Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Aino, milahatra araka ny daty
Aino
(
16/10/2007 16:49)
tsy ho tezitra aminy aho!!
misy olona mahaleo ahy hoa ry zareo aty.
izy milaza fa tia ahy ary efa hatrany amboalohany aho nilaza azy fa tsy ho tanteraka ny faniriny ny hiarahanay, dia tsy tiako nefa ny hitoriny fitiavana isan-...
tohiny
novalian'i fanaina ny 26/10/2007 17:00
Aino
(
16/10/2007 15:56)
dactylographie
mba mora tamin'areo ve ny nianatra azy io, indrindra fa le tsy mahazo mijery ambany ny maso fa eo @ ecrer ihany....
tohiny
novalian'i ari.malala ny 31/10/2007 11:49
Aino
(
15/10/2007 15:35)
mba mety ihany ve ilay hevitro?
ao ampianarana hoa izany misy namana piara mianatra aminay, dia izy mitaraina fona fa hoe tsy mifankahazo @ireo ray aman-dreniny mihintsy izy ka dia mifamaly lava izao, t@ ity week-end ity moa izany d...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 06/11/2007 06:36
Aino
(
12/10/2007 13:26)
mba tianareo ihany koa ve izany sa???
aminko hoa ry zareo masosotra ahy raha toa ka samy gasy no miresaka ary samy mahay teny gasy nefa dia teny frantsay faona no asesy na dia efa miezaka miteny gazy aminy az aianao....
tohiny
novalian'i mbaliana ny 26/10/2007 18:15
Aino
(
05/10/2007 20:13)
Domohina
raha mba misy mahalala ny boky izay hantsoina hoe domohina edition faha telo dia mba lazao aza fady.
panoratra Ratsimbason Pierre Emile...
tohiny
novalian'i Aino ny 05/10/2007 21:17
Aino
(
01/10/2007 15:22)
eritreritra mandalo ihany
rehefa misy resaka momba ny sary ihany moa dia tonga tato atsaina indray ilay eritreritra iray hoe!!!
mba mety ve izao raha asiana fomba fanakanana ny sary tsy azo alaina atao copie raha tsy mahazo...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/10/2007 21:53
Aino
(
18/09/2007 15:40)
malaelo nefa tsy hitako itsony izay atao
malaelo hoa aho fa nisy namako iray izay lasa naditra be nefa izy vhv tsara tarehy, ka tsy haiko koa nany hatsarany no etiny hitondrana ny haditrana.
izy io moa dia efa nisy dinika nataoko angatahana...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/02/2008 07:24
Aino
(
15/09/2007 10:26)
no comment, kely sisa dia ho home 100%
http://es.youtube.com/watch?v=UxNCpsIFLho
http://es.youtube.com/watch?v=v-ezJ7kLFXw...
tohiny
novalian'i Aino ny 18/09/2007 16:58
Aino
(
11/09/2007 15:53)
tsss izaho ve no tonto sa lery!!!
tahaka ny milay ihany ny manala azy ao @chat raha olona mora miakatra tahaka itony faona no ao mba misy himemezana.
[17:21] stl
[17:21] tongava aty raha hiresaka amiko
[17:21] aiz aiza...
tohiny
novalian'i Bafota ny 04/01/2008 17:17
Aino
(
11/09/2007 12:09)
hummm maty anga izy ireo sa mbola mangina?
ary mba nangingina kosany ity tapatapany ity taona ity ko, tao tsy misy any ilay pilavanona hireny mihintsy manko na @dinika io na ary @sary!!...
tohiny
novalian'i wooda ny 18/09/2007 12:14
Aino
(
10/09/2007 16:17)
ahoana ary izany!!
hatr@ izay nanananako petit copin de lasa ny saiko sady indraindray tahaka ny misy tahotra ho any ireo lehibe ny ao anatiko ao hoe izany sahady ve!¿?
nefa t@ ireo taona lasa tsy nanana dia analany n...
tohiny
novalian'i Kwasi ny 11/09/2007 13:59
Aino
(
31/08/2007 05:13)
tsy mba fanaoko
gaga aho ry zareo fa androany alina tontolo aho tsy mba natory izany ny masoko na dia kely ankory aza sady na dia nanoaka indray mande ankory aza tsy nataoko. de gaga aho fa tsy fanaoko ilay izy.8O...
tohiny
novalian'i Aino ny 02/09/2007 11:20
Aino
(
03/08/2007 08:37)
re salut dol
salut dol indray nareo rehetra
:-*:-*:-*:-*:-*...
tohiny
novalian'i wooda ny 08/08/2007 22:28
Aino
(
02/07/2007 20:34)
maika laotra nareo izany!!
vao miaraka erin-andro mahery kely hono dia raharaha na koa soratra sahady no ketrehany famille:roll::?::°):-w...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 06/07/2007 15:31
Aino
(
01/07/2007 15:07)
tsy rariny
izaho hoa t@ volana Mai teo iny saika ande ho any Londres, dia nividy Billets ho an-olona rao, avy @internet no matetika hividiananay azy dia mande tsara faona.
tonga aza ny fotoana andehanana dia e...
tohiny
novalian'i fanaina ny 03/07/2007 16:09
Aino
(
29/06/2007 14:12)
de nakaiza?
izao ry zareo tia zava-maranitra ah!!!
indrindra moa fa antsy na hoatrany izany.
dia tato atrano aho nanana sabatra maromaro sy antsy maranitra be hireny, mba filalahoko rehefa tsy de misy atao iny ...
tohiny
novalian'i fanaina ny 02/07/2007 21:00
Aino
(
29/06/2007 13:54)
mba nakaiza dol?
gaga aho fa tsy misy hita hintsony ilay akama bonne taloha @chat hireny!! ...
tohiny
novalian'i sympa ny 02/07/2007 08:54
Aino
(
28/06/2007 18:51)
firy taona?
raha ny tena tokony ho izy kay dia firy taona ny vehivavy vao anambady?
fa misy namako izay dia t@ izy mbola 15ans dia lasa nanambady dia navelany ny fianarana sns. dia tsy hitako intsony izay nola...
tohiny
novalian'i cute ny 05/07/2007 01:05
Aino
(
22/06/2007 13:50)
vacances indray ity ny andro
mirary vacances mafinaritra ho antsika rehetra dia mazotoa dol mandende sy manao izay mafinaritra any fony.
ho anareo pi-forum dia mazotoa dol mi-forum.
ho any izay miasa kosa dia mahereza ary mazot...
tohiny
novalian'i sympa ny 03/07/2007 23:21
Aino
(
09/06/2007 15:19)
manja kosa Shakira eto ah!!
http://www.dailymotion.com/related/1328549/video/x12ysu_shakira-hips-dont-lie-parodia/1:-D:-D:-D...
tohiny
novalian'i cbd ny 14/06/2007 08:30
