Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Aino, milahatra araka ny daty
Aino
(
26/06/2006 15:40)
ny asa isa maraina indray aloha izoa.
ny andro maina be ny orana tsy milatraka, ka mandrary maty dol ny vonikazo ny ny hazo rehetra, ka tsy maintsy voatery mamboly vao faona:(....
tohiny
novalian'i vale ny 07/07/2006 20:04
Aino
(
26/06/2006 15:23)
ary tô!!
lasa hoa ny saiko fa tao isan'taona izoa dia mitombo ny gasy homo hoe!!
nefa t@ izaho tany manda tsy nahita mihintsy fa rehefa tonga aty vao maheno ny vaovao....
tohiny
novalian'i cutie ny 01/07/2006 19:23
Aino
(
26/06/2006 09:58)
ity hafanana.
tsy hitako hintsony ity izay hatao marina fa tao mafana laotra, ny tena koa efa zatra ny hatsitsika teo aloha!!
atoandro ny andro tao tsy azo hivohana ny trano raha tsy hoe ande ho eny @ plage ihany ...
tohiny
novalian'i prime ny 28/06/2006 08:06
Aino
(
25/06/2006 16:56)
ahoana indray ny @ ity vacances ity!
hijanona atrano fotsony sa mba hande kely anao voyages sns.
ny anay izao dia mifangaro ao dol, ny ravombomanga sy ny karoty ko....
tohiny
novalian'i Aino ny 31/07/2006 10:02
Aino
(
23/06/2006 11:14)
sport!!
inn kay no tena sport tianareo?
ary inn no sport tena mety mety kokoa ho any vatana anakiray? ary le tsy manao sport mety ve sa tsy?...
tohiny
novalian'i Aino ny 26/06/2006 15:33
Aino
(
23/06/2006 11:11)
ahoana izany bandy sexy?
mba betraka @ lisany bandy ve ny sexy? ary manao ahoana izany bandy sexy?...
tohiny
novalian'i Aino ny 07/10/2006 21:00
Aino
(
22/06/2006 20:11)
ray ihany no azoko fidina.
¿ny fitiavana no alefa voalohany sa ny saina?
raha tena tia azy be aza aleo aloha eritreretana tsara izay hoavy fa tsy maika ny ho tia fotsony, saode misy fihovana tampoka....
tohiny
novalian'i mandrindra ny 06/07/2006 08:34
Aino
(
22/06/2006 19:26)
malahelo ny foko milaza aminao
ianao namana izay nantenaina fa hitondra ny mamy, tao indro tonga manitraka ahy, manosy ahy.
ireo soa izay nantenaina ho avy, tao lasa nivarina any akady.
indrisy fa ilay fitiavako mandio feno ho an...
tohiny
novalian'i Aino ny 27/06/2006 19:25
Aino
(
21/06/2006 08:47)
na dia tsy hita aza tsaroana faona
Miarahaba any akamatiana fa rapitsony ny anniversair-ny .:-*:-*
dia miarahaba any hireo namana tsy tapaka sasany ihany koa.:-*:-*...
tohiny
novalian'i nyrsi ny 22/06/2006 07:57
Aino
(
18/06/2006 17:52)
bagdad
hatraminy izao hoa mbola tsy haiko faona hoe inn no tena dikany le sipa bagdad fa matetika mande eto faona io resaka io nefa hatraminy izao mbola tsy haiko ihany hoe inn no tena dikany:/...
tohiny
novalian'i Aino ny 21/06/2006 08:41
Aino
(
16/06/2006 18:52)
miarahaba manokana any viv sy Jaya ny tenako.
Miarahaba any vivi sy jaya tratry ny tsingerenany taona indray!!
dia miarahaba any hireo namana sasany avy ihany koa tsy hakanavaka:-*:-*....
tohiny
novalian'i Angie ny 17/06/2006 07:04
Aino
(
15/06/2006 07:41)
i Mada
mahita fa natsy izay nitondrany filoha Ravalomanana dia hita fa mba niova i mada mba nahay nadio na dia kely ihany aza no vita ny lalana sasany efa mba vita, raha dinihina sy jerena hireny pitipitiny ...
tohiny
novalian'i prime ny 18/07/2006 13:00
Aino
(
15/06/2006 07:40)
i Mada
mahita fa natsy izay nitondrany filoha Ravalomanana dia hita fa mba niova i mada mba nahay nadio na dia kely ihany aza no vita ny lalana sasany efa mba vita, raha dinihina sy jerena hireny pitipitiny ...
tohiny
novalian'i njakas ny 07/03/2008 08:17
Aino
(
13/06/2006 16:16)
akamatatra
inn ary izany!!
tanora aho pokaty antitra aho matanjaka ny zanako azo hanina!...
tohiny
novalian'i Aino ny 26/06/2006 15:50
Aino
(
13/06/2006 15:36)
fa inn no tena dikany ilay ditra?
tadidiko tsara izany t@ izaho 14 handray 15ans, de le mandende miaraka @ namana hireny, telo mirahavavy izahay no niaraka tenyandalana, znay hoe sady nandende izahay no nande naka zavatra tany atrano ...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 29/06/2006 08:43
Aino
(
13/06/2006 07:35)
hofaty ny daroka sa tsy handalo tsony?
misy olona fatatro izay izany, ary sipa izy io, ka lasa niaraka t@ vadiny ilay vhv iray de lasa niteraka ry niteraka iray ry zareo.
zany hoe ilay bandy izany no nampirafy any vadiny ao atrano de nafe...
tohiny
novalian'i Rovampitia ny 19/09/2006 09:22
Aino
(
12/06/2006 10:02)
mitady namana!!
Mitady namana gasy mipetraka aty espagne na koa akaikiny Catalunya, fa tena tsy ary mahita mihintsy aho lol!! mba mijery ihany fa ny efa fatatra ihany no miverimberina!!
-tsy masiaka anefa
-tsy miav...
tohiny
novalian'i papounette ny 26/08/2006 08:13
Aino
(
11/06/2006 10:59)
Aiza izy tao tsy tazana tsony?
Malahelo sy manina any i Akamatiana fa tsy hita hintsony izy!!:snif:...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/06/2006 18:07
Aino
(
10/06/2006 18:12)
hono hoa ry reto!!!
Mba fanotaniana maha lasa saina ahy izy ity indraindray @ ny olona sasany samy milaza any izay lazainy dol!!
Fa raha aminareo kay dia tokony manomboka eo @ firy taona kahatr@ firy taona eo ny vhv n...
tohiny
novalian'i Aino ny 03/07/2006 16:53
