Liste des messages
Liste des messages, inserés par niryna, par ordre de date
niryna
(
09/12/2006 06:21)
Mana nilatsaka avy any an-danitra
Mino sy matoky isika fa mamaly vavaka Andriamanitra amin\'ny fotoana izay tiany sy izay mahasoa antsika.
Misy anefa ny mailaka na urgent.Nisy amintsika ireo ve sendra zava-doza, olon-dratsy, nifanena...
suite
répondu par dailynews le 15/12/2006 16:47
niryna
(
06/12/2006 07:03)
Mamaly vavaka ve Andriamanitra.Mijoro vavolombelona
Maro ireo naman-tsika miroaroa ny sainy rehefa sendra ny patsa iray tsy omby vava.Mba afaka ny hijoro ho vavolombelona ve ianao fa mamaly vavaka Atra? Na taminao izany,na namana na olom-pantatra? Tant...
suite
répondu par prime le 03/01/2007 10:37
niryna
(
03/12/2006 07:36)
Ankoatry ny kristiana,mba liana ny finoan\'ny hafa izahay
Raha kristiana isika dia efa mahafantatra ny tantara ao anaty baibolin-tsika. Misy ireo mino ny fisian\'Atra sy jesosy Kristy fa manana ny finoany hafa,andriamanitra hafa tsy telo izay iray no hivavah...
suite
répondu par niryna le 01/01/2007 21:13
niryna
(
03/12/2006 07:30)
Mino ny fanaovana batisa ao anaty rano ve ianao?
Tamin\'ny mbola zaza isika dia noentin\'ny RAR natao batisa tao am-piangonana.Lehibe isika izao moa ve ianao mino fa mila atao batisa ao anaty rano na eny amoron-drano na ao am-piangonana ,miroboka ao...
suite
répondu par razaa le 09/12/2012 23:53
niryna
(
02/12/2006 06:27)
HAPPY BIRTHDAY JESUS! HAPPY HOLIDAYS!
Ho avy ity ny andro HANKALAZANA NY NAHATERAHAN\'I JESOSY(THE BIRTH OF JESUS),manao hazon\'ny noely mitantara ny nahaterahan\'i Kristy any am-piangonana ny ankizy. Manao sasakalina sy mandray kominio h...
suite
répondu par ikaretsaka le 26/12/2006 03:52
niryna
(
17/07/2006 19:51)
Hmm!
Maninona no mbola tsy miditra mandray anjara akory ny tena dia efa tsy mety tafiditra izay tiana ho resahina?Mety ho diso ve ny karan-dohany?
Jereo ity [b]Tsy mbola afaka manoratra
Vao minitra vit...
suite
répondu par niryna le 17/07/2006 21:41
