Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i salmo1, milahatra araka ny daty
salmo1
(
28/09/2007 19:59)
RNS
Rahoviana ilay RNS eh:?:
Hitanay fa mihazakazaka be ihany ilay Taona, de vetivety de tonga indray izany RNS.
Noho izany, deiny izao, zahay avy aty atsimony France.. dia efa miomakomana amin'izany...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 30/09/2007 12:30
salmo1
(
28/09/2007 19:57)
Foot - Coupe RNS 2008
Amin'ny ity taona 2008 ity dia:[b]¡¡A POR ELLOS!![/b]
Raha [b]tafiditra sy afaka mandray anjara[/b] izahay: Malagasy avy aty SPAIN de tsy maintsy entinay mody mianatsimo ny Amboara ;) http://foru...
tohiny
novalian'i UB40 ny 01/10/2007 01:25
salmo1
(
28/09/2007 19:57)
Mitady namana 14 lahy
Mitady Bandy mahay mandaka Baolina hiaraka @ groupe GASY-SPAIN.
Izao avy no takianay:
- Mahay miaraka @ namana.
- Fahaizanao Baolina manokana (Manafika sa defence sa inn?)
- Hanorato [b]aho[/...
tohiny
novalian'i tikakely ny 09/11/2007 08:18
salmo1
(
25/09/2007 14:23)
Rehefa mino sy mila vonjy ianao...
Iza no tokony tena hinoana mba havonjy antsika:
- I Pasteur, i Môpera, i Papa any Italy, ny vato vita sarin'i Jesosy, ny vato vita sarin'i Maria verijin, i Maria verjin niterakany Jesosy sa i Jeso...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2007 20:28
salmo1
(
25/09/2007 10:32)
lhl mande tsena
Efa hanomboka indray ity ny mangatsiaka. Mila manova fitafiana vaovao sy paozy vaovao indray ny bandy. Fitafiana hanaovana amin'ny andro mangatsika ary mandrapatongany volana Avril 2008 no ho jerena s...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/09/2007 13:03
salmo1
(
20/09/2007 14:51)
Ho any Bandy Kristianne manana sipa
Iza reven-elah kokoa, ilay joba sa i Andriamanitra:?:...
tohiny
novalian'i yah ny 07/11/2007 04:41
salmo1
(
19/09/2007 10:23)
Baolina Champion Ligue
FC Barcelona - O. Lyon
6 sy 0 mandresy Barça :^)...
tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 25/09/2007 12:28
salmo1
(
18/09/2007 13:57)
Mety ve ny nataoko!
Tadidiko t@ zah nanao fanadinana sekoly alahady dia somary nangalatahaka kely tamin'ny namana anakiray teo akaikiko.
Vao aingana kely teo indray, ny Alahady. Nisy fifaninanana fanadiadihana ny ao a...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2007 20:53
salmo1
(
13/09/2007 12:16)
Jamba, tsy mahita an'Andriamanitra
Indray andro izay, tany ampovoany Espane, avaratriny Capital. Indro ilay namako tovolahy tsy mpino nanantona ahy sady nanontany oe: Raha misy izany Jesosy asaivo miarahaba ahy fa tiako tolorana tanàn...
tohiny
novalian'i gasynamana ny 15/09/2007 14:16
salmo1
(
10/09/2007 23:25)
Tena tsy azoko mahintsy ny hataony sasany amin'ny Jehovah
Andriamanitra dia iray ihany, nanao izao rehetra izao.
Fa ny probleme amin'ny sasany dia izao aretina izao:
- Ny sasany milaza fa vato no andriamanitrany.
- Ny sasany milaza fa masoandro.
- Ny s...
tohiny
novalian'i majesty ny 13/09/2007 05:17
salmo1
(
10/09/2007 16:57)
Tandremo
Ny fitiavana amin'ny fijangajangana dia mety hitondra any amin'ny fahaverezana.
...
tohiny
novalian'i miraymel ny 30/11/2007 08:06
salmo1
(
08/09/2007 09:29)
Ho aiza ianareo rehefa vita vakance hataonareo aty an-tany?
- Ny sasany milaza oe: ho any fasana, ny sasany kosa mievitra fa dorana @ afo de lasa lavenona... dia tsy misy fiainana intsony rehefa maty hono izy. Tsy misy porofo fa ny azo hatao dia mino an'Andria...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 13/09/2007 15:44
salmo1
(
17/08/2007 15:02)
Fanantenana i Jesosy
http://www.dailymotion.com/relevance/search/ny+ainga/video/x1zxry_ny-ainga-fanantenana_music
[img]http://www.biografiasyvidas.com/biografia/z/fotos/zeffirelli_jesus.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2007 22:55
salmo1
(
13/08/2007 13:43)
Andriamanitra be fitia
Tato ato dia mahatsapa aho fa Jesosy Kristy dia; mahafinaritra, enjana, mahery, mahay minamana, satria rehefa niaraka tamin'ny aho dia mahatsiaro fa vao maika izaho sambatra kokoa...
Ny masoko tsy...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 18/08/2007 09:26
salmo1
(
09/08/2007 12:52)
Ry tanora, ankizy sy olon-dehibe
Hatoloro an'Andriamanitra ny tenanareo dia mamaky ny Baiboly isan'andro, ary minoa Azy amin'ny fonareo manontolo sy ny zavatra hataonareo rehetra.
...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/08/2007 22:02
salmo1
(
09/08/2007 12:47)
Hosana
Izaho dia lasa mpanaraka an'i Jesosy Kristy maty teo ambony hazo fijaliana, izay tonga tonga taty an-tany mba hanavotra antsika...
Halefaso any amin'ny hafatra tompoko....
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 09/08/2007 13:23
salmo1
(
28/07/2007 21:07)
Bandy pelaka
Inn no tena mahatonga ny bandy ho pelaka:?:
...
tohiny
novalian'i homo ny 13/07/2012 09:07
salmo1
(
01/06/2007 16:36)
Misy gasy ve any Amsterdam?
Telo Espaniol sy raika vavy Holandesa hitsangatsangana aty Capital Holande... fitambaranay 4prs: 2lahy 2 vavy.
...Misy gasy ve any:?:
Ny gasy tediavina de tsaratsara kokoa raha mba [u]Bandy[/u]...
tohiny
novalian'i RyAnona ny 17/07/2007 16:57
salmo1
(
31/05/2007 23:37)
rivotra maloto tsy tana
Mampandositra ve:?:...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/06/2007 02:16
salmo1
(
30/05/2007 12:45)
Tandremo sao voafitaka
[u]Jereo eto[/u] :°):-D...
tohiny
novalian'i Stretch ny 01/06/2007 09:13
