firy taona?
1. Aino
(
28/06/2007 18:51)
raha ny tena tokony ho izy kay dia firy taona ny vehivavy vao anambady?
fa misy namako izay dia t@ izy mbola 15ans dia lasa nanambady dia navelany ny fianarana sns. dia tsy hitako intsony izay nolazaina fa nisananaka vava fotsony. nefa aza izy zandriko aman-taona!!:-w

novalian'i cute ny 05/07/2007 01:05
2. kally
(
28/06/2007 19:24)
Tsy ny taona akia no mitondra an'io fa ny fahamatorana a! misy ankizy 15 taona matotra lavitra noho ny 21... tsy midika hoe rehefa nanambady aloha izy dia ho rava aloha koa ny tokantranony.
Izay no lalana nosafidiany dia irario izy ho sambatra fa aza ilaozana misanàka vava fa sao idiran'ny lalitra eo!:lol:

3. Aino
(
28/06/2007 19:48)
kally ka izy az atsy dia matotra firy ankory raha ny fahitako azy hatr@ izay ko!!!
asa izay angamba no anjarany.
asa izay angamba no anjarany.
4. tess
(
28/06/2007 20:26)
mba te hanao tsikonikonina sy kivadivady izy zany raha tsy matotra nefa manambady, normalement à paritr ny 18 ans vao olondehibe afaka manambady...
5. Fiffi
(
28/06/2007 20:34)
raha any Dago de ity.... http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m467f792e793a4
7. kally
(
28/06/2007 22:05)
Fiffi:
raha any Dago de ity....
Ka io ve moa hahasakana ny ankizy tsy hitokan-trano e? Vodiondry dia samy miala. rehefa te handeha izy angaha azonao sakanana ho aiza?
8. sitlo
(
28/06/2007 23:18)
Ny an-dry kally koa tonga dia ohatra ny hoe: ny lalana angaha moa mahasakana ny mpangalatra tsy hangalatra.
9. diamondra27
(
28/06/2007 23:44)
refa bikina de manambady e!na de 15 ans aza; na matotra na tsia.
Tany @ CUR reny zao sady mianatra ry zareo no manambady ,miara-mipetraka mivelona amin'ny bourse.
Le olona taloha reny zao vao tanora kely defa nanambady nefa nahavita nahalehibe anaka ihany.
Matoa manao de mahay ny vokany zay amiko, de le olona ihany no mahatsapa na tokony hanambady izy na tsia
aino: elle va se débrouiller fa aza taitra njy e!

10. kally
(
29/06/2007 07:27)
sitlo:
Ny an-dry kally koa tonga dia ohatra ny hoe: ny lalana angaha moa mahasakana ny mpangalatra tsy hangalatra.
Ka ho gadrain'i sitlo ary ve izy e?:-D:-D
12. ANARIM
(
29/06/2007 08:22)
tsy kilalao kosa ny fanambadiana klé!
aino : ny manambady kalou d tsisy taonany amiko fa rehefa mahasaky mandingana lay "pas" d mi "assume" aveo d zay
fa ny hiteraka aveo no tsy mety kely raha oh oe tsy mbola matoy tsara (à 15 ans zaza gasy kalou mbola kely loatra amiko raha iteraka e!) matetika anefa ny zavamitranga dia vita ny fanambadiana d bvoka @ zay madama... (sanatria lasa mongol le papouz ohatra reny trizomika sns reny...)

13. andrea
(
29/06/2007 08:28)
ANARIM > taloha 15 , 16 ans efa miteraka ny olona. ny ankamaroan'ny RAD kely nanambady ..
Amin'izao fotoana izao notohana ny zon'ny ankizy.. satria manjary fohy loatra ny hafazazana ..
Ary au contraire, ny vehivavy be taona miteraka no misy be risque bekokoa hanana zaza trizomika .. fa tsy ny tanora izany

14. Fiffi
(
29/06/2007 08:51)
kally:lalana io....
Ka io ve moa hahasakana ny ankizy tsy hitokan-trano e? Vodiondry dia samy miala. rehefa te handeha izy angaha azonao sakanana ho aiza?
Législation
Mariage interdit aux mineurs
Marc Ravalomanana a confirmé à Mahajanga, hier, la loi votée au Sénat sur l’âge minimum du mariage, qui est désormais fixé à 18 ans. Une révolution dans les mœurs.
Le mariage fait l'objet d'une nouvelle loi annoncée par le président de la République. L'âge marital légal est dorénavant fixé à 18 ans et sera rigoureusement respecté.
15. wooda
(
29/06/2007 09:43)
Raha ny tokony ho izy aloha dia eo @ valo ambin'ny folo taona eo no tokony afaka manao fanambadiana izany ny olona iray, raha manaraka ny lalàna. Kanefa mbola mitoetra ilay fomba izay mbola manjaka, indrindra aty @ sisin-tany Mada.
Ny tena vahaolana aloha dia maro raha tsy tiana hisy izany, fa ny azo atao aloha sisa dia mananatra raha mbola mety :?

16. Aino
(
29/06/2007 10:24)
raha ho ahy manokana aloha raha hoatra hoe izao tonako izao kosany aho no ande anambady tsy vitako hoe. izao sahady ve aho de ande higaja ao @tokan-trano nefa ny fiainana hianarana sy ho diavina mbola ho lavitra, raha ho ahy dia tokony any @20ans any ho any.
rehefa tonga ao koa ianao tsy afaka mikofoka makaiza izany hintsony.

17. wooda
(
29/06/2007 11:28)
oups...
Miankina @ hatanjakan'ny toetran'ny tsirairay koa angamba izy io.
Saly Aino. Ngah mbola tsy vacance?

19. kally
(
29/06/2007 13:09)
Fiffi:
lalana io....
Législation
Mariage interdit aux mineurs
Marc Ravalomanana a confirmé à Mahajanga, hier, la loi votée au Sénat sur l’âge minimum du mariage, qui est désormais fixé à 18 ans. Une révolution dans les mœurs.
Le mariage fait l'objet d'une nouvelle loi annoncée par le président de la République. L'âge marital légal est dorénavant fixé à 18 ans et sera rigoureusement respecté.
Ka na lalàna akia aza io Fiffi, ataony vodiondry ho'a dia samy miala...
Ary ataovy teny gasy moa akia fa gasy daholo anie isika eto no mifampiresaka e!:wink:
20. sitlo
(
29/06/2007 13:59)
Tsy haiko hoe hogadraina izy na tsia, na asaina mandoa sazy fotsiny. Fa izay no lalàna.
Tsy mandà aho hoe ho sarotra ny hampihatra azy, indrindra fa ny any ankodahoda any. Fa rehefa tsy eken'ny lalàna aloha dia izay.
Ny pelaka koa nge misy miray trano ihany na tsy eken'ny lalàna aza eh. Dia amin'i Kally izany rehefa tsy ho voafehy dia avela?