Madagascar Copa Africa 2008

1. salmo1 ( 19/04/2007 11:20)
Gabon 4 - 0 Madagascar

Madagascar 0 - 3 Côte d'Ivoire


1 - Côte d'Ivoire.. pts 6
2 - Gabon........... pts 3
3 - Madagascar.... pts 0
4 - Djibouti.......... pts 0

:-w:-w:-w:{:{:{
novalian'i Jeankely ny 15/05/2007 03:34
2. ainaheri ( 19/04/2007 13:10)
D atao aona mo ko efa io ny an'ny tena knou!!
3. bazylou ( 19/04/2007 22:32)
efa mahazatra e!! resy lava
4. Jeankely ( 15/05/2007 03:34)
Vokatra ratsy ireo ry "salamo1" an. Tsy misy faly amin'ireo fa ny sehatra misy anao na ataonao ve misy fifaninanana sa ahoana ary misy sehatra iraisam-pirenena sa ahoana? Mandresy ve ianao amin'ny sehatrao fa tena midera anao izahay fa raha sahala ny ataon'ny "Personnes les Moins Avancées" kosa dia mifaly amin'ny faharesen'ny Malagasy izy nefa izy koa resibe miafinafina ary tsy mandresy vazaha mifaninana aminy fa ataon'ny vazaha mandeha havia havanana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1636