maro no milaza!

1. Aino ( 18/12/2006 21:32)
maro ny milaza fa tsika gasy hono be ambopoho!! misy moa gasy ihany no milaza azy hoe efa sahirana nefa mbola be ambopoho ihany!
ka manotany aho hoe izany moa ve tsy tsara, satsia miezaka ny mba anarina ny aminy izy?!!
novalian'i rhanitra ny 05/01/2007 13:36
2. booboo ( 19/12/2006 11:18)
Tsara ny manana ambo-po fa ny ambo-po diso toerana no ratsy : matik'ambo.
3. kitjo ( 19/12/2006 11:22)
ny hambo-po diso toerana sy hambo-po diso tahafohoatra tsy mety k!
4. Aino ( 19/12/2006 19:17)
izay aloha marina eh, fa raha izaho dia anisany hireny, indrindra fa eo @lafony resaka fanambaniana sns tsy tiako ka miezaka aho ny hanamafy sy anamarina ny citoition
5. ikaretsaka ( 23/12/2006 00:41)
kitjo:

ny hambo-po diso toerana sy hambo-po diso tahafohoatra tsy mety k!


izaho vao saika hiteny... kay efa voateny
6. nancie000 ( 04/01/2007 13:03)
Aino:

izay aloha marina eh, fa raha izaho dia anisany hireny, indrindra fa eo @lafony resaka fanambaniana sns tsy tiako ka miezaka aho ny hanamafy sy anamarina ny citoition



situation no tianao lazaina? comme quoi il y a encore à faire
7. rhanitra ( 05/01/2007 13:36)
nancie000:

Aino:

izay aloha marina eh, fa raha izaho dia anisany hireny, indrindra fa eo @lafony resaka fanambaniana sns tsy tiako ka miezaka aho ny hanamafy sy anamarina ny citoition



situation no tianao lazaina? comme quoi il y a encore à faire


haaaahaaaaaa:-D saika tapaka ny tsinaiko nahita ilay citoition ka vao maika mbola nihatapaka kokoa nahita ny fomba nanitsin'i nancie000 azy :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1992