Liste des messages

Liste des messages, inserés par niryna, par ordre de date
niryna ( 17/12/2006 19:36)
Tsiky kely dia ampy.
Ny fitsikiana dia zava dehibe eo amin'ny fiainan-tsika ary tsy vidiam-bola.Manala ny fahasorenana, mampitombo ny andro hiainana.Hita misoritra eny amin'ny tarehin'ny olona ny fifaliana.Mba mitsikitsik... suite
répondu par niryna le 24/12/2006 23:42
niryna ( 17/12/2006 13:27)
Ny fandrosoana dia fahavelomana.Ahoana ny hevitrao?
Vokatry ny fandroasoana dia maro ny zavatra izay miova eo amin'ny fiainan-tsika. Misy anefa ireo olona tsy mety manaraka ny zava-baovao fa "ity ihany ny ahy no maha zatra ahy." Moa ve sarotra daholo ... suite
répondu par niryna le 26/12/2006 04:39
niryna ( 17/12/2006 13:09)
Tsy ny vola ihany no ilaina fa ......
Raha amintsika dia mifoha, mihinan-kanina ary mandeha miasa hitady vola.Mody, misakafo,matory fa maika hifoha hiasa indray hitady vola.Eo amin'ny fiainana indrindra ny fanambadiana dia ny vehivavy no ... suite
répondu par niryna le 24/12/2006 23:39
niryna ( 17/12/2006 12:58)
Fa maninona kay ry neny no.....
Fahiny dia voafehifehy daholo ny zavatra rehetra ary ny rar dia tsy mba mampianatra na manoro zavatra firy ny zanany.Tsy ampy ny fahalalany angamba na misy tahotra ao.Ahoana no hevitra, moa ve tsara a... suite
répondu par soanja le 23/12/2006 16:41
niryna ( 17/12/2006 12:50)
Milaza ny marina mandrakariva sa...
Mitovy daholo na mangalatra vola kely na vola betsaka samy eloka.Ny fandaingana anefa dia zavatra hiainan'ny olona.Misy tsy mety raha tsy mandainga,ary fiteny ny hoe ny marina mitavozavoza tsy mahaleo... suite
répondu par niryna le 08/01/2007 04:55
niryna ( 17/12/2006 05:28)
ny lahy , fohy ny andro hiainany matetika noho ny vavy
Tsy azo modiana tsy hita fa ny isan\'ny vavy no betsaka noho ny lahy.Matetika dia mananontena daholo ny vehivavy ary saika vavy antitra daholo no hita. Mba mety fantatrao ve ny mahatonga izany?... suite
répondu par mika117 le 17/12/2006 11:56
niryna ( 17/12/2006 05:27)
ny lahy , fohy ny andro hiainany matetika noho ny vavy
Tsy azo modiana tsy hita fa ny isan\'ny vavy no betsaka noho ny lahy.Matetika dia mananontena daholo ny vehivavy ary saika vavy antitra daholo no hita. Mba mety fantatrao ve ny mahatonga izany?... suite
répondu par niryna le 01/01/2007 03:45
niryna ( 16/12/2006 17:35)
Herin'ny satana sy ny demony
Mrk 1:23-24.Ary niaraka t@ dia nisy olona ..azon'ny fanahy maloto;ary niantso mafy ralehilahy ka nanao hoe: Moa mifaninona akory izahay sy ianao ry Jesosy avy any Nazareta?Satana no lehibe ka manana h... suite
répondu par jeankelly le 24/01/2014 15:03
niryna ( 16/12/2006 15:20)
Trano misy lolo na matoatoa,marina ve izany?
Efa naheno ve ianao,na efa nipetraka na nividy trano mi sy lolo? Nisy tanana iray izay misy olona vaovao foana mividy ilay tanana avy eo anefa lasa olonkafa indray no mipetraka ao.Miova foana hono ... suite
répondu par niryna le 17/12/2006 18:39
niryna ( 16/12/2006 04:53)
Ny anjely.Efa nahita olona ve ianao ka anjely ilay izy?
Ny anjely dia olona mety hita maso na olona mitovy amin-tsika izao saingy hirak\'Atra ho an\'ny tsirairay. Ny fahafantarako azy dia sady tsy lahy izy no tsy vavy ary tsy miteraka.Ny fanontaniako sy m... suite
répondu par niryna le 15/01/2007 05:13
niryna ( 15/12/2006 16:46)
Tahotra.Misy vahaolana ve sa dia miafina ao ambany fandr....
Tahotra dia anisany zavatra mahazo ny olona.Sakakely, voalavo,biby kely, maizina,miakatra ny tohatra, toerana mangina.Ny toe-tsaina no voa.Tantarao hoe ny nahazo anao,moa ve afaka niala tamin\'io iana... suite
répondu par niryna le 08/01/2007 03:59
niryna ( 15/12/2006 16:32)
Samy nomen\'Atra talenta isika. Inona avy izany ?
Isika tsirairay avy dia nomen\'ATra fahasoavana.Misy ny nomeny iray ary misy nomeny maro.Ahoana no ampiasaina izany amin\'ny fiainana andavan\'andro? Fanontaniana hoe inona no talentanao ary ahoana no... suite
répondu par xxx le 12/01/2007 15:48
niryna ( 14/12/2006 17:28)
Menatra tsy sahy miseho vahoaka
Ny fahamenarana dia toetra iray mety mahazo antsika. Misy fomba ve atao ialany an\'io? Misy ny sarokenatra ka any amin\'ny havonavona no ataony.Misy ny tsy mihetsika eo amin\'ny toerana iray rehefa mi... suite
répondu par johanna17 le 04/09/2017 13:16
niryna ( 13/12/2006 07:30)
Ny eto Dago indray............
Tsy vitsy amintsika no efa nitety farintany, misy kanefa mbola tsy nahita ny rehetra.Tantarao ny toerana nandehananao ,inona no zavatra tsy fahitanao tany an-kafa,ny fomba, ny fiovana, ny fialamboly, ... suite
répondu par niryna le 19/01/2007 19:05
niryna ( 13/12/2006 07:25)
Tsy mahita tory fa mivadibadika !
Mahita toro-hevitra ve ianareo rehefa tsy mahita tory ny olona. Inona no atao na sotroina.... suite
répondu par niryna le 07/01/2007 04:38
niryna ( 13/12/2006 07:21)
Tiava ny fahavalona
Raha vao mahita ilay fahavalonao fotsiny ianao dia tezitra.Ny tenin\'i Jesosy anefa miteny hoe tiava ny fahavalona, mivavaha izay manao ratsy aminao.Ahoana no fomba hampiarinao izany amin\'ny fiainana... suite
répondu par methode le 11/03/2007 16:48
niryna ( 13/12/2006 07:13)
Ianao ve mba mora tezitra?
Misy olona vao jerena dia hita mivinditra ny tarehiny ,indraindray tsy mahataty ny tena fa mihomehy mijery azy tezitra. Inona re no mahatonga ireny olona mora tezitra ireny e!Inona no ataonao mba hamp... suite
répondu par niryna le 23/12/2006 02:00
niryna ( 13/12/2006 07:06)
Tantaran\'i Jesosy.Inona avy ny fahagagana nataony?
Amin\'izao andro ankalazan-tsika ny nahaterahan\'i Jesosy izao dia mety mahaliana ny mahafantatra ny fahagagana nataony talohan\'ny nialany teto an-tany.Mba afaka hitantara anay ve ianao e!... suite
répondu par niryna le 06/01/2007 03:07
niryna ( 13/12/2006 05:38)
Mahita fanafodin\'ny asma ve ianareo
Inona no tokony hatao raha voan\'ny asma ny olona.Sempotra tsy avy miaina ary kely ny fofonaina.Efa narahana daholo ny toro-hevitry ny dokotera ,ny fanafody sy ny tsindrona fa e! e!,ny vola foana no l... suite
répondu par ikaretsaka le 28/12/2006 20:40
niryna ( 10/12/2006 22:33)
Rakitra (fanatitra) sy ny am-pahafolon-karena. Azavao.
Fony mbola kely aho dia nisy fiangonana iray nanangona vola, volamena sy ny rojon\'ny olona tao am-piangonana.Rehefa votom-pinoana ny olona dia naname ity pasitera ny harena izay natao hoe am-pahafolo... suite
répondu par niryna le 05/01/2007 16:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0495