Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Aino, milahatra araka ny daty
Aino ( 19/01/2007 19:21)
izany hono?
izany hono dia ny vhv mitombo habehy izany hoe mengeza ny vatany, raha toaka miray matetika? ... tohiny
novalian'i Aino ny 23/01/2007 18:32
Aino ( 18/01/2007 15:57)
tia marikivy
izaho tia zavatra marikivy be faona. inn kay no antony? raha manao lasary izany moa dia lasa vinaigre @lasa ilay izy fa tsy lasary @vinegre!!... tohiny
novalian'i sitlo ny 21/01/2007 19:07
Aino ( 09/01/2007 18:26)
fanotaniana kely
hono hoa kay aza ady!! isanky ny inn vao mba misy tantara mande ao @ RVG? dia mety eo @ firy aty Europe eo ho eo?... tohiny
novalian'i simplex ny 11/01/2007 13:40
Aino ( 09/01/2007 18:16)
mbola ve?
ho any izay mahalala any korotam-bol( tsy haiko ny manoratra azy fa io no fiantsoko azy) dia mba mangataka ny tononkira iray na hira any ry zareo aza fady!... tohiny
novalian'i booboo ny 10/01/2007 11:57
Aino ( 05/01/2007 15:49)
resaka PS!
lasa kely ny saiko @ le resaka momba ny peusedo io, tahaka ny salmo izao, raha toaka hoe tena niala izy ary olona hafa hoatra io @ps any io. dia ny tiako lazaina hoe, fa maninona le olona no mangalat... tohiny
novalian'i xxx ny 09/01/2007 19:08
Aino ( 05/01/2007 15:30)
izaho mba!!
ny namana sasany mihezaka ny ho lehibe haingana, nefa raha ny ahy indray dia tiako ny miverina zaza tahakany hoe 7ans izao:°)... tohiny
novalian'i Aino ny 08/01/2007 19:09
Aino ( 02/01/2007 13:23)
ny reveillon
iny alina nandaozana ny taona 2006 sy nandraisana 2007 iny fotsony ry zareo espagnol izay sms mihisa 400 million no natony olona fiarahabana ny taom-baovao 2007 dia ny vidiny hizy hireo izay any izay ... tohiny
novalian'i chuboit ny 14/01/2007 22:22
Aino ( 01/01/2007 14:56)
ny fahendrena
Misy ny namana sasany milaza fa hoe maditra hono aho hihihihihihihi. lainga izany fa ny fahendrena sy ny fanajana any hireo ray aman-dreny ny ahy no tena zavadehibe!!! ny foho sy ny saina lereoa n... tohiny
novalian'i degree ny 02/01/2007 22:54
Aino ( 29/12/2006 14:02)
fanotaniana kely any piandraikitra!!
inn kay ny antony tsy mety matafiditra any ity ps ako ity @ RVG sy Blaogy? mananjana faona manko aho fa tsy mety mihintsy, nefa le fanaina mety.... tohiny
novalian'i Aino ny 01/01/2007 13:43
Aino ( 29/12/2006 13:51)
ho any salmo
slt ah, indray mande iny elahy niresaka momba any Hantatiana hoe tsy efa rabofy be izay izy,dia diniho eto ny sariny: http://www.topgasy.com/?i=287... tohiny
novalian'i Aino ny 01/01/2007 13:47
Aino ( 29/12/2006 13:27)
inn kay?
mba ahona sy ahoana avy moa ny anarana karazana loko @teny gasy fa maro hireo tsy fantatso fa @ français ihany no haiko fa @teny gasy tsy!!:oops:... tohiny
novalian'i Aino ny 01/01/2007 13:59
Aino ( 28/12/2006 15:11)
zzzzzzzzzz
misy pivady misaram-pandriana noho i ramose miherotra be @ alina, dia farany madama tsy natanty tsony dia lasa nifindra evin-trano iray lavitra mihintsy!!... tohiny
novalian'i Aino ny 01/01/2007 14:58
Aino ( 24/12/2006 11:13)
JOYEUX NOËL DOL EL!!
dia faly moa ny tenako miarahaba antsika rehetra tratry ny noely!! dia mirary fety feno fifaliana sy hasambarana antsika rehetra. dia samy ho tratry ny ho avy daholo anie!! de samy ho tratry ny ilay t... tohiny
novalian'i cutie ny 26/12/2006 23:40
Aino ( 22/12/2006 17:06)
RY FOKO
sendra kay nareo dia manana note ny ilay hirany Bodo Ry Foko iny? note na piano!! mba mangataka aza fady any izany mba manana dia misaotra diany mialoha!!... tohiny
novalian'i fiderana ny 26/12/2006 09:41
Aino ( 18/12/2006 21:32)
maro no milaza!
maro ny milaza fa tsika gasy hono be ambopoho!! misy moa gasy ihany no milaza azy hoe efa sahirana nefa mbola be ambopoho ihany! ka manotany aho hoe izany moa ve tsy tsara, satsia miezaka ny mba ana... tohiny
novalian'i rhanitra ny 05/01/2007 13:36
Aino ( 18/12/2006 18:35)
fitiavanamana!!
izaho matetika voateny sy bedy fa tsy mahazo miaraka @namako sasany, hoatra hoe maditra izy na pandainga sns, dia bedy faona hoe aza miaraka @ iny fa manjary lasa tahaka azy ianao, dia mamaly faona ah... tohiny
novalian'i Aino ny 19/12/2006 19:15
Aino ( 17/12/2006 22:15)
amis/es sur internet
izaho ry zareo, mba betraka ihany ny namana nifankafatarako sur internet izay ary betraka ny nangataka ny hihaona mivantana, dia ravo namana gasy ilay izy dia tahaka misosa fotsony aho matetika manaik... tohiny
novalian'i Aino ny 21/12/2006 22:29
Aino ( 17/12/2006 22:11)
resaka fitiavana!!
sendra mba niresaka t@ na lhl iray izany aho... dia ela ela teo dia niova ny resaka tsy haiko hoe inn no nidirany ity resaka iray ity tampoka. hoy izy izany hoe -Raha izaho no manana sipa ka tsy dia ... tohiny
novalian'i frijolito ny 02/02/2018 07:37
Aino ( 10/12/2006 13:21)
ratsy ve izany?
matetika izany aho dia voateny kely ato atrano hoe diso matotra laotra hono fa tsy mitovy any ankizy mitovy taona aminko!! dia ratsy ve ny matotra sa maninona eh? nefa tsy tiako koa hireny mirediredy ... tohiny
novalian'i Aino ny 13/12/2006 17:44
Aino ( 07/12/2006 15:26)
nofy ririnina!!
ahoan akay izany nofy ririnina?:roll: rehefa sendra mba miteny kely ny mba eritreritra manko izay dia lazaina fa manao nofy ririnina.:°)... tohiny
novalian'i tslem ny 09/12/2006 18:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0238