Liste des messages

Liste des messages, inserés par Aino, par ordre de date
Aino ( 05/12/2006 15:53)
fanotaniana any vhv!!
hono hoa kay, normal ve raha toaka mandingana 1 volana be izao ny regle? ny tiako lazaina hoe ao anatiny ray vola tsy tonga raha tsy ny volana manarak'iny indray!!... suite
répondu par cutie le 07/12/2006 21:30
Aino ( 28/11/2006 21:49)
tsy mifidy olona
ilay halatra ry zareo tsy mifidy olona ah!! olona mihaja be sy ambony izany dia hita mangalatra fromage na koa zavatra mora vidy eny @supermarches!!:-w:-w... suite
répondu par cutie le 29/11/2006 22:18
Aino ( 28/11/2006 21:46)
inn no antony?
tsy haiko ry zareo fa volana maromaro aho izay no manao any izay indraindray ah!! ny tiako lazaina dia izaho tsy mandoha fa indraindray mihokoka tampoka izany indraindray, dia avy eo mijanona, tsy ha... suite
répondu par papounette le 06/12/2006 09:36
Aino ( 27/11/2006 21:35)
hoavy indray ity ny noely!!
mba samia milaza sombiny kely avy eo!! tahaka ny ahy hoatra, na tsy dia tsara aza!! Tonga ity ny Noely Ilay fetinay ankisy kely Hitondrany dadabe noely Saribakoly sy dinety kely Dia izaho bedi... suite
répondu par aigredoux le 04/12/2006 13:15
Aino ( 25/11/2006 14:55)
mba tehahalala
mba te hahalala betraka ny tantara ny Madagascar ray manontolo aho ry zareo ah! efa mba misy ihany hireo haiko fa mbola tsy ampy sy @hitiavako azy:). dia ny fomba nahazahony Mada ny fahaleovan-tenany... suite
répondu par Angie le 29/11/2006 12:09
Aino ( 24/11/2006 16:34)
mba iza?
mba lasa ihany ny saiko hoe, mahay izay olona navita namadika ny ora aty europe ampitomboina 1h na koa ahena 1h rehefa tonga ny volana sy andro hamadihana azy!! mba fatatrareo ve hoe iza no nanova az... suite
répondu par kelly13 le 28/11/2006 15:24
Aino ( 22/11/2006 19:18)
inn no tsara tsara kokoa?
rehefa @ tsingerenany taonako mba te hanomana sakafo gasy ho any namako aho ry zareo ah!! nefa tena tsy misy tadidiko tsara dol, ka inn kay no mba hoe sakafo tsara tsara kokoa mety ho tiany ry zareo i... suite
répondu par mandrindra le 01/12/2006 11:05
Aino ( 17/11/2006 19:59)
iza sa tsy izay ilay izy?
ela ny ela fa tiako aloha ny eto @serasera sy hireo namana eh!! ka mety tsy hiala eto mihintsy! fa izay misaraka hono fasika!! sa ianareo hanadino anay?:-o... suite
Aino ( 16/11/2006 21:52)
bye kely indray!!
slt dol hoe!! mirary faha salamana feno anareo rehetra eh!! dia mazotoa dol mi-forum. manaraka mbola miverimberina miditra eo ihany.(l):-*... suite
répondu par pimaso le 28/11/2006 13:32
Aino ( 10/11/2006 17:26)
jereo eo izay mba mahaliana anao
http://www.hiragasy.fr.tc/ http://takelaka.dts.mg/domoina/mana.htm http://www.ratsimandresy.org/anarana.php http://pageperso.aol.fr/Mahagagamada/livredmere3.html http://www.zomare.com/lexiqu... suite
répondu par fali le 27/12/2006 09:33
Aino ( 08/11/2006 19:52)
inn ary no tiany lazaina?
1- Tsy ny ankehintsiny intsony itokisany sipa azo 2- Misy seraª de tsy eto ny @mba lhl... suite
répondu par xxx le 14/11/2006 18:57
Aino ( 08/11/2006 16:55)
mba mitady raha misy
raha mba misy takelaka tahaka itony dia mba omeo kely aza fady http://pageperso.aol.fr/Mahagagamada/nomsmg_derives-composes.html... suite
répondu par fali le 27/12/2006 09:40
Aino ( 08/11/2006 16:28)
lasa ihany ny saiko mandinika!
Mba lasa saina ihany aho hoa @ry zareo africane miezaka hiditra aty espagne na koa europa antsokosoko. izany hoe tsy miaraka @papier ilay tonga @ bateau kely hireny, izay maty andala ny ankabehazany ... suite
répondu par ninih le 10/11/2006 14:26
Aino ( 04/11/2006 19:48)
sary
mba mety hoa ve razoky Hery raha toaka ny sary ny tsirairay, possible ve raha toaka mba hovaina hoe tsy azo alaina ilay sary na koa tsy azo atao copie raha tsy mahazo lalana avy any @tompony!! ny ahy... suite
répondu par fanaina le 12/11/2006 12:45
Aino ( 04/11/2006 15:02)
mba ampio aho ry zareo hoa!!
andro any niasa be ny saiko momba ny namako iray!! izy io moa mbola zandriko erin-taona. niantso ahy t@ phone izany izy dia tsy nilaza ninoninona taminko aloha fa tonga dia izao no nolazainy. tena ... suite
répondu par prime le 10/11/2006 15:21
Aino ( 03/11/2006 20:24)
pianatra sy pampianatra
raha pampianatra kay ny mazana mipi-maso any pianatrany dia mba ahoana ny eritreritrareo? ... suite
répondu par fanaina le 07/11/2006 20:53
Aino ( 02/11/2006 14:51)
inn kay no tena tianareo!
@fiainana andavan-andro dia inn no mba tianareo hatao mba mahafaly ny fo nareo!! ny ahy. rehefa tsy mandende miaraka @akama dia mijery cinema,mandende eny atendrombohitra indrindra @izao andro izao ... suite
répondu par Aino le 03/11/2006 17:11
Aino ( 31/10/2006 14:48)
fa maninona hono?
Nisy nanotany aho izany manao hoe!! izaho dia lasa saina faona fa maninona aza no mampijaly ny fitiavana!! de tsy haiko ny valiny.... suite
répondu par cutie le 12/11/2006 21:04
Aino ( 30/10/2006 20:19)
faly
mirana ny fo, ravo ny saina fa niverina ilay nilaina!! dia faly be indray aho mahita any akamatiana ao @sary mino aho fa hiverina tahaka ny teo aloha. tahaka ny ry stil FanjaTiana etc..:D... suite
répondu par Fiffi le 02/12/2006 14:46
Aino ( 30/10/2006 12:51)
inn ary izany?
izy ity moa efa noresahiko t@ naman teto ihany fa tsy haiko raha misy maha tadidy!! ¿ tanora aho poakaty, antitra aho matanjaka ny zanako azo hoanina?... suite
répondu par Aino le 06/11/2006 11:50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0231