com/relevance/search/rebika/video/x2jaif_miredareda_music][b]miredareda[/b][/url][/color] tahakany afo ny fo!!!!!
Lisany ve mba efa...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 10/11/2007 15:28
salmo1
(
25/10/2007 20:57)
Noana sy mangetaheta ve ianao?
Hoy i Jesus: [i]Izaho no mofon'aina; izay manatona Ahy tsy mba ho noana, ary izay mino Ahy tsy mba hangetaheta intsony.[/i]
Teny tao anatiny Baiboly io, ka tsara ho an'izay noana sy mangetaheta.
...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/10/2007 04:21
salmo1
(
25/10/2007 18:33)
Diso ve aho ra nanapakevitra?
Izaho nanapakevitra fa tsy ti hiaraka am-lay gasy taloha intsony, efa feno taona izy amzao. Nikarakaraiko ihany izy fa naheno vao2 aho taty aoriana de nofaranako tahakany tsy nisy.
[b]Efa nangatsika...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 27/10/2007 15:03
