firy taona?
21. sympa
(
29/06/2007 14:01)
Raha tena izy aloa de 18 ans ihany no tokony ho izy fa rehefa misy moa ny RAD manaiky ny fangatahan'ny mpangataka an'ny zanany mbola tsy ampy taona de alefany foana, aty aloa de tena mbola manjaka be io éé :roll:
22. kally
(
29/06/2007 15:56)
sitlo:
Tsy haiko hoe hogadraina izy na tsia, na asaina mandoa sazy fotsiny. Fa izay no lalàna.
Tsy mandà aho hoe ho sarotra ny hampihatra azy, indrindra fa ny any ankodahoda any. Fa rehefa tsy eken'ny lalàna aloha dia izay.
Ny pelaka koa nge misy miray trano ihany na tsy eken'ny lalàna aza eh. Dia amin'i Kally izany rehefa tsy ho voafehy dia avela?
Ka ho kendainao ve izy ho'a sa ho fatoranao? Ilay fomba hanakananao azy mihitsy no mba tena tiako ho hita r'se f'se koa d'efa...:-D
23. cute
(
29/06/2007 23:22)
raha ny ankabeazan`ny ankizy manambady alohan`ny 18ans anie dia le pb hoe bevoka na ohatran`izany e!!
fa @ ko aloha dia any @ 25 na 26ans any ny vehivavy vao tokony hanambady e! any manko efa matotra tsara sy afaka mandanjalanja tokatrano izy!!
za aloha raha za zany no resahina hoe hanambady sns @zao d tena mangovitra za e..:{:{ tsy miditra @zany mintsy raha mbola zao aloha!!:?:?fa miankina @fahavononan`ilay olona ihany io!!

24. sympa
(
03/07/2007 07:33)
cute :arrow: Raha ny tena marina de tara amiko izany toana izany satria ny vhv dia efa matotra tsara nohony lhl eo @ faha 21 taonany :roll: Efa manana ny zo anambady izy izany raha vonona tsara, fa raha lhlh kosa de eo @ faha 25 taonany no miakatra vao tena tsara @ izany ;-)
25. cute
(
03/07/2007 19:42)
sympa:arrow: ay,samy manana ny heviny zany ko!!fa raha izahoary e!!za mety any aho vao manambady zany satria any vao milamina tsara ny avenir!!;-)
26. sympa
(
03/07/2007 20:06)
cute :arrow: Samy @ safidy marina moa ny oll ka tsy tokony hoterena @ izay tsy tiany izy ;-) sa ahoana :^)
27. cute
(
05/07/2007 01:05)
sympa:
cute :arrow: Samy @ safidy marina moa ny oll ka tsy tokony hoterena @ izay tsy tiany izy ;-) sa ahoana :^)
:-*:°) eka oz!!