Liste des messages

Liste des messages, inserés par niryna, par ordre de date
niryna ( 18/01/2007 06:43)
Izay teneniny tsy ataontsika ary tsy asiany atao ataon-tsika
Mifanohitra ny sain'Atra sy ny sain-tsika zanany ka izay zavatra teneniny na asiany ataon-tsika dia tsy manao izany isika,izay zavatra rarany antsika tsy hatao kosa anefa dia vao maika isika mikiry ma... suite
répondu par prime le 23/01/2007 09:39
niryna ( 17/01/2007 18:25)
Soanja a aiza aky indry fa malahelo aky izahay a
Tena tsy hitako intsony i soanja tato ato kanefa izy no tena hery iray manosika ahy hanome hevitra eto.Sao dia mba hitanareo any izay rahavaviko izay e fa tena malahelo azy mafy aho:cry::cry::cry:... suite
répondu par dongadonga le 21/01/2007 08:11
niryna ( 14/01/2007 20:55)
Fiainana andavanandro mety hanampy antsika
Be ny zavatra izay mety ho kely kanefa manampy antsika. Akanjo voan'ny siligaoma na dovay,rarahan'ny menaka. Trano feno moka ka tsy tiana ho kakerin'ny moka ianao,inona no tokony atao. Zavatra hia... suite
répondu par niryna le 19/01/2007 20:29
niryna ( 12/01/2007 20:14)
Mifanohitra ve ireto sa misy fifandraisany
Misy ny fifaliana sy ny fandriampahalemana aty amiko, sy ny hoe aza matahotra fa homba anao mandrakariva aho.Raha ohatra isika ka manankina sy miaraka amin'i jesosy.Kanefa indray hoy izy tsy tonga han... suite
répondu par prime le 24/01/2007 12:59
niryna ( 12/01/2007 20:07)
Inona marina no tena atao hoe kristiana aminao
Raha atao hoe izay olona manaraka an'i kristy ka manaraka ny teniny ahoana no ...... Inona no hinoantsika ary maninona isika no mino? Raha miteny izy hoe izaho ao aminy izy ao amiko,ka raha tsy min... suite
répondu par prime le 01/02/2007 08:26
niryna ( 12/01/2007 19:26)
Mipi-maso,moa ve tena tia sa mitsakatsaka
Ny lehilahy dia mandreraka be na fantany izao aza ianao hoe manambady dia mbola mipi-maso anao ihany izy.Inona no antony ry ireto fa tsy iray na roa ary mandreraka be,mila miavonavona ve ianao ,sa man... suite
répondu par niryna le 21/01/2007 06:18
niryna ( 12/01/2007 17:48)
Ianareo koa ve mba efa tratry ity zavatra ity.Enga anie ka .
Maro iany ry ireto izay nivezivezena izay ary mahita ity olona andeha hody ity aho dia lasa ny saiko.Ianareo ve efa mba tratra rehefa mody dia misy mamaky ny valizy na misy tsy hita.Matetika dia Paris... suite
répondu par niryna le 18/01/2007 17:06
niryna ( 11/01/2007 18:21)
Ianao koa ve mba mitomany?
Indraindray misy toroteny mampidera antsika an\'Atra ka manangana ny voninahiny isika mihogahoga, na mandoalika, manandratra ny tanantsika ho avo dia avo.Misy anefa fotoana mampitomany ilay izy,inona ... suite
répondu par Zina le 30/01/2007 19:22
niryna ( 11/01/2007 18:14)
Fanalana ketrona amin\'ny maso, andrina, tenda, tanana
Misy fomba mety mahavonjy ve hanalana ireo ketrona amin\'ny tava sy tanana ireo? Aiza dia anao gants foana ve ny tena:cry:sy hanosotra izao tenenin\'ny olona izao:roll:... suite
répondu par niryna le 19/01/2007 19:48
niryna ( 11/01/2007 18:10)
Tanjona/Ezaka 2007 (tohiny) ,nanohy sa niverin-dalana?
Efa samy nilaza sy namisavisa ny revindrevin-tsika isika tsy aby moa notanterahan-tsika ireny:P:P sa dia niverin-dalana sy kivy ny fo:cry::cry:... suite
répondu par niryna le 25/01/2007 06:13
niryna ( 10/01/2007 17:09)
Inona no tombotsoa azonao eto..?
Ho antsika namana eto amin\'ny serasera,inona no tena mahavariana anao manokatra mijery ity serasera ity?... suite
répondu par niryna le 19/01/2007 20:39
niryna ( 09/01/2007 18:49)
Filokana.Maika ahazo volana haingana ary hanampy ny fiang..
Maro amintsika ny te-ahazo vola haingana ary dia miloka ka lany eo ny andro kely sy ny vola mety ilaina ao an-tokantrano.Voasoratra anefa io fa ny kristiana tsy mahazo miloka.Ahoana ny hevitrao :?:Mis... suite
répondu par niryna le 23/02/2007 01:42
niryna ( 09/01/2007 18:44)
Ny adi-tsaina, tebiteny,ahiahy.Vahaolana mahomby
Ireo zavatra telo ireo no saika mianjady amin\'ny fiainantsika isan\'andro.Misy vahaolana anefa mety hialana aminy.Alefaso ary ny dinika sy ny tafa fa tena liana izahay indrindra ny taona ity vaovao i... suite
répondu par niryna le 20/01/2007 05:12
niryna ( 07/01/2007 05:21)
Tsy misy olona afaka mankany amin'ny ray raha tsy avy amiko.
Teny mazava be io notenenin'ny tompo io.Raha marary isika hoy izy dia manantona ny diakonina sy ny olon'Atra hivavaka ,hanasitrana. Fa raha misy roa na telo ihany koa mangataka zvtra @ny anaraka dia e... suite
répondu par prime le 30/01/2007 12:14
niryna ( 06/01/2007 04:08)
Ny fomba fitaizana tanora,tsy vita mora ,mila fanampiana.
Vokatry ny zava-misy amin\'izao fiainana izao dia tsy mora intsony ny mitaiza tanora.Mila toro-hevitra.Misaotra mialoha... suite
répondu par niryna le 26/01/2007 16:51
niryna ( 06/01/2007 04:03)
Adi-tsaina, tebiteby,ity misy torohevitra mety ahasoa anao
Ny tebiteby sy ny adi-tsaina( stress) dia anisany mitarika aretina eo amin-tsika toy ny cancer, aretina mahafaty(deadly illness) ary mety ampahela ny fotoana hitsaboana sy hanasitrana ny aretina, ny f... suite
répondu par naughtyboy le 13/01/2007 16:07
niryna ( 06/01/2007 03:44)
Kodiaran-tsarety ity tany ity ka ny ambony mbola ....
Ahoana tokony izany,moa dia tena lasa ambony ilay ambany amin\'ny rehetra? Sa inona no tena fehin\'io amin\'ny fiainana?... suite
répondu par niryna le 19/01/2007 20:40
niryna ( 06/01/2007 03:23)
Inona tokony no mahatonga ahy eto an-tany?
Ny fahalalana ny zava-boarin\'Atra,ny rivotra tsy hita maso ka sempotra isika raha tsy misy azy.Vao tao ambohoka izaho dia efa fantany ny fisiako.Ny lalana izay hizorako dia efa fantany.Inona tokoa n... suite
répondu par prime le 25/01/2007 13:29
niryna ( 06/01/2007 02:43)
Fa maninona no sainga banga daholo ny olona ......
Zavatra tena mampalahelo fa na ankizy mbola tanora aza dia toa sainga banga daholo.Manontany tena aho mba fantatrareo ve ny antony sao misy vahaolana tokony hatao :cry::cry:... suite
répondu par niryna le 14/01/2007 20:05
niryna ( 05/01/2007 20:33)
Malemy ve ny tsinainy sy ny hodiny sa.....
Maro ihany izay namana mitety firenena izay fa rehefa mandeha mivoaka ny toerana hafa dia marary kibo foana.Na marary vokatry ny moka. Toy ny afrika, Trinidad, Inde, Mexico,Peru,Haiti sy ireo karazan... suite
répondu par xxx le 12/01/2007 23:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0452