Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i salmo1, milahatra araka ny daty
salmo1 ( 01/03/2007 17:57)
hatramin'izao...
...mbola misy ve ny fialonana :?:... tohiny
novalian'i melody ny 11/03/2007 20:03
salmo1 ( 01/03/2007 11:27)
pachinot
Efa misy tompony ve ity joba ity:?::°)... tohiny
novalian'i fasaly ny 03/03/2007 07:54
salmo1 ( 01/03/2007 10:45)
Lalàm-pianakaviana @ fananganana olona
Izay olona hantsangany olona @ firenena hafa dia azony olom-panangana hatao ny manova ny fanampina-anarany ilay olona nantsangana ary tsy maintsy soratana ao @ bokim-pianakaviana ny anarany ilay nant... tohiny
novalian'i salmo1 ny 01/03/2007 10:53
salmo1 ( 01/03/2007 10:09)
akamantatra ry zalah???
Inn ary zany; ny raviny malamalama, ny taoany marokoroko, ny vodiny feno tsikoko.:?: Tsy mangahazo alou eh. :-D:-P... tohiny
novalian'i salmo1 ny 01/03/2007 17:48
salmo1 ( 01/03/2007 09:37)
Izay hinoany no eritreretiny hinoantsika
Fiangarana no betsaka sady tsy misy fifanajahana @ finoany hafa. Ny fiangonana METM izany ôtrany oe: tsy misy any Mscar. :-D:°):-P... tohiny
novalian'i salopard ny 01/03/2007 12:44
salmo1 ( 28/02/2007 19:53)
lohahevitra Tetsy sy Teroa
Inn ny dikany oe: TETSY sy TEROA? ... tohiny
novalian'i belaza ny 06/03/2007 17:42
salmo1 ( 28/02/2007 18:01)
zay tinareo?
Ratsy anga lay fanontaniana teo? ... tohiny
novalian'i salmo1 ny 01/03/2007 14:05
salmo1 ( 28/02/2007 14:35)
Resa-behivavy sa resa-behivavy sy lehilahy?
Mahaiza ny bandy rehetra mionina fa mazava be atsy @ fidirana oe: ...natokana ho any vhv ihany... Ka innn ndray no hidirany ny bandy ato? :D:°)... tohiny
novalian'i sipagasy ny 02/03/2007 18:29
salmo1 ( 28/02/2007 13:54)
FOOTIKO
Raha niheno vao2 tao @ mbs izaho de naheno any ingahy mpitondra nilaza fa oe: na Chelsea, na FC Barcelone, na O. Lyon tsy mbola mahay milalao ôtrany Mscar. Nefa Mscar resy 4-0 vao aingana kely teo. :... tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2007 23:21
salmo1 ( 28/02/2007 12:47)
Paositra
Tsy misy tonga lafatra izay entana halefa makany Mscar. Nefa ny paositra avy any Mscar mahatonga entana makaty sady mitovy ihany ny adiresy. zany oe taraiky 1 volana na 3 erin'andro no nahatongavany a... tohiny
novalian'i fasaly ny 01/03/2007 07:37
salmo1 ( 27/02/2007 17:14)
mpisakana - tananarive, antsirabe
Inona hono ireto Policia mangataka vola rehefa misakana hisava taratasim-piarakodia. Teo Ambatolampy voalohany ary vetivety kely vao tonga teo Ambohimandroso, de sady misakana ry zalahy no mangataka. ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2007 23:15
salmo1 ( 27/02/2007 13:58)
mampalahelo ny kibo tsy voky
Mihamahantra sa mihamanakarena ny tanindrazana Malagasy?... tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2007 23:27
salmo1 ( 27/02/2007 13:05)
Hoy ny Baiboly ary Henoy ny ray amand-Reny.
Ary hoy izy taminy: Hisy firenena hintsangana hamely firenena, ary hisy fanjakana hintsangana hamely fanjakana. (Misy hiraisany ve ny lohahevitra sy hevitra?) ... tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2007 23:31
salmo1 ( 27/02/2007 11:36)
indro aho fa efa niverina raha nahita an'ity fehezan-tenyity
[quote=xxx] expulsion de salmo Ravalomanana responsable hita izao fa ny fototry ny fialan'i salmo teto amin'ny serasera dia ny fitondrana ankehitriny. Depuis quand les policiens no afaka manao izan... tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2007 23:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4147