Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Aino, milahatra araka ny daty
Aino
(
10/10/2006 18:22)
ahoana ny @ izany
misy olona iznay efa ela be no nifankafataranay ary efa ho 1 ans tsy tapany mahery izya no niarahanay dia na dia nifanoroka aza mbola tsy natao nefa nifankahazo sy nifankaty tsara ary matetika mihaona...
tohiny
novalian'i Aino ny 21/10/2006 19:55
Aino
(
10/10/2006 10:25)
malahelo
malahelo any sasa fa tsy tazana hintsony izy izay efa ela ela ihany izay tsy nahitako azy!!!
tena lasa nanambady izy marina dia hadino isika:(...
tohiny
novalian'i fanaina ny 07/11/2006 21:05
Aino
(
09/10/2006 13:28)
any ho any
sendra lavitra anao ny olon-tianao.
dia hita eny dol ny fihetsiky ny tsirairay na lhl na vhv hoatra!!
misy ny sasany vao maika mitombo ny fitiavany any ilay olon-tiany @ falavirana.
misy ny lasa v...
tohiny
novalian'i Aino ny 24/10/2006 14:00
Aino
(
05/10/2006 18:03)
aza mba maika ny hoany eh!!
ny ankabehazany vhv ankehitsiny dia kely manambady!!
de tsy haiko aotra hoe inn no maha maika ny @ izany, ny fianarana tsy vita ny taona kely nefa maika ny ho any!!
misy moa ny sasany dia 15 ans dia...
tohiny
novalian'i Aino ny 07/10/2006 20:52
Aino
(
05/10/2006 17:36)
tiako raha tahaka izany avy ny tsiray ray
si tu recu cette message sache que je pense a toi chaque instant,seconde,minute tu es ma raison de vivre [quote]sans toi je préfère mourire[/quote] , je remercie dieu d'avoir m'offrire le plus beau ...
tohiny
novalian'i Aino ny 24/10/2006 14:03
Aino
(
05/10/2006 15:27)
inn no antony?
izaho aloha dia anisany olona lasa saina sy be eritreritra momba itony zavatra miseho itony eh!!
fa dia inn laotra no mahatonga ny akabehazany lhl hanolana zaza tsy ampy taona na zaza kely, nefa vhv ...
tohiny
novalian'i ninih ny 09/10/2006 13:38
Aino
(
04/10/2006 10:46)
mba ampianaro!!
mba tiako ny mamorona tonokalo indraindray na dia tsy mahay mamorona aza aho, ka mba ampianaro na homeo hevitra momba ny tonokalo @ anarana aho aza fady, hoatra izao hoe!!
FANJA
[b]Bold Fanomezana...
tohiny
novalian'i Aino ny 26/10/2006 09:07
Aino
(
03/10/2006 12:29)
tsiky de ampy
izaho mahita fa misy hireo olona tsy tia mijery ny sariko, sy tsy tia ahy, nefa tao vao maika lasa be dia be ny sary.
asa zara aza aloha mba tsy niverina ilay taloha be vava sy mila ady hireny ko!!fa...
tohiny
novalian'i Aino ny 10/10/2006 10:30
Aino
(
01/10/2006 12:48)
mba firy @izy hireo!!
mba firy @ mpifakatia moa no lasa pivady @ voalohampitiavany?
tao malaza manko ilay hoe hafa ihany ny voalohampitia!!...
tohiny
novalian'i Aino ny 03/10/2006 17:01
Aino
(
01/10/2006 12:41)
aleoko mahita gasy maloto!!
aleoko ihany hoa mahita gasy maloko koa izay mahita vaza viretra fa misy ny sasany tena mampandoha dia ny eo ihany, mba manana ny maha izy azy ihany nefa ny faha dihovana sy ny sns tsy zarizary fa fof...
tohiny
novalian'i belaza ny 17/10/2006 11:56
Aino
(
28/09/2006 19:26)
Noely
Mbola tsy tonga ankory ny Noely dia efa mikorapaka sahady ny olona sasany ny @ resaka gadeaux!!...
tohiny
novalian'i andry08 ny 30/09/2006 14:59
Aino
(
28/09/2006 19:25)
mba tsara ve sa?
mba anisany tiako hoa ny manao sport ka de tsy haiko laotra fa de tiako hatao dol izao rehetra izao!! ka mba tsara ve raha toaka 9h isank-erinandro no ora hanaovako sport? izany hoe vao hanomboka fa t...
tohiny
novalian'i Aino ny 30/09/2006 14:44
Aino
(
28/09/2006 19:22)
tsy ampy torimaso
any ampianarana izany misy namana iray dia tsy haiko hoe variana mande mirevy ve lery ny alina ka tsy matory tsara fa dia matory ampitoherana faona ao ampianarana, ny maso @ izany vao maraina de efa t...
tohiny
novalian'i mirana5 ny 31/01/2007 09:34
Aino
(
26/09/2006 10:42)
mba mangataka
ho anareo izay manana ny tononkira ny Raboussa dia mba omeo kely aza fady!!
ilay titre aloha tsy tadidiko fa ilay hira aiko ihany ilay hoe " ity misy tantara anank'iray, niarahako t@ izay joba izay.....
tohiny
novalian'i Aino ny 03/10/2006 17:07
Aino
(
25/09/2006 14:36)
Madrid contre Barça
ho anareo izay makafy foot, le 22 octobre Madrid Real- FC Barcelone...
tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 10/11/2006 12:54
Aino
(
21/09/2006 10:44)
mba tahaka ny ahoana?
raha ianao kay mitia na mifidy vhv na lhl @ ilay tianao dia tahaka ny ahoana?
ny halavana, endrika,tohetra,vatana,habe,fomba sa inn no tena hitiavanareo azy?...
tohiny
novalian'i Kamoufle ny 22/09/2006 08:20
Aino
(
21/09/2006 10:38)
ari.malala
ory zoky malala ah!! aiza @izay ilay vahiny fa efa mba miandry anie izay eh!! tsy efa velibe izy ao , tsy vahiny tsony aza fa ho tompotanana ny serasera koa, ilay sary no tiako jerena, raha azoko jere...
tohiny
novalian'i Aino ny 28/09/2006 19:09
Aino
(
18/09/2006 20:00)
blog ny sipa ny serasera
resaka nande teo ihany ity ka ny ahy rehefa hoe ho ataoko izay dia hataoko!!
dia miala tsiny @ nareo akama isany fa izay sary tiako tato dia nalaiko sy ho alaiko ho ataoko @ ity blog ity dol, de ho a...
tohiny
novalian'i Aino ny 25/10/2006 06:13
Aino
(
16/09/2006 13:08)
sary
mba tiako ry zareo ny maka sary na de tsy misy ilaivana azy aza no angalako azy!!
ka moa ve aminareo hireo mba misy tena tia maka sary ihany koa....
tohiny
novalian'i vakiniadiana ny 26/09/2006 11:30
Aino
(
13/09/2006 21:16)
izany ve de ho marina ... sa?
izhao hoa tsy mba mino any le hoe zaza sary hireny hoe be dia be ny rainy raha toaka sendra any le vhv...
dia hoe tsy fantatra izany izay tena ray ny ilay zaza, ka ny sasany milaza fa hoe ny zaza ts...
tohiny
novalian'i dailynews ny 15/09/2006 15:31
