Liste des messages

Liste des messages, inserés par salmo1, par ordre de date
salmo1 ( 28/05/2007 11:55)
Malagasy
Mizarazara ny Malagasy... ny vatana, ny loko, ny fiteny ary ny fombafomba... Oh: ny merina sy ny sianaka, ny betsileo, sy ny betsirebaka sns... Mba hazavao ny antony:?:... suite
répondu par Fiffi le 31/05/2007 06:01
salmo1 ( 25/05/2007 23:01)
Vhv gasy!
Hataoko mifanohitra @ diniky xxx atsy @ resan-dehilahy. Ianareo vhv gasy tena misy hilaivana azy mahintsy @ akampobehany... asa:roll: inn re no hilaivanay anareo e:?::°):-D Mety tsara fanahy an... suite
répondu par ikalapeta le 11/07/2007 14:10
salmo1 ( 24/05/2007 09:19)
Ny sary hapetrakiny vehivavy
Misy ny vhv hande hametraka ny sariny dia izao no tena mombamomban'ilay sary; hanindriana ny sary kala annn... Fa lasa any amin'ny kala anina daholo ny masony bandy sy ny mpitsiriritra. Dia lay pametr... suite
répondu par xxx le 31/05/2007 22:06
salmo1 ( 23/05/2007 21:20)
malgache mipetraka ao France
ohatra voalohany i [u]bazylou[/u]. Tamin'ny izaho tany France renivohitra, hitako tsara fanahy be ny Frantsay rehetra, miezaka daholo nifandray tamiko @ teny Espaniol... ary ny Frantsay koa dia nit... suite
répondu par Cherry le 19/08/2007 14:21
salmo1 ( 23/05/2007 12:30)
¿ Aiza ny UN EURO? ¿1€?
* Nisy 3 lahy niditra Bar, samy nitondra 10€ avy izy telo lahy... totaliny 30€. * Ny lanin'izy telo lahy tao @ lay Bar, totaliny 25€. * 30€ ny vola napetrak'izy telo lahy teo ambony lat... suite
répondu par niryna le 25/05/2007 17:59
salmo1 ( 22/05/2007 09:27)
Miss any @ sobika
[img]http://www.sobika.com/v2/img/img_miss/2005/chris.jpg[/img] Waou, diso manja be lôtra izy zany. Aiza ny Miss sera2:?::D... suite
répondu par tinahardos le 15/09/2007 07:51
salmo1 ( 21/05/2007 21:16)
fiaraha-monina @ vhv sasany
Serasera azo hatao oe: tananany mpiara-monina, ho any izay miteny gasy rehetra angamba... (natokana ho any malagasy manerantany). Misy isika ato dia ti hivelona amzany teny gasy ary tsy ti hanadino... suite
répondu par mignone le 26/05/2007 12:39
salmo1 ( 21/05/2007 13:21)
Aretina mikodiadia
Rehefa mahita inn, de torana wazy ny olona:?::D... suite
répondu par Fiffi le 31/05/2007 06:05
salmo1 ( 17/05/2007 20:27)
Paris
Kay ve aty a Paris aty feno mainty bdb e:D Tsy manambany zah ah^:^... suite
répondu par mbaliana le 21/05/2007 19:11
salmo1 ( 16/05/2007 09:20)
Hiran'iza mou ity fa tsy tadidiko?
Ny fo sy ny tiana; Feno fifalina. Miara mifaly, miara mijaly Tafaray... tafaradia mandrakizay Ny foko efa feno; Tsy ambara telo... (de zay tsy aiko ntsony) :°)... suite
salmo1 ( 07/05/2007 08:37)
Vao2 Union Europea
Loza be ho an'ireo vahiny avy any ivelany frantsay tsy mpanara-dalana ity filohany repoblika vao2 ity. VIVA EUROPA ... suite
répondu par sudou le 07/05/2007 16:56
salmo1 ( 04/05/2007 10:32)
namana ve io?
bazylou. Tao manambany ny gasy fôna ledala kou, knefa gasy petaka be. Izaho alou mba niova ihany fa ledala ôtrany nifindrany ny aretiko rehetra:-D ;-) ... suite
répondu par sympa le 09/05/2007 23:35
salmo1 ( 01/05/2007 23:04)
mitady namana lhl
Raha mitady namana lehilahy ve zah de PD:?: Non:!: Vehivavy ihany no tiako:* ;-)... suite
répondu par gasinamana10 le 26/08/2007 17:56
salmo1 ( 01/05/2007 19:21)
Tsara ny clip fa ny hira no tsy milay
=D http://www.youtube.com/watch?v=YjsmwfqLGDM&mode=related&search= izao hitako izao no tena fiainana ry tovolahy sy tovovavy ah. Tena efa mivoatra ihany ny tanora malgasy raha manao tahak'izao daholo... suite
répondu par tynah le 03/05/2007 19:14
salmo1 ( 29/04/2007 01:04)
salmo1 sy xxx
Rehefa misy mametraka xxx ato, mitovitovy @ dinika hapetrako..., de misy milaza fa izaho ihany ilay xxx... ^:^^:^ ohatra: *salmo ndray zao io . *salmonele ndray zao io. *aza miafina fa tonga de... suite
répondu par sakaizakely le 30/04/2007 16:30
salmo1 ( 28/04/2007 17:55)
Fombany sasany
Efa manana harenarena sy fivelomana tsaratsara @ fiainana ndray ny pokona aty ivelany de manakiana ny any atoerana fôna oe: ratsy, ratsy... ny politika mintsy no ratsy, ny fitondrana mihintsy no tsa ... suite
répondu par Jeankely le 30/04/2007 12:59
salmo1 ( 27/04/2007 16:09)
namana hihaona
Mieritreritra izaho oe: iza am'ireto no ho entiko ho azy,:?: ;-) [img]http://www.forofos.com/upload/min/Camiseta-adulto-2ª-equip.-replica-F.C.Barcelona-2006-07.--2006720185748.jpg[/img] [img]htt... suite
répondu par Mimifali le 02/05/2007 11:42
salmo1 ( 27/04/2007 09:49)
I môpera sy ny mpiangona
T@ cousine-kou natao batemy, de misy fiankavian'olona maromaro hafa koa natao batemy niaraka taminy ilay cousine-kou. Ao Ampiangonana hoy ilay môpera: -Samia isika hifanome fitiavana, hifamela-... suite
répondu par pimaso le 07/05/2007 12:51
salmo1 ( 26/04/2007 20:26)
Vehivavy
Raha tsy misy ianareo, tsy lehilahy izahay ^:^ ;-)... suite
répondu par hajasoa le 11/05/2007 17:44
salmo1 ( 26/04/2007 14:06)
Arabe sy ny mpande plazy
Mapitsako hana mihintsy isakiny mahita anakiray eny andalana fa ho any @ plazy hono... @ zay ry takaka miaraka @ solomaso mainty sy bikiny ary serveta sy kitapo kely. Rehefa ny bandy eny andalana s... suite
répondu par xxx le 26/04/2007 17:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0204