Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Aino, milahatra araka ny daty
Aino ( 11/09/2006 10:18)
namana serasera ?
inn kay no tena trapanareo rehefa tena hoatra hoe misy olona tena las amifankahazo be aminao eto, na koa hireo namana piresaka eto @ dinika, moa ve misy ny sasany tena tianao @ manontolo na miresaka i... tohiny
novalian'i fiderana ny 21/09/2006 15:20
Aino ( 10/09/2006 20:09)
aiz aihany le manja be teo aloha eh!!
lasa hoa ny eritreritro fa tsy nisy hita dol hireo py chat ao @ karajia taloha izay namana tena mavitsika sy mafinaritra ny miresaka aminy. indraindray mba te hiezaka ny hanoy @ hireo vaovao tahaka n... tohiny
novalian'i Aino ny 13/09/2006 21:13
Aino ( 07/08/2006 20:08)
hihihihi
mba nande nijery ny lisitra any anarana natao hoe Fanja aho izany dia variana fa ny mombamomba any FanjaTiana de hafa kely mihintsy. (fasaly nakaiza marina anky i FanjaTiana? izany hoe Fanja eo ihany... tohiny
novalian'i prime ny 11/08/2006 11:56
Aino ( 06/08/2006 22:24)
manaova izay mahafapo any tena eh!!
de mirary fialan-tsasatra sambatra sy tsara ho antsika rehetra dol indray aloha!! de bonne be dol!! eh, mihaona eto ihany fa tsy misy misitaka eo. kiss any rehetra.:-*:*:-*... tohiny
novalian'i sarobidy ny 22/08/2006 11:00
Aino ( 06/08/2006 21:56)
ho any boubou
kiss anky zoky malala dia miarahaba andry manonkana ny tenako ah!! joyex anniversaire anky manjakely de manaova fety sambatra sy andro finaritra ah!! ny aty tsy manadino na dia tsy de manoratra firy ... tohiny
novalian'i robot ny 20/09/2006 12:13
Aino ( 27/07/2006 19:40)
lesb!!
tao izay sipa lesbianne de manja be dol!! ... tohiny
novalian'i prime ny 02/08/2006 12:16
Aino ( 26/07/2006 10:41)
hoany xxx manokana
salut!! izaho tsy ho be resaka fa ny hafatro dia izao. betraka rise ny olona tsy de mahay manoratra tsara @ teny malagasy ah, ary ny ankabehazany aza dia voatery miteny vahiny, ary tsy hadisoany izy... tohiny
novalian'i razokybe ny 07/08/2006 21:30
Aino ( 26/07/2006 06:46)
Maty ny hafanana
indrisy fa t@ ity taona ity de betraka ny vaovao henoko momba azy ity, fa betraka izao ny olona maty ny hafanana, ny henoko aloha hatramin'izao dia 30 no maty tao France ary ny eto Espagne indray dia ... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 07/08/2006 18:06
Aino ( 25/07/2006 13:29)
tsy kilalao izy ity eh!!
ny fitiavana ry zareo tsy kilalao ka aza de manao kitohatoha ah, misy moa ny lhl sasany efa manambady amandranaka mbola lasa ihany mitady ary @hafa, asa mihintsy izay tena eritreritrareo izay anisany ... tohiny
novalian'i pissoa ny 28/07/2006 05:25
Aino ( 22/07/2006 18:33)
de nahoana mihintsy?
Fa ity frai ana fiaramanidina hoa tao vao maika mahay lafo faona eh!! izany hoe asakasak'ilay compagne aloha, nefa de tena diso lafo laotra!! hoa any le olona efa zatra mande voyages @avion izao de t... tohiny
novalian'i prime ny 02/08/2006 13:23
Aino ( 22/07/2006 18:29)
hoy ny Radio
milaza ny radio fa tsy de tsara ny mande plage matetika iznay hoe eo @masoandro fa diso mahery laotra ny heriny hafanana ka mety hitondra holana ho any rehetra.... tohiny
novalian'i watafon ny 15/08/2006 20:04
Aino ( 12/07/2006 08:35)
inn no azoko atao?
izhao ry zareo efa zatra ny miditra internet na koa mikitika ord... tontolo andro tsy maintsy miditra kely tsy mety ny tanako sy ny saiko raha tsy miditra kely mikitikitika eto!! indrindra moa fa eto ... tohiny
Aino ( 11/07/2006 12:56)
loza izany!
tsy haiko na any @nareo ao france na pais eto europe raha mba mitovy any izao ko!! fa aty izao rehefa misy tsy mety kely hataonao eny @ arabe dia anasorany lerony ny isa ny permi anao, misy ny sasany... tohiny
novalian'i cutie ny 13/08/2006 18:09
Aino ( 09/07/2006 17:57)
aleo @ izay ajanona fa tss!!
aleoko @ izay ajanona ity teak teak ity fa tao ho very namana aho ny farany!! tao matahotra manko ny sasany saode voalako hono, nefa aho tsy andako azy ankory ka ny tsara dia ajanona 2 izay fa zavatra... tohiny
novalian'i Aino ny 10/07/2006 12:15
Aino ( 05/07/2006 20:29)
mbola manaraka aloha izy @izao!
mbola mizotra ny lalany fanjeseny faona aloha i France hatraminy izao!! mety aharitra hatraminy farany ihany ve izy hireto na ny fijerevana azy? ... tohiny
novalian'i Aino ny 08/07/2006 09:14
Aino ( 05/07/2006 20:24)
tampoka
raha toaka iznay misy namanao tsotra ka tampoka teo tsinontsi'inn dia lasa miaraka tampoka ianareo ary mifankatia be, nefa tampoka eo indray tsy ady tsy inn dia nisaraka!!! , ilay iray nanomboka ny fi... tohiny
novalian'i texe ny 25/07/2006 09:52
Aino ( 04/07/2006 15:59)
hisiiii!!
misy ny namana ato mila fa maditra olona maditra aho. fa anga moa rehefa hita hoe sexy dia midika fa maditra!! saode diso hevitra aza ianao mieritreritra any izany!! satsia izaho sexy be fa endry be.... tohiny
novalian'i Aino ny 08/07/2006 09:26
Aino ( 29/06/2006 12:34)
fa nakaiza dol ny sasany t@ izy hireto hoe?
ity izany hono ilay tononkalo tary @ tononkalo vetso tary tsy tadidiko hintsony hoe iza no nanoratra ahy, fa dia manotany tena aho fa tao ny ankabehazany hireto sipa voatonona ato hireto to samy tsy m... tohiny
Aino ( 27/06/2006 19:36)
ny ahy serasera
ary ny takelaka mahalina anareo kay mba inn? izaho manko tao variana sy liana ato faona ko.... tohiny
novalian'i TYNOS ny 20/08/2006 18:26
Aino ( 27/06/2006 19:23)
france 3-1 Espagne
hihihi hita mihintsy hoe tsy mamely espagne, na tsy manaraka za aho dia hita hoe tsy mamely ry zalahy.... tohiny
novalian'i Samoana ny 28/06/2006 13:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0222