Liste des messages
Liste des messages, inserés par Aino, par ordre de date
Aino
(
30/10/2006 12:40)
iza re?
izaho matetika malahelo be nefa tsy fatatro hoe iza ilay alahelovako, dia lasa saina manotany ten aindray hoe iza re?...
suite
répondu par colar le 11/11/2006 08:59
Aino
(
28/10/2006 12:17)
inn ary io zaiy mahalala?
http://serasera.org/namana/media/sary/namana/dsc00416_000.jpg
inn aza io? izay mahalala....
suite
répondu par pissoa le 01/11/2006 16:41
Aino
(
27/10/2006 10:47)
hoy aho.
Tsara ny fiarahana
tsara raha hinamana
tsara ny mifankatia
tsara ny miaradia
Tsara ny mifampizara,
Tena tiako dia tiako ry malala
Nefa aoka ho fatatrao
Fa tsy tiako ny miantsaravelatsia
toy ...
suite
répondu par cutie le 27/10/2006 14:13
Aino
(
25/10/2006 21:50)
izany ve le hoe zadratsy?
izany hoe tsy de hoe zadratsy, fa rehefa eto @nmn srsr dia tsara sy mafinaritra dol!!
fa taloha aho dia matetika variana @hafatra sy karajia faona nefa @izao lasa zatra ato @dinika dia betraka hireo ...
suite
répondu par cutie le 26/10/2006 14:30
Aino
(
25/10/2006 21:33)
mamz
izaho dia miantso sy mitady any izay tsy hita faona aloha eh!!
teo aloha hoa aho matazana any mamzelkely eto @ forum faona na koa any @tsikera ny sariny fasaly efa tao lasa tsy hitako hintsony izany....
suite
répondu par Pejih le 01/12/2006 14:13
Aino
(
25/10/2006 10:28)
ianao ve mitomany?
ny akamaroany olona rehefa miala na misaraka @namana,famille,olon-tiana, sns @ toherana ananky iray ka ande ho any lavitra dia betraka ny mitomany!!
fa izhao hoa mbola tsy nitomany teo ampisarahana i...
suite
répondu par cabot le 13/11/2006 20:08
Aino
(
24/10/2006 10:00)
indrisy
indrisy hoa fa mampalahelo ahy ny mijery hireny olona be fialonana,ty tena,manambonimbony tena.
any ka tsy mihevitra ny hafa hintsony, fa dia diso tafahoatra laotra.
misy moa ny sasany bika endrika,...
suite
répondu par titis le 08/11/2006 23:07
Aino
(
21/10/2006 19:56)
Hantatiana
ary mbola mihira ve izy io sa nony nande nanambady dia nijanona tsy ho pihira hintsony eh?...
suite
répondu par xxx le 29/10/2006 16:41
Aino
(
19/10/2006 17:27)
inn no ho lazaiko azy?
misy namako izay hoe ary tena namako be izy io! izy moa efa man-olon-tiana ary io namany io dia anisany namako ihany koa.
andro any ry zareo sendra nifamaly tsy haiko izay tena antony, ka izaho sendr...
suite
répondu par Aino le 23/10/2006 17:26
Aino
(
16/10/2006 20:28)
mahagaga!
mba gaga any ilay pitondra taxi hireny hoa aho raha mba sendra nandende tany Analakely indray alina!!!
Dia nande naka taxi izany, dia nilaza hoe eo analakely, dia annotany ilay pamily hoe- Any @indra...
suite
répondu par mimich le 20/10/2006 08:34
Aino
(
16/10/2006 20:20)
efa nahita ve ianao?
asa aloha raha izaho koa no manao eritreritr-adala fa nieritreritra aho hoe, moa ve mba misy ihany ny lhl mivarotena eh? ilay sarimbavy mande hireny tsy kotina tsony ah!! fa hoatra fotsony hoe lhl tso...
suite
répondu par Aino le 25/10/2006 21:25
Aino
(
16/10/2006 20:11)
mampilaza anao namako!!
Miala tsiny be indrindra moa raha eto no mandefa ity filazana ity!!!
ho any ninimalala,Binou,Lalaina sns...
ho any hireo namana any mada na eto france dia mampilaza anareo namana ny tenako, fa tsy a...
suite
répondu par Aino le 25/10/2006 21:42
Aino
(
15/10/2006 12:02)
tao tsy tazana tsony
ary tao tsy tazana hintsony hoa i bedada eh!!!
any ka matetika tsy misy dadabe antsoina hintsony :lol:...
suite
répondu par diamondra27 le 05/11/2006 10:45
Aino
(
14/10/2006 12:11)
ory miaraka aminao ny tenako!!
ho any ninimalala:miara ory aminao ny foko ary malahelo @ izao nandaozany dada malalanao anao izao!!
eny efa lasa izy iny ka dia ho mandry ampihadanana.
tsy iza fa i zandry Fanja....
suite
répondu par helitiana le 17/10/2006 19:04
Aino
(
13/10/2006 16:09)
tsy foiko
niangavy ahy i Fy mba hiala tsy ho namana eto @serasera hintsony!!!
nefa dia tsy mahafoy any hireo namako sy ireo izay efa noraisiko tahaka ny pirahintampo taminko aho!!...
suite
répondu par ninih le 23/10/2006 15:48
Aino
(
12/10/2006 15:50)
ny aminko!!
ho anareo namana n akoa izay efa nahita ny ray t@ sariko miboridana mahamoa fady dia aoka mba hilaza eto raha efa nisy any izany tao!!!
io aloha no tiako ho fatatra fa mety mbola ande eo dol koa ny...
suite
répondu par ninih le 19/10/2006 15:43
Aino
(
12/10/2006 11:58)
mody manofy
nisy pisipa hono izany niady ry zareo dia misaradamba fa ny fandriana kely laotra dia voatery tsy maintsy.
tonga ny misasank-alina ka mody nanory nedala tonga dia nitolona any le vhv ilay iray manaki...
suite
répondu par Aino le 30/10/2006 12:48
Aino
(
11/10/2006 20:14)
mangalatra tsy mahay mangalatra!!
matetika izany dia very faona ny volako ao ampianarana, ary tsy ny ahy hirery no very fa ny any namana sasany ihany koa, izhao nefa tsy mety tonga saina fa dia mitondra faona, satsia matetika misy hil...
suite
répondu par titis le 17/10/2006 12:41
Aino
(
11/10/2006 17:55)
salmo
manotany tena hoe fa inn ity mahazo any salmo, tao ziay resaka resahiny de sipa sipa io faona.
sady resaka sipa miverina in-jato.
elahy ve letie te ho be hisa tahaka ny olona be hisa efa panoratra h...
suite
répondu par Aino le 12/10/2006 11:42
Aino
(
11/10/2006 13:20)
eeee!!
ny faniriako hatr@ izay dia mba hanana zoky lahy nefa tao vavy be dol izay!! na manana aza tao zandry lahy kely, le tsy mananjoky lahy tahaka ny manjeraka ihany, fa na dia eo aza ny ray aman-dreny ana...
suite
répondu par ninih le 12/10/2006 13:39
