Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i salmo1, milahatra araka ny daty
salmo1 ( 23/10/2007 10:34)
Eritreritra mandalo @ malgache miaraka @ vazaha
[quote=rebika]...Tazako ianao nony taty aoriana [b]niaraka tam'vahiny,[/b] Nahazo "devant" [b]tsy niteny gasy ny harivariva amin'ny dimy[/b], Hay tokoa moa ka izany no izy [b]amin'ny tany moderina[/... tohiny
novalian'i mbaliana ny 24/10/2007 19:38
salmo1 ( 22/10/2007 23:34)
Mba hampio kely aho ry zalah!
Manana sipakely vao2, vaza-kely, blonde, manga maso... vao volana haingana kely teo no nalalako azy. Efa nihaona izahay tamin'izany. Izy moa miteny fa izaho rery ihany no mba miresaka matetika ao am... tohiny
novalian'i tsaramaso ny 30/10/2007 08:50
salmo1 ( 22/10/2007 08:01)
Fanontaniana tena hapetrakiny sipa matetika
Asa izy ity ra lamaody ndray na fahazarana. Inn no tena antony mahatonga any sipa be fanontaniana? ra sendra manana confiance haingana, de mametraka fanontaniana fôna oe: [b]manana sipa ve elahy[/... tohiny
salmo1 ( 20/10/2007 21:34)
Rugby
Eng 6 - 15 Surafrica [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Content/yahoo-supercontent.gif[/IMG] Zavatra namenatra naneran-tany: Ilay[b] amboara niala ny vodiny[/b].=)) ... tohiny
salmo1 ( 19/10/2007 16:41)
Misy sipa tanteraka ve ato amin'ny sera2 ?
Za mino, fa anakitelo ihany raha misy ny sipa tena tanteraka ato. Ny atao oe: sipa tsy tanteraka ato @ serasera amiko dia: sipa ody manafina ny fizikany, [b]antsoratra[/b] izy [b]mahatara[/b] sy [b... tohiny
novalian'i mbaliana ny 24/10/2007 19:51
salmo1 ( 19/10/2007 06:49)
hande hianatra sa hande hiasa?
Matetika izaho rehefa tafaresaka amin'ny mpianatra nahazo alalana hianatra aty an-dafy dia izao no mitranga matetika: - Misy ny mpianatra manajanona ny fianarany tampoka, de haleony kokoa mitady as... tohiny
novalian'i RyAnona ny 20/10/2007 11:24
salmo1 ( 18/10/2007 11:04)
Ahoana ny fiheveranareo an'ity?
( tsy zah no tiako tenenina fa olo-kafa:lol: ) Raha malgache mipetraka aty ivelany, tsy manana zoam-pirenena malgache intsony, zany oe; zoam-pirenena hafa no hananany dia ohatra: frantsay, anglisy ... tohiny
novalian'i salmo1 ny 20/10/2007 21:47
salmo1 ( 17/10/2007 20:39)
Fiaraha-monina
Ny mpiserasera dia misy fiaviany amin'ny toerana tsirairay. Misy ny avy any Madagascar sy ny firenena samy hafa. Malgache daholo kanefa tsy mahay mifanaja sy mifanaraka indraindray. Matetika hita... tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/10/2007 09:07
salmo1 ( 17/10/2007 10:07)
Hono wa ry zalah?
Ahoana kay ny mikôtikôty anireny sipa malaza @ fahaizany ireny:?: :@ (oh: artiste, actrice sns...)8):°):-$ ;-)... tohiny
novalian'i salmo1 ny 27/10/2007 22:34
salmo1 ( 16/10/2007 13:30)
ronaldo09 sy ny real madridany nitondra atody an-trano
ronaldo09: handao hijery baolina tsika sy elah :lol: Real Madrid ¿ - ? FC Barcelona Real Madrid: - [u]Mpitsara[/u] mila solomaso, Penatiany Eto'o fingany Roberto Carlos, tsy izy hono :-D^:^ ... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 09/11/2007 12:16
salmo1 ( 16/10/2007 12:23)
Lisany koa ve mba tratran'ity
Rhefa mba zah no manimanina @ sipa raika, ka ra tonga de akenkeziko tampoka, de toriko fitia kely izy... de raha tsy manaiky... De zay zany:lol:, ary matetika tsy de hasiko olana fa mbola misy ny manj... tohiny
novalian'i ftlozy ny 26/03/2008 00:57
salmo1 ( 15/10/2007 17:36)
vavolombelona IV
Tena misy fitsarambelatsihy eto @ serasera (angamba). Rehefa i hery izay no nanaony dinika iray... dia miezaka daholo ny namana hamaly azy ao anatiny 1 sengondra. Na dia efa tsy mana-kolazaina ... tohiny
novalian'i Papoose ny 20/10/2007 03:14
salmo1 ( 10/10/2007 20:43)
ahoana no hamalian-lah azy?
(matetika mivôka filme izy ty) Manana sipa elah, nisy zavatra tsy nahafaly azy manokana hitany tany ambadimbadika tany, tsy fantatry elah akory oe: inn no tsy mahafaly azy:roll: elah amnio tena ti... tohiny
novalian'i rakapy ny 03/12/2007 04:13
salmo1 ( 09/10/2007 16:12)
koba
Mba azonareo homena ahy ve, ny fikarakarana manao koba? (olana kely) ^:^ aty tsy misy ravin-akondro, inn no mety hasolo azy? ;-) ...... tohiny
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 17:26
salmo1 ( 09/10/2007 11:09)
Fomba fianarana
Iza no tinareo? Mianatra any an-trano de rehefa tonga examen, de manala fanadinana any antsekoly fotsiny sa... Mianatra any ampianarana ihany de ôtran-le tam T1 sy T2 ireny ihany. (asa, ra m... tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 05:12
salmo1 ( 06/10/2007 21:23)
Hymne
[b]Tong'indray izao Ilay andro sarobidy Hiara-milalao Ny lehibe sy ny ankizy Isika mianakavy Na lahy na vavy Tsy misy hihambahamba 'Ndao hirotsak'an-kianja Ny tarigetra soa Dia ny... tohiny
salmo1 ( 05/10/2007 13:38)
Afindrafindrao
Zao ve tsy ho sarotra be http://www.dailymotion.com/video/22699 :@... tohiny
novalian'i melody ny 06/10/2007 23:19
salmo1 ( 03/10/2007 23:19)
Fahatsirovana
[quote=Fiffi sy ny vaovaoany atsy @ dinika Rafilomen]L’inhumation est prévue pour ce mercredi à Ambohitrimanjaka.[/quote] Tsy azoko kalouny zay tiany Fiffi tenenina fa ny azoko fotsiny de lay t... tohiny
novalian'i ikiady ny 31/10/2013 12:02
salmo1 ( 01/10/2007 23:12)
Fiomanana
Vao nahita an'ty aho de somary taitaitra kely: http://es.youtube.com/watch?v=U4W1H2JhA5g Ny fanirianay dia hanatrika an'zany RNS Malgasy @ taona manaraka. Ary tsy maintsy ho hataonay izay hatongav... tohiny
novalian'i salmo1 ny 08/10/2007 18:21
salmo1 ( 28/09/2007 20:00)
Mila Bandy gasy
Manantena izahay Malgache avy aty Atsimony Europa, mba handray anjara amzany RNS Malgache. Raha misy am'ity Taona 2008 ity. Koa dia mitady Bandy Gasy hanampy anay amin'izany fifanitsahana izany. ... tohiny
novalian'i salmo1 ny 07/10/2007 13:18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0201